Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Harikoeli
(
14/07/2008 13:29)
Fanalana angadrano
Manaona daholo!
Za hoa ry reto naika mba hangataka fanampiana!za zany tena lasa be angadrano be mints !depuis 2mois teo ngamba zay !ny antony tsy de haiko loatra nefa za aloa niova shampoing eh!de in...
tohiny
novalian'i niryna ny 01/09/2008 21:31
makamisa
(
14/07/2008 12:48)
<>
Salut,
Miala any amin'izay izany ilay zavatra andrasan'ny Mpitia Basket Malagasy,manasa antsika rehetra izay tia mba hanohana ny antsika e,ankafizo ny antsika sa ahoana hoy nareo e..............
tohiny
novalian'i Ralay ny 01/08/2008 09:00
volatsara
(
14/07/2008 11:01)
JERRY MARCOS "tu me manque"
mbo adikao re io fa irainay am cabaret e e eeeee...
tohiny
novalian'i ainaheri ny 14/07/2008 17:41
volatsara
(
14/07/2008 10:04)
k' atao an'izany
k'atao an'izany
mba mangataka ny tonokiran'i Lola io azafady de aleo ampiana an'ilay Iny e anao koa e! merci davansy! ...
tohiny
badboy
(
14/07/2008 10:03)
Teny gasy 18 : harena sa sakana???
Ny atao hoe "nation" ([i]groupement de personne de même origine de même pays de même culture et de même langue[/i]) izay tanindrazana no dikany akaiky any amintsika dia toa mijanona eo @ ilay tany...
tohiny
novalian'i tsimati ny 15/07/2008 15:09
xxx
(
14/07/2008 09:07)
ontsa ny foko
Mampalahelo anahy mihitsy rehefa mba mamaky ny soso-kevitra sy ny vaovao ato ny tenako. Ny ampandroso ny tanitsika sy ny mba hampanakarena ny malagasy no tanjona nefa dia mifafatra any amin'ny fisiker...
tohiny
novalian'i tsimati ny 16/07/2008 14:35
todisoa2
(
14/07/2008 08:10)
fianar slammers
mlay beuuh le draftr ataon lisany. Tohizo fa efa hita fa tsara les slams. Bip up b d maereza. From a slamR!!!!...
tohiny
novalian'i zakilinina ny 31/08/2008 16:28
hery
(
14/07/2008 08:01)
Tratran'ilay soloky, inona no atao?
Salama daholo,
Nisy namana iray tratran'ilay mpisoloky araka ilay hafatra nalefako tao amin'ny namana http://namana.serasera.org/?rub=namana/hafatra&msgid=m4869bda9e08c6 dia mangataka hevitra aty a...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 15/08/2008 01:31
hery
(
14/07/2008 07:53)
Olana teo amin'ny tovana amin'ny hafatra
Nisy olana kely teo ho eo ny fandefasana tovana amin'ny hafatra ao amin'ny takelaka namana.serasera.org. Tsy mety lasa ny tovana.
Amin'izao fotoana izao dia efa milamina izany.
Miala tsiny be di...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 15/07/2008 15:30
lehilahytsyresy
(
14/07/2008 07:42)
fichier audio WAV avadika ho MP3
Hono ho'aho, sao dia mba misy mahafantatra hoe logiciel toy ny inona no afaka mamadika ny fichiers [u]audio[/u] [b]WAV[/b] ho lasa fichiers [b]MP3[/b] ?
Misaotra mialoha ho an'izay mety afaka manome ...
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 25/07/2008 15:54
malalatinasoa
(
14/07/2008 06:59)
Dinika manokana
Efa ela be no te-handray anjara @ dinika manokana blagues sy couples mixtes, tsy mety tafiditra mihintsy na dia misoratra anarana aza satria voalaza fa:
"Tsy mbola neken'ny mpandrindra andray anjara...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 14/07/2008 07:40
miantsoa
(
14/07/2008 06:53)
ho anjarako
manao ahoana daholo!
mba mangataka an'ilay hira an'i Tovo j'hay farany e: "ho anjarako"!
merci...
tohiny
novalian'i mikie ny 27/07/2008 17:33
ravatorano
(
14/07/2008 05:09)
RUGBY:voalohany izany izao ny maki amin'ny groupe misy azy !
Resin'ny 15 Maki Malagasy tamin'ny isa mavesatra ny Zebre Botsowanais omaly raha nifandona teo Mahamasina ry zareo tamin'ny sabotsy lasa teo ary tamin'ny isa 45 nohon'ny 15 izany !
Hita fa niova toko...
tohiny
novalian'i valikely ny 05/09/2008 11:59
niryna
(
13/07/2008 23:44)
Iza amn'ireto roa ireto lesy no alehako a:Vavolombelona !!
Efa naheno ve hianareo fa maro ny olona no miteny fa roa ihany ny lalana alehantsika rahatrizay ka miala ety isika ?
Narary ity fianakaviana iray ary dia tonga hatrany ny mpiandry mivavaka ho azy ary...
tohiny
novalian'i niryna ny 03/08/2008 04:02
Belami
(
13/07/2008 21:29)
Ao ambany sôsety
Mazoto mihaino
http://gasykamanja.com/clip_gasy/clip_malgache-0-0-ok-ao_ambany_sosety-eshm-635-0-0.html#clip
.
:wink: :-D :-D =)) =)) ...
tohiny
novalian'i ainaheri ny 20/07/2008 18:19
niryna
(
13/07/2008 19:19)
Petak'orona .mbola mety ho lava ihany ve ?
Tadidiko fahiny nisy appareil kely izay nafaran'ilay ramatoa taty an-dafy hono dia iny ilay ramatoa apetany amin'ny orony foana ilay izy rehefa alohan'ny andeha hatory izy.Taty aoriana tokoa hitako ...
tohiny
novalian'i niryna ny 25/07/2008 18:41
xxx
(
13/07/2008 14:44)
saxophone
misy olona malagasy mitsoka saxophone hono eto bordeaux ( gradignan) mba te hifakahita @nao vao mianatra saxo aho, toa hitako ianao t@ avril nisy concert d'assasax tao pessac ?
misaotra é !...
tohiny
ni81
(
13/07/2008 11:03)
Ny teny vahiny
Matetika isika rehefa mandre olona miteny frantsay, dia tonga dia [b]mitsikera[/b] raha tsy dia mahay loatra ilay olona...
...
tohiny
novalian'i ni81 ny 26/08/2008 07:58
badboy
(
13/07/2008 08:40)
Mety hoatr'ity hiran'i raphael ty ve no iafaran'i dago
http://videos.tf1.fr/video/musique/clips/clips_v/0,,3900285,00-raphael-feat-toots-nouveau-clip-adieu-haiti-.html...
tohiny
novalian'i badboy ny 13/07/2008 09:42
tsimati
(
13/07/2008 08:40)
Iza no lafo-vidy ZANAKA VAVY sa NY TANY ?
Resaka be ny fivarotana tany any Nosy-be ary malaza koa ny fisian'ny zazavavy kely mivaro-tena, ny firoboroboan'ny fivarota-tena sy ny fitomaniana hanambady vazaha. ka iza ary no manandanja sy lafo ko...
tohiny
novalian'i tsimati ny 14/07/2008 10:22
