Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Bola ( 19/07/2008 21:47)
Mofo gasy - Ramanonaka - Mofo grefy
Nividy kobambary aho hanaovana ilay godrodro nefa toa ho kely ihany no hampiasaina ka mitady zavatra hafa azo atao @ kobam bary... Tsaroako fa mila kobam bary ny manao mofo sira (ramanonaka) sy mofo ... tohiny
novalian'i lemurbaby ny 24/01/2010 17:10
fijo ( 19/07/2008 19:37)
misaotra letsy le beno an
dia niaraha naheno erantany moa fa dia nifona noho ny fahavoazana nahazo ireo ankizy niaran'ny herisetra sy fomba mamoehatry ny pretra pedofila i le beno tany kangoro. dia hoy aho hoe misaotra letsy... tohiny
novalian'i fijo ny 26/07/2008 20:27
Noue ( 19/07/2008 17:53)
Lune de miel, voyage de noces au Paradis !
ahoana moa zany hoe lune de miel zany ? somary gaga ihany manko aho hoe lasa lune de miel ny mpivady vao ! ahoana aza zany ? ny maha mpivady vao azy ve no azo lazaina hoe hanao volan-tantely ? ... tohiny
novalian'i Noue ny 25/07/2008 08:24
deric ( 19/07/2008 07:49)
PRAIS IN LIVE eto Fianar
Eto Fianarantsoa aho no miserana eto aminareo akama rehetra; misy vaovao maresadresaka ihany eto. Misy izany Groupe de Louange Feon'ny Ampiakarina izany eto, iray aminareo Sekta no misy azy (RHEMA). ... tohiny
novalian'i fijo ny 19/07/2008 21:17
Anah ( 19/07/2008 07:26)
sonnerie tel portable
Sao mba misy manana note musique azo atao sonnerie tel portable o? NA zavatra somary special e. Merci... tohiny
havanan ( 19/07/2008 06:20)
sms iray miverimberina isaky ny 30mn eo...
Manahoana daholo, Fa inona ry reto no mahatonga an'izany: sms iray miverimberina isaky ny 30mn en moyenne? Misy milaza hoe virus. Raha virus anefa dia virus avy taiza? Ary inona no fomba atao hanala... tohiny
siay ( 18/07/2008 20:51)
Mitady vehivavy
Mila mijery ny sarin'ireo vehivavy rehetra ato amin'ny namana serasera na aiza na aiza no misy azy.Misaotra mialoha.... tohiny
novalian'i riana06 ny 06/08/2008 12:27
siay ( 18/07/2008 20:43)
Sary rehetra
[b]Bold text[/b][color=red]Red color[/color][color=red]Red color[/color]tadiavina mba olona ho raisin'ny fo ho tiavina.[center]Centered text[/center]... tohiny
novalian'i ainaheri ny 06/08/2008 09:49
Bola ( 18/07/2008 18:26)
Petsay - Bok Chow
Misy mahay fahandro petsay ve ka nahandro tena gasy. Kanefa kosa tsy misy henakisoa...Tsy fady henakisoa fa ilay matavy iny mihitsy no tsy laitra na ny mijery azy aza... Ny fanaovan ny olona azy at... tohiny
novalian'i rose4u ny 19/10/2008 10:52
tenagasy ( 18/07/2008 18:12)
Maty hozatra kosa angamba?
Mankamamy! Tena miaiky aho fa tara ka tsy naharaka ny fisian'ito resaka ito: [b]ARRIERE[/b] ([b]arriéré[/b]) http://www.madagascar-tribune.com/Quand-les-fantomes-de-Bouake,7812.html : "" Un... tohiny
novalian'i tsimati ny 22/07/2008 13:20
myandersia ( 18/07/2008 15:05)
Mangataka tononkira
bjr! Mba handefaso ny paroles ny hira lohateny : Ilay takariva kely Mpihira : Solika ( navaoziny SAKELIDALANA ) Misaotra mialoha Mail: myandersia@yahoo.fr... tohiny
novalian'i ni81 ny 18/07/2008 17:03
onyhtiana ( 18/07/2008 12:52)
hangataka hira
salut dooly e! mbo hangataka anle tononkiran'i Shy'n ra mis manan e! le matsara za io an! bye dooly :* ... tohiny
Mihaingoandry ( 18/07/2008 12:38)
ilaina tokoa ny namana saingy raha namandratsy aleo tsy misy
ahoana ny hevitrareo... tohiny
novalian'i poteta ny 04/10/2008 07:24
ari.malala ( 18/07/2008 11:59)
rehefa manamasina rano
Miarahaba, Mba mahalasa ny saiko hoa e! refa le manamasina rano iny d mivavaka ny pretra hoe '"ary Elia mpaminany dia efa nasainao namafy sira tao anaty rano mba hampahavokatra azy" ka iza marina i... tohiny
ni81 ( 18/07/2008 11:14)
Nanao copie cd
Nanao copie cd t@ internet dia rehefa alefa @ chaîne ilay izy dia tsy mandeha, ary rehefa alefa @ lecteur DVD koa dia misy sary fa tsy misy feony na kely aza nefa hitany eo avokoa ireo lohateny. Ka m... tohiny
novalian'i ni81 ny 18/07/2008 17:56
badboy ( 18/07/2008 10:58)
Sept conseils pour faire rimer amour et toujours
Tsy haiko hoe iza ilay mpanoratra fa dia ity no nomeny: [b]Vie de couple Sept conseils pour faire rimer amour et toujours Disputes, infidélité, routine... la vie à deux n'est pas un long fleuv... tohiny
TANALAHY ( 18/07/2008 08:55)
FANDRAHARANA
KINTANA TELO. FANDAHARANA... tohiny
novalian'i ni81 ny 18/07/2008 09:02
xxx ( 18/07/2008 06:12)
rajou
w3.fotolog.com/henry12 www.fotolog.com/henrydouze / www.fotolog.com/rajou_12... tohiny
lalah08 ( 18/07/2008 05:44)
fanontaniana
'Zaho mba te hifanerasera @na mpanakanto eto Madagascar (DADAH @ tarika MAHALEO), manana ny adiresiny ve ianareo, sa inona no tokony hataoko? Misaotra... tohiny
novalian'i aloalo ny 18/07/2008 11:52
LazaDaddy ( 18/07/2008 03:55)
Mpianatra tany Abilene
Fomba famporisihina sy fanatsarana ny tontolon'ny fampianarana ary mitondra fandrosoana any amin'ny firenena maro ny "study loan". Izany hoe omena vola ny ankizy hianatra fa rehefa vita ny fianaran... tohiny
novalian'i penguin ny 21/07/2008 16:36
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.8819