Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
tsimati
(
22/07/2008 00:50)
Ny andrina no tsy naniry volo ra-kidoropamba..ny henatrolona
Tsy mba menatra ve ry kidoropamba amin'ity manipy nefa mandamoaka ity. Mitoraka tsy mahavoa, mitifitra midona amin'vato dia miverina any aminy, nalefa any andanitra mbola miverina mamono ny tenany iha...
tohiny
novalian'i tsimati ny 22/07/2008 12:46
xxx
(
21/07/2008 23:37)
fa rehefa bevohoka ve...
o ry reto a. mbola vao iray volana fotsiny ny kiboko. anefa izaho tena reraka be sahady. tsy te hanao na inona na inona hafa tsy ny matory dia mihinana.
ny lamosiko marary.
dia voatery hiala amin ...
tohiny
novalian'i malalany ny 30/09/2008 09:25
Bola
(
21/07/2008 21:58)
Sakafo any Mada sy aty ivelany
Asa na efa mba misy mahamarika ity:
izaho sy ilay zokiko iray izay ary namanay iray rehefa mody any Madagasikara dia tsy mba manao regime izany ...tsy dia mahatandrina be no tena tiako lazaina. Ohatr...
tohiny
novalian'i rose4u ny 19/10/2008 10:32
Bita
(
21/07/2008 17:55)
SMS (message}
Nandeha nanao mission lavitra hono ity rangahy manambady iray. Ary tonga tany izy dia nahazo sms t@ vadiny hoe: "AZA ADINO FA MANAMBADY IANAO AN!" Dia hoy ny navaliny hoe: "TONGA TARA LOATRA ILAY MESS...
tohiny
novalian'i SHOAN ny 05/08/2008 13:20
kidoropamba
(
21/07/2008 16:39)
Mafy ny fiainana: Tonga ireo mpamelona hozatra maty
Io ary fa vaky bantsilana ilay resaka satria misy mampiseho ny fahaizany mamelona hozatra maty indray.
Misy hidiran'ity maligasizasion, ny dadarabe sy lelidec ve ity resaka fahaizana manokana amin'n...
tohiny
novalian'i tsimati ny 23/07/2008 17:45
penguin
(
21/07/2008 16:04)
Manenjika,mitranga lela, reraka matihozatra ny mpanohatra
oooooo Tsy mbola azo ihany ve ry kidoropamba fa laozana manao resaka blabla fotsiny e? Manenjika nefa reraka tsy mahazo kidoropamba ka ny hozatra no maty....
tohiny
novalian'i tsimati ny 22/07/2008 00:45
salopard
(
21/07/2008 15:31)
Ra8, ady gasy,bizness gasy, malgachisation
Resaka gasy indray zao no adiko, toan'ny t@ 1975-1989, faha-ratsiraka:
[b]-bizness-gasy:[/b] amidiko ny ronono-na kisoa, ronono-na voalavo, na rononon'olona koa, na ny an'ny zanako aza , mba hampiak...
tohiny
novalian'i tsimati ny 22/07/2008 13:15
hiti
(
21/07/2008 13:43)
ny olon-tiako sa ny vadiko
narary fo ny reniko ary tsy tiany mihintsy ilay olona niaraka tamiko talohan'ny vadiko. Voatery aho mba tsy ahafaty azy tampoka nitady olon-kafa.Efa amanam-bady aho izao ary mahatsiaro ilay olon-tiako...
tohiny
novalian'i einstein ny 30/07/2008 15:11
kidoropamba
(
21/07/2008 13:36)
Maty hozatra hono ireo mpanohana ny filoha Ravalomanana
Manao dokambarotra ingahy ranitse fa [b]maty hozatra daholo hono ireo mpanohana ny filoha hajaina Ravalomanana rehetra[/b].
Izany koa raha bandy hanohitra bontolo kanefa kamo be tenda marina an!
...
tohiny
novalian'i tsimati ny 23/07/2008 15:40
rakaroka
(
21/07/2008 12:23)
Hommage à Tiana
'Ndriiiiiuyyyyyy :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry:
dia lasa sahady akia 'ndry koh :x :x :x :x :x :x
[url]http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?opti...
tohiny
novalian'i rakaroka ny 22/07/2008 18:21
ainaheri
(
21/07/2008 12:01)
Mahaontsa ny mihaino azy klé
Tiko lotra ty hira ty d naleoko nozaraiko eto http://www.dailymotion.com/video/x4vum0_masoko-manganohano_music...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 08/08/2008 18:22
narima
(
21/07/2008 07:15)
voninavoko "raozy mavokely"
mba mangataka ny tonon'io hira io maika azfd ze manana...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 22/07/2008 12:04
LazaDaddy
(
21/07/2008 06:45)
raha samy sakafo ihany...
Efa mba nanandrakandramako daholo ihany fa tsy mbola nahita matsiro noho ny sakafo avy any Azia Atsimo Atsinanana aho....
tohiny
novalian'i rose4u ny 19/10/2008 10:32
MARK07
(
21/07/2008 06:03)
Arahaba
Manahoana,
mba mangataka ny tononin'ny hiran'i MAMY BASTA "Arahaba"
Misaotra betsaka mialoha....
tohiny
novalian'i ainaheri ny 22/07/2008 18:24
badboy
(
21/07/2008 06:01)
Ny mahamalagasy : inona??
Mitroatra daholo raha vao misy hevitra mibiloka ampisehon'ny vahiny na eo antoerana satria hoe manao tsinotsinona ny mahamalagasy!
Fa inona aloha ilay hoe mahamalagasy??? Inona avy eo no zavatra ho...
tohiny
novalian'i tsimati ny 24/07/2008 01:22
ainaheri
(
21/07/2008 05:55)
Tiako ianao(Na ara-tokantrano io na @ fo madio)
Manontany tena aho ndrai² oe,maninona no nisy io teny io; [b]Mitia,tia,fitiavana sns.....[/b] ohatra ny mampijaly ny fisiany,iza nop tsy nandalo an'zany??...
tohiny
novalian'i mirianah ny 24/07/2008 10:14
nygasysoafifameno
(
21/07/2008 02:06)
HERY ROA MANGEJA ANATY FAHANTRANA an'i MADAGASIKARA
Antso ho antsika malagasy tia tanindrazana maniry ny hahafantatra ny tena zava-misy: ireo HERY ROA mangeja an"i Madagasikara anaty fahantrana
Ho antsika maniry hitondra miakatra hoa avo ny tena ho fa...
tohiny
novalian'i tsimati ny 22/07/2008 12:56
miranto81
(
20/07/2008 23:00)
dessin amine gasy
http://www.youtube.com/watch?v=FZzLiX6XDEo
:lol: ...
tohiny
novalian'i cutie ny 05/08/2008 23:36
ni81
(
20/07/2008 06:32)
Ravitoto sy voanjo
Zavatra ilaina:
-ravitoto
- voanjo manta 200g
- tongolo lay
- sira
- menaka
- rano
Alaina ny ravitoto dia asiana rano mahadifotra azy, ny voanjo kosa amin'izany dia efa totoina miaraka @ to...
tohiny
novalian'i lemurbaby ny 24/01/2010 17:06
