Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
kidoropamba ( 24/07/2008 09:55)
TSY RARINY! Hajao ny demokrasia eto @ serasera!
[u]Efa nolazaiko teto izy ity fa averiko indray[/u]: [u][b]Raha azo atao dia mba ataovy vidim-pidirana eto @ serasera[/b][/u] fa misy [i][b]tsy ara-drariny eto satria "omena" an'i namana Tsimati foana... tohiny
novalian'i imbatake ny 24/08/2008 12:15
Rakotosonoa ( 24/07/2008 08:42)
ento angeh
ina ngah no ilazana ireny ola mamany am ireny toerana tsy azo ipipizana ireny. rehefa misy soratra eo tsy azo naovana maloto eto dia vao maika eo izy no manao ny malotony? ... tohiny
ari.malala ( 24/07/2008 06:03)
mety atao ato ve ity?
Miarahaba antsika rehetra, Tsy haiko ry reto na mety atao ato ity, fa za mba mila fanampiana amintsika eto Madagasikara azafady, mba mitady maikamaika azafady olona hiasa sy hiandry zaza ( zaza ... tohiny
novalian'i dadabe ny 14/08/2008 09:23
badboy ( 24/07/2008 04:02)
Arahabaina fa nahazo fanampiana avy @ frantsay ny MAP
Nitondra vao² mahafaly ny ministra frantsay Joyandet satria nahazo fanampiana ny MAP!! Aza miady vitana @ akoho : frantsay no teo, izy no eo ary izy no mbola ho eo!! Vive lafrantsa renimalala!!... tohiny
novalian'i tsimati ny 25/07/2008 03:17
LazaDaddy ( 24/07/2008 02:17)
Ady amin'ny fakam-panahy
Torohevitra ahoana ry zalahy no omenareo ahy mba "tsy haniry vehivavy ao am-po"? Tena resin'ny fakampanahy foana aho mantsy tato ho ato. :? ... tohiny
novalian'i fijo ny 01/08/2008 21:38
zandikely ( 24/07/2008 00:48)
Mpianatra sasany @ Ambaratonga Ambony Madagascar mahamenatra
Somary mahagaga sy mahamenatra iany maheno matetika saika isakin'ny faritany maheno fa niady sy mikorontana indray ny mpaianatra avy amin'ny faritra X sy ny faritra Y e. Mpianatra amin'ny Ambaratonga... tohiny
barakobama ( 23/07/2008 20:46)
matsiro ny gasy
zô's lôm tafakirija d'oz lôm oe "matsiro b ni jô gasi", de zô nikôz an lôm oe "le mendimendi (timaintimain) sa le tsi masaka tsara (tsifotsifo). d'oz lôm oe "ni mendi mafana ni tsi masaka mats... tohiny
novalian'i pp87 ny 08/09/2008 07:29
xxx ( 23/07/2008 19:48)
recipicéé ve azo andehanana any dago
azo andehanana any dago ve kay ny recipicéé ; tsy le recipicéé 1 ; fa efa manana 1an de tapitra ny 1an de ni-renouvelena fa mbola tsy nivaly fa le 3mois reny aloha nefa izaho andeha dago ... tohiny
fijo ( 23/07/2008 18:28)
rapasy an aza variana mitory teny ....
variana mitory teny rapasy de hadinony ny fitaizana ny zaza.loza le "Antsirabe Zanaka mpiandry no tontakely ao am-piangonana mercredi 23 juillet 2008, par Princia R. Imprimer cet article En... tohiny
Bola ( 23/07/2008 18:22)
Finday eo am-pamiliana
Najanon ny polisy ity ramatoa iray fa tratrany mampiasa finday eo am pamoivoizana.... Mi park eo @ sisiny ramatoa, tamy ngahy polisy. Papiers aza fady. Ramatoa: fa inona no olana Polisy: nampiasa f... tohiny
novalian'i Bola ny 05/08/2008 23:17
Njainjai ( 23/07/2008 15:43)
vehivavy manambady vazah
miarahaba antsika tsy aiko ra efa nandalo teto ty sujet na ahoana fa mba lasa iany ny saiko. interet v sa fitadiavambola sa fitadiavana nationalité fotsiny zao le oe manambady vazah. Tsy mamely aniz... tohiny
Kapistra ( 23/07/2008 15:20)
Ilay anarana ps tohiny.
Eritreritra nandalo : Tena mba nanambina ny filohantsika hono ilay marika 77(fito sy fito).Nasiany an’io marika io daholo io ny numeraon’ny fiarany sns,Dia izay hono no nahatonga ny anarany hoe ... tohiny
novalian'i 08051972 ny 30/07/2008 17:43
Lejoba ( 23/07/2008 14:02)
les Adeline fa tsy Fils d'Adeline
Salama daholo ô Mpankafy les Adeline aho dia te hanamarika hoe tsy Fils d'Adeline toa ny voasoratra ao @ radio vazo gasy no izy fa les Adeline. Sady ilay fils d'Adeline (i Sarobidy io) efa tsy ao a... tohiny
novalian'i ainaheri ny 23/07/2008 14:16
xxx ( 23/07/2008 13:58)
logitiel anti-moustique
[url]http://www.pcastuces.com/logitheque/antimoustique.htm[/url]... tohiny
novalian'i tsutsu ny 18/12/2008 10:29
diamondra27 ( 23/07/2008 12:33)
fomba fiteny
Misy afaka miteny eto ve we na an-kafaliana na an-karatsiana ny fomba fiteny rehefa misy zava-miseho mba te-hampita izany amin'ny ankizy fa nanadino e , sasatsasany ihany no tadidy ohatra we ref... tohiny
novalian'i ar16 ny 08/02/2016 03:20
xxx ( 23/07/2008 12:09)
Miara-mipetraka @nkavana
Mba toroy hevitra aho ry reto a! izaho vao vita mariage 2taona lasa izay, manan-janaka 9mois izahay mivady, ary mipetraka ao @ tranon-dray aman-dreniko. Marihiko fa izahay telo mianaka irery miaraka @... tohiny
novalian'i Nanoo ny 30/07/2008 11:12
totsy ( 23/07/2008 12:01)
Havana
Hatraiza no atao hoe Havana amin'ny Malagasy ????,... tohiny
Lek ( 23/07/2008 11:29)
Audio avadika MIDI
Misy ve logiciele gratuit mamadika fichier audio ho MIDI za mantsy manana feonkira nampanaovina musicien de tiko avadika MIDI lay izy mba ho afaka vakina @ clavier Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i wanalen ny 11/09/2008 15:37
serena ( 23/07/2008 10:30)
Lasa
Nisy rangahy nitaingina moto de nandeha mafy be izy farany accidente de nahavoadona trano vato fa ny nahagaga de lasa trano bozaka ilay trano vato ary ilay moto lasa soavaly ,de zao ilay rangahy ary l... tohiny
novalian'i serena ny 07/08/2008 04:30
ari.malala ( 23/07/2008 09:12)
Une déesse à Antanimora
http://www.laverite.mg/actu1.htm Un physique de rêve, une beauté à faire picoter la peau, une sveltesse enivrante, une élégance déroutante, etc. Les mots et phrases ont manqué à ses victime... tohiny
novalian'i endrika01 ny 20/08/2008 19:40
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.1801