Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxxxxx
(
27/07/2008 10:22)
Inona no tokony hataoko
Sahirana ny saiko fa tsy tian'ny rafozako mihitsy aho. Ny hitako fa mahatonga izao olana izao dia satria izy ireo niara-nipetraka foana taloha, ka nony nivady izahay dia niverina nipetraka @ zanany ha...
tohiny
novalian'i ni81 ny 30/07/2008 12:38
badboy
(
27/07/2008 08:58)
Herizo RAZAFIMAHALEO : naninona no tsy nety lasa Filoha gasy
Raha jerena ny fianarana vitany (Harvard...) sy ny orinasa voatsangany dia isan'ny olona kinga saina ary mpahay mibizina Herizo RAZAFIMAHALEO!! Miaiky daholo ny mpisera fa isan'ny olona mety nahavita ...
tohiny
novalian'i tsimati ny 03/08/2008 05:56
LazaDaddy
(
27/07/2008 00:17)
Iza no sahy handrava ny didy folonay roa?
1) Tianay Jehova Andriamanitra, mino sy miara-mivavaka isan'andro izahay
2) Tiako ny sipako ary izaho tiany, tiako ny zokiny, tiako ny ray aman-dreniny :)
3) Tiako ny fianakaviako sy manodidina ...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 12/08/2008 14:12
xxx
(
26/07/2008 20:34)
manambady vita soratra ve tokantrano maso.
raha ianareo no eo @ toerako inona no ataonareo? manambady aho fa vita soratra fotsiny efa misy zaza iray izahay 2an ; ny olanay tsy nahavitana mariage de nohon'ny tsy fahampiana teo aminay fa ho...
tohiny
novalian'i hery ny 31/07/2008 07:52
endrika01
(
26/07/2008 09:14)
TENA FAHALALAM-POMBA VE?
Fa mampaninona kay,ny fanasiana rà hatrany ambany @sakafo?Tsy famosaviana ve izany?Malagasy namako be eto aminy toerana hipetrahako,no mitantara fa ilay philipinina miara-miasa aminy,tratrany foana m...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 10/08/2008 09:02
todisoa2
(
26/07/2008 08:39)
lasa i mr Zouzou
Maty omaly maraina, t@ 2 ora teo hoeo Atoa Herizo Razafimahaleo. Banga iray indray ny mpitarika ireo antoko mpanohitra. Tsy vitan'izany ihany koa satria very olo-manga ihany koa i Madagasikara malalan...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 28/07/2008 07:00
papoussia
(
26/07/2008 07:16)
Ahaona ny hevitrareo amin'ny Film
Tsy haiko aloha nareo na efa nahita ilay Film fa ra mbola tsy nahita de tsara ra mijery vao manome hevitra eto
ny Sombiny dia izao misy vehivavy roa mpinamana be de tsy miteraka ny iray , de nomen'...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 28/07/2008 13:14
ni81
(
26/07/2008 06:28)
Ny rafozana sy ny vinanto
Heno matetika ny fifandraisana ratsy eo @ rafozam-bavy sy ny vinanto vavy ary tsy vitsy no mitaraina. Toa mahagaga anefa fa ny rafozam-bavy sy ny vinanto lahy mba mahay mifandray tsara ihany. Inona no...
tohiny
novalian'i fitiatantely ny 04/12/2008 13:22
sff
(
26/07/2008 04:50)
ny hiram-pirenena malagasy
Ampahalalaiko anareo fotsiny ny zavatra notenenin'ny namako ahy dia am-bava omana.
Tamin'ny 1958-1959 no lany ho hiram-pirenena malagasy ny "Ry tanindrazanay malala". Nahazo ny laharana voaloha izy, ...
tohiny
novalian'i sff ny 13/08/2008 05:25
Bola
(
26/07/2008 00:30)
Immatriculation consulaire
Asa mety efa betsaka no mahay fa fampatsiahivana fotsiny ho an ireo malagasy miaina aty ivelany hoe aza adino ny mi- s enregistrer ao @ ambassade malagasy any @ izay tany misy anao. raha mamaky isika ...
tohiny
novalian'i zoukimi ny 10/08/2008 20:52
Bola
(
26/07/2008 00:22)
Biby omena anaran olona
Mba nahamarika ve nareo fa ny alika sy sakan ny olona aty ivelany omen dreo anaran olona...Ny any Mada manko atao anarana hafa toy hoe Baloo, Blacky, sy ohatra izany...Aty anefa dia anarana fanome olo...
tohiny
novalian'i RATOVOARY ny 29/07/2008 07:43
fijo
(
25/07/2008 20:25)
efa tena mafy ve sa....
indroa izao tato anatin'ny tapabolana taty frantsa no nisy zaza maty tao anaty fiara,satria hadin'ny ray amandreniny tao.ny andro mafana ny fiara mihidy.
ka le fiainanave no efa mafy loatra,sa le z...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 05/08/2008 05:57
xxx
(
25/07/2008 19:50)
fipetrahana miaraka @rafozam-bavy mety ve
raha nareo no eo @toerako ahoana no ataonareo ; mitalaho ny hipetraka aminay ny rafozako (vavy) tsy hitako nefa ze atao satria ela ny ela tsy maintsy hisy ny olana nefa ko adidy izy ...
tohiny
novalian'i aloalo ny 31/07/2008 04:50
haritianah
(
25/07/2008 18:57)
mitady re7 fanaovana sosison zafady
Zé mba mahay manao an'io na manana re7 mba omeo zà azafady....
tohiny
novalian'i rose4u ny 19/10/2008 10:31
fijo
(
25/07/2008 18:47)
hay hay hay fihaonam be
"Taratasin’ny Mpamaky
Fiangonana mandrava didy folo
vendredi 25 juillet 2008
Imprimer cet article Enregistrer au format PDF envoyer l'article par mail title=
« Miantso ireo mpitondra f...
tohiny
novalian'i fijo ny 13/08/2008 22:25
niryna
(
25/07/2008 18:35)
Fanontaniana/valiny,fanontaniana /mi-panic !!!
Tamin'ny mbola kely isika hoy ity olona iray rehefa anontaniana zavatra dia mamaly aingana,nampianarina izany isika hamaly eo noho eo ary asiana ora mihitsy ilay famaliana azy.
Toa izany koa hoy izy ...
tohiny
novalian'i 08051972 ny 30/07/2008 17:05
Njainjai
(
25/07/2008 16:45)
Vinanto Sahirana
Miarahaba antsika rehetra
ambarambarao @namana ono ny olana fa so mba mety hisy valiny mahaso iany e. Izay no mahatonga za anoratra ka mba ampio re fa aza latsaina e
Manana sipa iray ze tena tiako s...
tohiny
novalian'i bazylou ny 03/08/2008 16:41
verohasina
(
25/07/2008 14:31)
Tena tia
Bjr mba mangataka anle hiran'i ZAY le oe TENA TIA merci (l) ...
tohiny
bazylou
(
25/07/2008 14:30)
jereo
www.iarivo-town.mg
fa na ity site an 'antananarivo ity aza dia frantsay rano iray no ao , nefa ianao mizity hoe anti vazaha , lelidec, ondry e, maketsy makeroa e::...
tohiny
novalian'i tsimati ny 29/07/2008 14:23
badboy
(
25/07/2008 11:22)
Tsy misy ny fakampanahy
Tsy misy ny fakampanahy fa safidy ny handeha na tsy handeha no misy!! ;-) ;-) ;-) ...
tohiny
novalian'i prime ny 18/08/2008 10:26
