Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx ( 29/07/2008 21:22)
Nadal
Mba manontany tena foana izà rehefa mahita an'i Rafael Nadal fa toa tsy mba mety reraka ohatry ny namany mihitsy ledala. Na ny musculatureny, na ny technique pratiqueny dia mila fisika daholy..nefa i... tohiny
novalian'i Ralay ny 01/08/2008 08:58
xxx ( 29/07/2008 20:52)
ny fanafody vidina eny @ ireny mpivarotra tapa-kazo ireny
ny fanafody vidina @ ireny mpivarotra tapa-kazo ireny ve kay naman'ny manompo sampy ihany... tohiny
xxx ( 29/07/2008 20:50)
fa ahona, no, fafana ny mba dinika soratako
manin kay no fafana ny dinika soratako... tohiny
novalian'i ainaheri ny 04/08/2008 16:14
blogy ( 29/07/2008 19:48)
ny fanafody vidina @ ireny tapa-kazo ireny ve?
hono hoa ireny fanafody vidina eny @ireny mpivarotra tapa-kazo ireny ve raha entina hiarovan-tena de manompo sampy ... tohiny
serena ( 29/07/2008 18:42)
inona no atao hoe voaloham-pitiavana
Tsy azoko mihitsy e,ilay olona nanoroka 1 ve sa ilay olona nanaovana firaisana 1 no atao hoe voaloham-pitiavana ,manantena valiny mahafa-po avy aminareo e :twisted: ... tohiny
novalian'i fijo ny 14/08/2008 20:31
fetrannie ( 29/07/2008 12:51)
lalatiana
manina be anao za aty lavitra aty... tohiny
novalian'i xxx ny 30/07/2008 05:22
ni81 ( 29/07/2008 12:35)
Fiarovana ny voninkazo tsy ho hanin'ny sifotra
Matetika dia lanin'ny sifotra, lelosy ny voninkazo eo an-jaridaina ka ity misy hevitra kely azo atao. Alaivo ny lavenona dia afafazo eo amin'ilay zaridaina. Azo afafy @ ireny sifotra sy lelosy ireny ... tohiny
novalian'i mirana5 ny 18/09/2008 10:02
nixmetal ( 29/07/2008 12:26)
SPI BLUES
Ireo tononkira vaovao sy mandeha matetika daholo no misy, fa ny tena interessant dia ireo hira taloha tsy henoheno firy intsony... tohiny
Kapistra ( 29/07/2008 10:43)
dinika fiiavana madio
Ity 'zany mba misy torohevitra kely ho an'ny mpifankatia e! Natao hoan'ny lehilahy izay mikasa ny hanambady ihany ity a!. Raha tianao hisaintsaina anao izany ilay olon-tianao dia;rehefa mihaona 'zan... tohiny
novalian'i Kapistra ny 29/07/2008 19:26
Kapistra ( 29/07/2008 10:33)
dinika fiiavana madio
Ity 'zany mba misy torohevitra kely ho an'ny mpifankatia e! Natao hoan'ny lehilahy izay mikasa ny hanambady ihany ity a!. Raha tianao hisaintsaina anao izany ilay olon-tianao dia;rehefa mihaona 'zan... tohiny
notron ( 29/07/2008 09:52)
Nahoana no maty i Herizo Razafimahaleo?
Salama daholo!! Araka ny efa fantatra sy voalaza atsy ambadika dia olona manam-pahaizana i Herizo Razafimahaleo. Tsy matahotra miteny ihany koa izy. Ary tsy irony olona miteniteny foana na mpanao b... tohiny
novalian'i tataka ny 14/08/2008 17:39
Kapistra ( 29/07/2008 09:52)
dinika fiiavana madio
Ity 'zany mba misy torohevitra kely ho an'ny mpifankatia e! Natao hoan'ny lehilahy izay mikasa ny hanambady ihany ity a!. Raha tianao hisaintsaina anao izany ilay olon-tianao dia;rehefa mihaona 'zan... tohiny
rhh ( 29/07/2008 09:47)
FITIAVANA
Lalina ihany ity fitiavana ity ry zareo ah ! tia eo tia nefa ny tena olana hainareo moa lay hoe : " L'amour devient haine " haitraiza ary ny halalin'io fitiavana io fa amiko aloha dia rhf fitia tsy mi... tohiny
novalian'i rhh ny 31/07/2008 06:55
tenagasy ( 29/07/2008 09:28)
Mba tsarao hoe azafady!!!
Notsatoany antsy ny kibony, avy eo nodidiny ny tendany Voadidy lalina ny tendany ,loaka ihany koa ny kibony manoloana ny foatrany ,antsy lava lela maranitra mihosindra no teo akaikiny ,efa tsy mahats... tohiny
novalian'i sipagasy ny 21/08/2008 20:23
entomitohi ( 29/07/2008 09:25)
Mama nirina
Mirary soa? Iza amintsika eto no mahalala mikasika an'i Mama nirina. Misaotra.... tohiny
novalian'i bor2lais ny 15/08/2008 08:04
badboy ( 29/07/2008 07:35)
Helo antany : kaontinaonta afrikana
Voalaza fa ny helo dia fijaliana tsisy farany : efa taonjato 1 izao farafahakeliny no hianan'ny kaontinaonta afrikanina ao anaty fijaliana tsy farany!! - Ady lava tsisy farany harahin'abibiana mampih... tohiny
novalian'i fijo ny 06/08/2008 21:30
missel ( 29/07/2008 07:34)
foza orana
mba alefao aty amiko... tohiny
lemenakely ( 29/07/2008 06:43)
"Bordel" tsy tena mazàva.......
Ireny olona ireny tena BORDEL be mihintsy !!!! Raha @ teny frantsay mantsy ny bordel na maquerelle na maison de passe dia trano fanaovan ny mpivaro tena ny ataony ! Donc raha mandika ny teny ets... tohiny
novalian'i rinakely1 ny 05/08/2008 19:56
RATOVOARY ( 29/07/2008 05:35)
Fahazarana
Slt dôly! Mba misy afaka milaza ve hoe inona no fihetsika tsy mety afaka aminy ( lasa fahazarana ) rehefa mandeha eny an-dalana na ho aiza na ho aiza de mandeha ho azy izy io? Oh ny ahy zao de le ... tohiny
novalian'i nacl ny 08/08/2008 06:49
LazaDaddy ( 29/07/2008 03:53)
Kung Fu Panda
inona no tena itiavan'ny sipa an'io film io e? "There are no accidents"... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.6791