Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Bocassa ( 31/07/2008 14:37)
kifafa
Nirahin'ny reniny i Lita: -mba alaivo kely le kifafa atsy an'efitra atsy ry Lita a! Lita: maizina be ane ao ry neny e, za matahotra Neny: aza matahotra fa ao ane Jesosy e! Lita: (sady nijoro teo am... tohiny
novalian'i Bita ny 02/08/2008 13:27
xxx ( 31/07/2008 13:17)
hafata miafina ambadikiny hira : SUBLIMINAL
manaona daolo 1 - efa henonareo ve fa misy mpihira ary ny ankabeazanireo mpihira malaza be ireny dia nanao fifanekena na pact taminy satana 2 - ny hira sasany raha henoina mivadika dia misy hafaka ... tohiny
novalian'i prime ny 18/08/2008 11:34
tsimiova ( 31/07/2008 11:28)
ho anao irery ihany (Mme Henriete)
Fahasalamana daholo? Saika tsy tafiditra fa tafiditra indray fa voalaza fa diso ny teny miafina Mba saika hitady tonon-kiran'ilay hoe "ho anao irery ihany" hirain'i Mme Henriette raha misy manana.... tohiny
novalian'i ni81 ny 31/07/2008 16:48
ratonga ( 31/07/2008 11:13)
ramilison besigara
http://www.dailymotion.com/related/x4yiry/video/x5fl73_hianatra-sa-hanambady-ramilison-bes_music fa mlay ny hira gasy an!! :wink: ... tohiny
zandikely ( 31/07/2008 10:15)
Lany Fotoana amin'ny fanarenana
Hoy ny gazety Madagascar Tribune le 31 Aout 2008: Lany fotoana amin'ny fanarenana ny zavatra nosimbaina ny Mpitondra Any ivelany indray ny filoha Ravalomanana. Midinika momba ny ahasoa ny firenena,... tohiny
novalian'i ni81 ny 07/08/2008 14:47
padresy ( 31/07/2008 08:34)
fara andro
SLT daolo nareo v ts mahita fa efa akaiky ny farany? satria efa mipoatra daolo l nolazain'ny APOKALIPSY ... tohiny
kidoropamba ( 31/07/2008 08:11)
Voan-dAlana avy any Libia, tanzania sy GabonE
Tena miaiky aho fa marani-tsaina be ny filoha hajaina, malagasy, Ravalomanana ka. Miaiky dia miaiky mihitsy aho. [u]Vaovao Mahafaly hoantsika malagasy[/u], indrindra fa izay milaza azy fa sahirana... tohiny
novalian'i karavasy ny 04/08/2008 16:49
Noue ( 30/07/2008 18:58)
rakitra
miarahaba, somary variana ihany aho raha nanatrika fotoam-pivavahana protestanta. tsy aiko ilay fomba fanaterana sa fanaovana rakitra fa dia variana aho. ery aloha be ery dia misy sac 3 , ny ... tohiny
mozart ( 30/07/2008 17:31)
Hiran'i Rastefa
mba mangataka ilay hiran'i Rastefa ( Betsileo) "mbaomeo ny akama, raha tinao ho tamàna ,@ty tanàna......." ... tohiny
08051972 ( 30/07/2008 16:32)
je suis Malgache et je suis fière de l' y être
Mazana ny Gasy rehefa mipetraka aty @ firenena mandroso dia menatra raha misy mahalala fa Gasy!!! Mampalahelo ny toentsaina toy izany sa ahôna hoy ianareo?... tohiny
novalian'i ni81 ny 22/08/2008 20:04
bazylou ( 30/07/2008 15:15)
esy e!!! mapme be ,
nanjavona ny saosy fa ny tetika teo ambony vavahady ihany dia nizity be!!!! beuurrrk. , mapme be le ra8 and co anareo fa diso financementTsy namely ny businessplan, fa nirefotra tary....... :-D :-D ... tohiny
novalian'i Rabirinao ny 23/03/2009 17:03
dolbia ( 30/07/2008 14:10)
feon-kira, tsy haiko ny titre fa tiako be le izy
i harikaomisa randria no mampiasa azy amin'ilay fandaharana alina be iny, tsy ilay "aza adino" fa ilay iray, efa nanontany an'i mily aho dia hozizy hoe : "iny lalana iny" hozizy no titren'izay feonkir... tohiny
novalian'i ratonga ny 31/07/2008 21:04
tsimati ( 30/07/2008 14:08)
Ho Tafika ny Gasy raha KIDOROPAMBA no PREZIDA.
Efa manao resaka hamotehana ny filoha eo antoerana kidoropamba mba ahafahany maka ny seza atsy ho atsy. Misy milaza hoe ambanibe ny resaka. Asa aloha fa ambonibe Kidoropamba ary ho tafita ny Gasy atsy... tohiny
novalian'i tsimati ny 02/08/2008 19:37
didiraryll ( 30/07/2008 13:55)
Jerry marcos
Mafy dozy... tohiny
namana2008 ( 30/07/2008 11:30)
faradoboka alohan'ny fanadinam-panjakana
ireny sekoly mapanao faradoboka ireny v aminareo tsy anisan'ny mamoaka sujet alohan'ny fotoana ihany? matetika mantsy dia izay ataon'ny ankizy any amin'izy ireny foana no mivoaka amin'ny fanadinana of... tohiny
kidoropamba ( 30/07/2008 11:28)
Ry vahoaka malagasy! Mba manAna hambompom-pirenena
Tena mahagaga mihitsy ny malagasy fa toa [u]tsy manana intsony ny atao hoe "[b]hambompom-pirenena[/b]"[/u] (fiErtE Nasionaly e). Toe-javatra sahala @ vay ankAndrina izy io ka no sady maharary no mah... tohiny
novalian'i tsimati ny 01/08/2008 14:15
hao ( 30/07/2008 11:15)
ambany loatra
ambany loatra ny niveau na ny pointure -na forum ato izany, tsy maintsy hampiakariko XXL, izy ity, ato ho ato, fa toa xs loatra ok ... tohiny
novalian'i tsimati ny 03/08/2008 05:40
kekety ( 30/07/2008 08:43)
valiko zay
Manaona daolo ô,mba mangataka ilay tonokiran'i Tearano " valiko zay" iny ange zay manana,tsara loatra io hira io,mapihetsim-po mitsy hihi,misaotra indrindra.... tohiny
novalian'i cutie ny 06/08/2008 18:01
xxx ( 29/07/2008 22:21)
fitovian-jo veh??
salama aby! misy moa ny vehivavy tena mila hoe te hitovy zo @ lehilahy, ka ankoatry ny asa aman-draharaha izay efa tsy ifaninanana @izy ireo intsony, satria be koa ny vehivavy manam-pahaizana, dia ... tohiny
novalian'i ni81 ny 30/07/2008 10:18
fijo ( 29/07/2008 21:59)
tsy hay intsony izy ity
dia mbola fahagagana indray no nandrenesana tamin'ny vaovao RMC androany fa tany AIX LES BAINS dia nisy rangahy ita faty tao antranony. hatreto aloha tsy mahagaga,fa ny tena mahagaga dia ity,io fat... tohiny
novalian'i fijo ny 08/08/2008 21:27
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 9.7229