esy e!!! mapme be ,
1. bazylou
(
30/07/2008 15:15)
nanjavona ny saosy fa ny tetika teo ambony vavahady ihany dia nizity be!!!!
beuurrrk. , mapme be le ra8 and co anareo fa diso financementTsy namely ny businessplan, fa nirefotra tary....... :-D :-D :-D :-D

répondu par Rabirinao le 23/03/2009 17:03
2. kidoropamba
(
30/07/2008 15:42)
Moramora tompoko ô!
Ravalomanana Ihany, ary Ravalomanana hatrany ny baikompitolomana izao.
Manomana bizna izahay fa avelao nareo mitsofotra ao anatin'ny maligasiZasion ao mianatra ny miiba sy miabo.
Efa voahofana ny dimby sy fara: "Marié depuis 1974 à Lalao, il a une fille et trois fils : l'aînée Sarah, ensuite Josoa qui est étudiant à l'Université d'Heidelberg (Allemagne), le cadet, Tojo étudiant à l'Université de Brighton (Royaume Uni) et le benjamin, Mike, élève à l'American School de Tananarive. "
Eto tsy misy resaka "sekoly fanabeazana fototra ao amboditsiry sy any nAnisAna izany. Ary tsy "trimobe sy soitika" no hianaranay any. hin!hin!hin!
avelao ireo pokona gasy zanaka kamo be tenda ireo beazina @ "saka sy ny totozy" ao fa rehefa tonga ny fanaovana bizna dia miraraka andAlana ireny pokona ireny.
Dera sy laza ho anao ry filoha hajaina.
Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save the king Ravalomanana^:^

3. hao
(
31/07/2008 11:46)
tsara , fa mila matotra le fanoherana, na le fanohanana koa
h@ izao tsy mbola taranjan'ny andaniny sy ankilany le politika (na mpomba na mpanohatra)
mpomba 4/20; mpanohitra 5/20
tena mbola ambany e!

4. kidoropamba
(
31/07/2008 13:51)
Diso ianao amin'ilay naOty.
02/20 no naOty tiako indrindra satria no sady tsy lazaina fa be kiranina (tsy miteraka fialonana amin'ny hafa) no sady tsy azo atao hoe tena gisitra (aotra boribory mantsy ny an'ireo gisitra).
Ka raha 4/20 no omenao anay mpomba dia midika fa misy isa 2 be izao eo amboniny. Ka io no mahatonga anay milalao amin'io isa 02 io ka matetika avadibadikay izy io: 02 na 20. Fa na izany an tsy izany, aza adino fa Ravalomanana ihany no favy. Ravalomanana ihany no milay.
Dera sy laza ho anao ry filoha hajaina Ravalomanana ^:^

5. tsimati
(
01/08/2008 14:44)
Ary ile bazylou faly nahazo vazah ve tsy mapme ? Sady mahaibe mampianatra vazah, no tompoin'ny vazah, no mpanolontsainan'ny prezida vazah ka tia ho Prezida gasy nefa tsy tafavoaka. Efa ho prezida kidoro ka aza matahotra fa mety hataony Praiministra lefitra ianao dadatoa a :-D :-D :-D
6. kidoropamba
(
01/08/2008 15:34)
Aoka hazava: Ny fitiavana ahazo vola hoan'i MAP no mahatonga izao oroka tsy misy farany izao an: http://www.madagascar-tribune.com/Ravalomanana-a-l-heure-africaine,8105.html
Tsara mihitsy ilay sary satria hita mibaribary amin'ny tsikin-drizareo fa: Iza no mitady vola, ary iza no mpanambola. Misy mahay mitifitra sary ange ry zareo zany marina an.
Raha hamidy ny SAmAO (ireny biby any Libia ireny) azon'i filoha hajaina t@ kadAfY dia mety mahazo 2 na 3.000 dolara eo ho eo. Ka raha maromaro ireo SAmAO ireo dia mety ho tratra ihany ny vola ilAin'i MAP. Kanefa SAmAO 10 ihany no zakan'i air force One. Mila mandeha any matetitetika izany ny filoha hajaina mba tsy ho diso ny KAonTy @ MAP.
Mila tosika ny filoha ka ndao ho tohanana e.
Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God bless Ravalomanana ^:^

7. tsimati
(
02/08/2008 19:11)
Ra-kidoro no ho Filoha atsy ho atsy ka manatona azy raha tia ahazo vola sy ho voky. Omeo tanana hono izy hakany fahefana e ?
8. Rabirinao
(
23/03/2009 17:03)
:twisted: Ialahy isany manoratra ireo, dia tsy Malagasy fa Vazaha, ka aza maneso any Malagasy... Vazaha ialahy isany fa manao fihetsi-bazaha, tsy mahay manoratra teny malagasy. Avia, leity miaina aty Madagasikara, raha mahavita a. Any Andafy any koa ialahy isany anie tsy manao ahoana, fa botom-bazaha ny ankamaroany. Tianareo hatao colonie foana i Madagasikara, dia izany no mahatonga anareo maneso sy manambany... Izany no mahatonga anareo mihomehy rehefa lavo ny olona nihezaka ny hanarina. Koa maninona moa izy, raha tsy nanaja ny démocratie, izay tsy notion an'ny Malagasy, fa fihavanana no azy ? Koa maninona moa izy raha nanjakazaka kely, raha nampandroso ihany. Iza no tsy nanao afatsy ny nanapotika tetezana, ary iza no nanamboatra lalana be dia be ?
Misy goaika antitra, tsy menatra tahaka anareo koa aty, dia i Ndrema, dia faly mahita an'i Madagasikara tsy mandroso. Zato taona nanaovana politika izy, tsy nitondra mihitsy. Dia sahy niedinedina teny Mahamasina nanotrona an'ilay boay kely vao 34 taona. Ny an'ny olona 3 taona fara-fahelany dia lasa Filoha. Izy, zato taona, tsy nahefa hafatsy ny nandrava : fanjakana, tanindrazana, sns.