fitovian-jo veh??

1. xxx ( 29/07/2008 22:21)
salama aby!

misy moa ny vehivavy tena mila hoe te hitovy zo @ lehilahy, ka ankoatry ny asa aman-draharaha izay efa tsy ifaninanana @izy ireo intsony, satria be koa ny vehivavy manam-pahaizana, dia ny fandehanana any @ trano kely sisa tsy nitoviana t@izy ireo , nefa jereo anie e!

http://www.zigonet.com/actualite/p-mate-un-objet-qui-permet-aux-femmes-d-039-uriner-debout_art828.html
novalian'i ni81 ny 30/07/2008 10:18
2. Noue ( 30/07/2008 09:43)
xxx:

salama aby!

misy moa ny vehivavy tena mila hoe te hitovy zo @ lehilahy, ka ankoatry ny asa aman-draharaha izay efa tsy ifaninanana @izy ireo intsony, satria be koa ny vehivavy manam-pahaizana, dia ny fandehanana any @ trano kely sisa tsy nitoviana t@izy ireo , nefa jereo anie e!

http://www.zigonet.com/actualite/p-mate-un-objet-qui-permet-aux-femmes-d-039-uriner-debout_art828.html
tsy hitako mihintsy hoe inona no hidiran'fitovian-jo @ sexe lahy sy ny vavy ! raisinareo zavatra hafa ny dikan'ny hoe fotovian-jo !


3. ni81 ( 30/07/2008 10:18)
tsy hitako mihintsy hoe inona no hidiran'fitovian-jo @ sexe lahy sy ny vavy ! raisinareo zavatra hafa ny dikan'ny hoe fotovian-jo !
:lol: :lol: Io no mandiso ilay fiheverana indraindray e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1218