Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i kekety, milahatra araka ny daty
kekety ( 30/07/2008 08:43)
valiko zay
Manaona daolo รด,mba mangataka ilay tonokiran'i Tearano " valiko zay" iny ange zay manana,tsara loatra io hira io,mapihetsim-po mitsy hihi,misaotra indrindra.... tohiny
novalian'i cutie ny 06/08/2008 18:01
kekety ( 28/02/2008 08:49)
Mangataka tonokira
Miarahaba antsika rehetra!mba mangataka ny tonokiran'ny Jean Rigo"Tsy sitra-poko"iny @ze manana re azafady ndrindra,dia masaotra mialoha!... tohiny
novalian'i ainaheri ny 29/02/2008 14:16
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1488