Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Bola ( 29/07/2008 01:49)
Vaovao farany pasipaoro vaovao
Efa nanoratra dinika ihany aho fa ilay izy zany tsy misy resaka reko tsony, tsy misy vaovao dia manontany ndray aho: efa misy tokotaniny renareo ve ny pasipaoro vaovao sa tsia..... Dia raha misy vaov... tohiny
mozart ( 28/07/2008 19:25)
mba mangataka e
mila ny hiran'i Lendrema hoe sangim-pitia, de le an'i Dadah sy Brillante hoe "sans nouvelle" merci d'avance e ... tohiny
novalian'i ainaheri ny 30/07/2008 05:14
xxx ( 28/07/2008 19:24)
inona no fomba hampandrosoana ny dago haingana
araka ny hevitra inona no fomba ampandrosoana an'i dago haingana,lazao ny hevitrao tsy hoe voatery manohana an'i ravalomanana na manohatra azy fa ny hevitrao plus arrgument no mba ilaina.... tohiny
ainaheri ( 28/07/2008 18:00)
Apres Irak.........???
Niongana iny ny fitondran'i Saddam,mbola tsy milamina Irak hatr@ zao,nefa ity ohatra ananontanona ndray Iran raha tsy voalamin-dry zareo eropa ny raharaha,nanome teny farany ny be kintana ,nefa kou ny... tohiny
niryna ( 28/07/2008 17:41)
Zaraiko antsika ity: Fahagagana tany Indonesia:Timor
Rehefa nanomboka niasa tao amin'io toerana io Kristy dia sitrana ny marary,nitsanga ny maty,eny fa na dia nisotro poizina aza ireo vahoakan'Atra dia tsy maty,nandeha teny ambony rano efa ho 1o metatr... tohiny
novalian'i niryna ny 08/08/2008 05:24
zozefa ( 28/07/2008 17:03)
ravitoto maina
Mba saika anontany za hoe ahoana no tsara andrahoana ireny ravitoto maina ireny fa toa atokona elabe mihitsy vao mety masaka, zany aza tsy tena hoe masaka tsara amin'ilay itiavantsika azy!!! miasaotra... tohiny
novalian'i arialy ny 16/12/2008 09:55
zoara ( 28/07/2008 15:00)
manome anamalaho maimaimpoana,je donne des brèdes mafana
somary nisy surproduction kely ny anamalaho ato anjaridaiko,ka dia omeko an'izay mi-interessé GRATUITEMENT,tsisy tambiny.tongava hanka azy!!! fraiches ou surgelés marihina fa à environ 45km de na... tohiny
novalian'i rose4u ny 19/10/2008 10:33
rodins ( 28/07/2008 10:52)
DADA ZILY
Salut daholo e! Mba mitady ilay tonon-kiran ny tarika AINGA hoe DADA ZILY ( soir soir). Misaotra mialoha e! rdn... tohiny
badboy ( 28/07/2008 10:39)
Lehilahy foraina, vehivavy "exisé"-na
Ilay fitovizan'ny lahy sy ny vavy ve tsy tokony hiafara @ ilay "exision" ho an'ny vehivavy, ny lahy efa voafora rahateo! @ izay rehefa mifandra dia samy misy tapaka eny aminy! ;-) ;-) ... tohiny
novalian'i taref ny 03/09/2008 05:39
menatra ( 28/07/2008 08:34)
lay fay
fahatsiarovako olona iray efa maty... tohiny
novalian'i ni81 ny 28/07/2008 10:38
aritina ( 28/07/2008 08:33)
hatramin'izay -Aina Cook
sali sali dôly eh sô de mba mis manana ny parole le hiran i Aina Cook hatramin izay kay azafad!de merci eh mzto daolo... tohiny
Mandefitra ( 28/07/2008 06:39)
Filokana
Aleo mba hiresaka fiainana andavan'Andro. 1/Nanao domy ny fianakaviana dia nasiana paozy 10 ar isan'olona. 2/Nikarakara dejeuner dansant ny fiangonana, ary nisy enveloppe surprise ka 1000 Ar ny fan... tohiny
novalian'i fijo ny 13/08/2008 21:54
bazylou ( 27/07/2008 22:28)
izay aho vao nahita gasy nandresy
na dia 1 sy 0 fotsiny aza, mba tsy hifandirana. Football - Cosafa Senior Challenge Les Barea en demi-finales Grâce à leur victoire de 1 but à 0 devant l’Angola samedi, les Barea se sont qu... tohiny
novalian'i fijo ny 27/08/2008 21:10
badboy ( 27/07/2008 21:49)
Ny mpivavaka matahotra kokoa noho ny tsy mpivavaka
Raha nijery film horreur ireto olona anankiroa, dia samihafa ny fihettsika nasehony avy eo!! Ilay mpivavaka hita ho natahotra, tsy sahy niresaka ilay tanatara ary nivavaka mafy hanala ilay tahotra tao... tohiny
novalian'i prime ny 20/08/2008 07:14
Belami ( 27/07/2008 20:31)
La beauté...
La beauté d'une femme est une valeur inestimable !!! :-w :-w :-w ... tohiny
novalian'i fijo ny 14/08/2008 20:32
mikie ( 27/07/2008 17:14)
kely fotsiny de princio
slu à tous les lecteurs et lectrices de serasera.org!! mba mangataka ny tonon-kiran'i princio "kely fotsiny" :D ra mba mety d mba alefa @adresse mail ko: tianarabarimanana@yahoo.fr. mci d'avançe!... tohiny
naughtyboy ( 27/07/2008 16:25)
reo faminaniana fantatra atr@ sy ny fahombiazana nentiny..
fanotanina mahalasa saina antsika rehetra ndray2 oe tsy azo fantarina mialoha v ny zv miseho rehetra,ny loza voajanahary oh,ny toetrandro ,fifandraisany oul sy ny zvboahary ny iafarany zo tontolo zao... tohiny
xxx ( 27/07/2008 13:41)
ny fomba fijery ny atao hoe phenomen naturel
misy ankizy milaza fa ny phenomen naturel dia avy @ satana,ny varatra cyclone,horohoron tany sns.eclipse izay efa voalaza hatrin'ny taona maro fa hisy @ izao ora sy fotoana foafaritra... tohiny
mirabela ( 27/07/2008 12:53)
fanokafana tranokàla
tsiky dia ampy, mbo toroy hevitra aho ry zalahy, na zavavy fa mila manokatra tranokàla (site) ho an ny association humanitaire. ny tena tsara dia raha misy hebergeant de site gratuit. dia misaotr... tohiny
novalian'i mirabela ny 14/08/2008 10:07
toky8 ( 27/07/2008 12:44)
Hanao vacs any France, nefa tsy mahita ttas trano hivantanan
manaona daholo ô! Izaho dia [b]ankizivavy mbola tsy manambady[/b]. Mikasa ny hanao vakansa 1 na 2 volana any Frantsa aho. Ny olana anefa dia toa hoe "mila taratasy avy any amin'izay hampiantrano ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 9.3588