Vaovao farany pasipaoro vaovao

1. Bola ( 29/07/2008 01:49)
Efa nanoratra dinika ihany aho fa ilay izy zany tsy misy resaka reko tsony, tsy misy vaovao dia manontany ndray aho: efa misy tokotaniny renareo ve ny pasipaoro vaovao sa tsia.....
Dia raha misy vaovao renareo dia soraty aza fady hoe inona na aiza ilay source naharenesanareo ilay izy...
Tena mampieritreritra manko satria tsy afaka manao na inona na inona mihitsy nefa ny fotoana mandeha, ny tena mba te hanao planina....
Misoatra mialaoha izay manana valiny!
2. LazaDaddy ( 29/07/2008 03:45)
Raha angataka pasipaoro vaovao hono dia any Malaisie atao (kisendrasendra ny fiantsoana miaramila) fa aza atao any Singapore (tsimaintsy voaantso miaramila).

Malaysia Truly Asia =))
3. diamondra27 ( 29/07/2008 06:05)
pasiporo vaovao am aona ry bola a

soloina fotsiny le taloha de lasa vaovao sa inon no tena tianao fantatra e
4. Bola ( 29/07/2008 10:12)
Ka ilay resaka hoe pasipaoro biometrika tsy mbola manana machine ny aty ivelany e...Nefa ny pasipaoro issu avant 2007 fevrier lany daty @ decembre 2008 ity daholo...
5. kelly13 ( 29/07/2008 10:24)
oay, za kou mila manova passeport d tsy haiko oe inn no tokony ataoko etc...
6. fahamarinana ( 29/07/2008 10:26)
:arrow: efa nisy resaka tato hoe maka laisser-passer dia mitondra ilay envelloppe efa mihidy nomen'ny ambassade misy ireo demande de pass apetraka ao anosy...zay no vaovao reko farany mois de juin teo ily olona no nandeha.....anontanio ny ambassade ry bola dia lazao azy ireo soucis-nao ireo,marina e,tsaratsara kokoa izay dia mahazo valiteny direct ianao..sinon raha tara dia pass vazaha entina dia any no amboarina ny pass,omano ny visa :) (l)
7. diamondra27 ( 29/07/2008 13:04)
fahamarinana: ka zay no andehanana am le we laisser passer ko atao inon pasy vazah raha tsy we hiverenana atyiny

ka nareo koa be fanontaniana nefa efa novaliako tao doly ny ankamaroany we zao zao le atao sa tsy ampy iny e


averiko ndray: raha mbola le pasy gasy taloha be reny ny pasinao de tsy manova iny tsony ny ambasady ao am 16eme
raha efa nanao prolongation 3 fois koa de tsy alavainy tsony
fa io laisser-passer io no asainy ataoanao


de io LP anefa alaina ao am site ny ambasady gasy eto am internet , zanywe miditra le site enao de klik we prolongation passeport de misy rubrik ao we laisser passer de imprimer-o sy fenoy ary ataovy complet ny dossier de ento any am ambasady

respecter0o le duree de demande sao tara loatra , asa na 2 na 1 semaine izy zay fa ny delivrance de ny la veille ny depart fa tsy azo omena avant an zay io LP io

Raha mitontona week end ny depart de livrer vendredi le izy , ny maraina ihanyno fakana ny LPfatsyny hariva


voila eske c klera?
8. ni81 ( 29/07/2008 13:06)
voila eske c klera?
:lol: :lol: klera sy nety akia :lol: :lol: :-*
9. diamondra27 ( 29/07/2008 13:08)
ni81 :-D :-D :-D mety ho lasa marie klera tampoka :wink:
10. fahamarinana ( 29/07/2008 13:12)
:arrow: Diam's :ka tsy hitako be ihany,efa betsaka no nanome fanazavana fa tsy mety ampy any bola mihintsy sady tsy manontany ambassade direct izy dia aleo zany mampiasa pass vazaha amizay dia ok daholo, :-P ,
dia ampiako ilay tenindry hoe...
diam's:
voila eske c klera?
(l)
11. ni81 ( 29/07/2008 13:15)
ni81 mety ho lasa marie klera tampoka
sao d lasa klarinety eo fa mafana ny andro zao aty? :-D :-D
12. kelly13 ( 29/07/2008 18:09)
za zao tsy ho any mada nefa mila manova passeport d aôna no ataoko? (aleo klou asaina mamerindesona i diamondra27 d mazava tsara ny lesona aveo :°) )
13. sipagasy ( 29/07/2008 18:25)
kelly13 hihih asain'i diam's mi-tel any @ ambassy injiko dia hahazo valim-panontaniana mahafa po anjiko bebe kokoa ngambany!

:-*
14. Bola ( 29/07/2008 18:51)
Mampiomehy mihitsy anie nareo e.... Ka ny fanontaniako anie ahoana ilay fanaovana pasipaoro aty ivelany .... Ny anareo misy resaka laisser passer sy karazany. Iny mazava iny fa saingy tsy momba ahy...Za manana pasipaoro manankery afaka hodiako (theoriquement zany valide jusque Decembre 2008 na dia 2015 no soratra eo).
manaraka an izay: za tsy manana pasipaoro afa tsy gasy fa raha nanana pasipaoro kosa za r ireto tsy nivaky loha fa iny no nampiasaiko!
Ka izao: ny ambassade milaza fa tsy misy afa tsy any Mada no afaka manao pasipaoro amin zao satria tsy misy machine fanaovana ilay biometrika aty ivelany (mila empreintes digitales sy scanner na ny maso). Ka izao, hody aho dia vita ny pasipaoro vaovao - hatreo tsy hisy olana...Fa zao: ny ambassade any Kenya ilay hangalana visa ka maharitra vao azo sady tsy zavatra mbola tsy azo antoka akory...Ankoatra izay: tsy manana droit afa tsy 2 semaines aho maka conge dia nefa ilay pasipaoro sy visa tsy ho vita io fotoana fohy io...tsy lazaina moa ny frais ankaotra izay fa tena lafo (eritrereto fa zay frais Europe Tana ataovy fois 2)...Ka zao: za tsy afaka mankany Mada zao satria tsy misy visa hiverenana. nefa koa ilay decembre efa akaiky kely dia izay no manahirana nefa ny sejour aty efa mila alavaina @ izay...Hitanareo ve ilay cercle vicieux e...Tsy mazava amiko hoe ny ambassade milaza hoe any Mada ihany no azo atao ary tsy fantatray rahoviana no mahazo machine ny aty ivelany...Nefa any Mahajanga efa misy machine...Efa nanoratra tao @ site ny presidence aho nanontany hoe ahoana ny aty ivelany ....Ka izay no tiako ho fantatra hoe sao ambassade hafa, na gazety na tsy fantatro , sao dia misy vavao hafa any hitanareo momba an io...
zay zany e...efa nieritreritra mihitsy aho raha tena tsy misy vavao mihitsy moa zany dia ahoana...Mba fanatatry ny any Madagasikara ve fa tsy manana double nationalite daholo ny gasy aty....
15. xxx ( 29/07/2008 19:23)
Raha efa naharitra herintaona mahery tao Canada i Bola dia any New-York no mangataka visa hiverenana ao Canada fa tsy any Kenya intsony, dia tsy maharitra telo volana toy ny any Kenya koa fa 20 andro dia vita.
Tsy mila mody any Dago akory fa dieny mbola any Canada dia efa alefaso any Buffalo na New-York ny passipaoro sy ny dossier rehetra.
16. Bola ( 29/07/2008 20:49)
xxx:

Raha efa naharitra herintaona mahery tao Canada i Bola dia any New-York no mangataka visa hiverenana ao Canada fa tsy any Kenya intsony, dia tsy maharitra telo volana toy ny any Kenya koa fa 20 andro dia vita.
Tsy mila mody any Dago akory fa dieny mbola any Canada dia efa alefaso any Buffalo na New -York ny passipaoro sy ny dossier rehetra.

Misoatra xxx fa tsy haiko tsony zay hanazavana azy...Ny pasipaoroko zao efa navaoziko tany Buffalo (USA) ny visa ary ny permis de travail koa efa nohavaozina ...Ilay olana tsy afaka odiana anie satria rehefa azo ilay pasipaoro biometrika vaovao any Madagasikara dia ho vierge tsy misy visa satria ny visa ao @ ilay pasipaoro taloha... dia eo no mahatonga hoe tsy maintsy mila visa ary raha any Mada aho dia tsy maintsy any Kenya zany no mangataka...
Ny solution zany dia ny mahazo passeport vavao ...zay no tsotra nefa tsy misy fanaovana pasipaoro vaovao aty ivelany...Izay no mahatonga ahy manontany hoe aiza ho aiza ilay pasipaoro vaovao ho an ireo aty ivelany...
Mba misy mahazo ve zany resaka ataoko zany...
17. nana171 ( 30/07/2008 07:28)
Ny tsotra indrindra dia manatona na miantso ny Ambassade gasy any @ toerana miandraikitra ny faritra misy anao.
Betsaka ny teny lazaina eto momba io pass bio io.
Lojika angamba, efa misy lamina maty paika ataon'ny fajakana ny @ olona lasa any ivelany, zay ny maha masoivo azy, ts lojika zany ody aty dago daholo ny olona rehetra gasy any ivelany hanao pas bio aty zany.Ary lojika koa raha manao pas bio dia tokony na copièna ao ny visa talou(averina omena an lé olona ) na tazomina alou lé pas talo mandrapahalaniny visa ao ka zé mamoaka visa zao dia ts maints pas bio daholo.
18. nana171 ( 30/07/2008 08:11)
bola à; niantso tél tany @ Ambassade Paris ao zao mitsy;
1)TSY mila makany dago ny maka pas bio raha ety Frants fa aty ihany no soloina ny pas talou hiova pas bio.
Ny machine oy zareo no endrasana ny fahatongavany.
2)Raha mbola valable ny PAS Talou(date fampiasana azy io) dia azo ivezivezena foana, raha lany ny visa nao oy zareo @ zao fotoana izao dia iny Pas Talou iny ihany no angtahana visa.
Mbola manakery ny pas talou raha mbola valable oy zareo ny daten'ilay pass talou.
3)Raha sendra fotsiny oy zareo ka anao vaccance any dago @ zao fotoana vakansy zao dia afaka mananaraotra any no manolo az ho pass Bio fa any efa mandéha tsara ny fanoloana azy io.
4)Izay olona vao manao Pass vaovao oy zareo no efa pass bio daolo, ary na ny any @ provnce aza ts mila miakatra sur Tàna intsony mitondra ny dossier en main ao @ sce immigration fa ny dossier rehetra efa sur ordi dia sur ordi fotsiny no i verifié ny sce immigration ny dossier, de miandry any @ province any maka ny pass bio.
5)Raha ny pasipaoronao talou mitsy no lany date mandrapahatongany machine hoy zareo dia makany @ Ambassade ianao alavaina ny date ahafahan'ny pas talou miasa.
Ka tsy fantatro na misy mahavaly ny tadiavinao ireo fanontaniana ireo
19. ni81 ( 30/07/2008 08:14)
misaotra an'i nana171 @ toromarika rehetra :)
20. fahamarinana ( 30/07/2008 09:28)
:arrow: dia zay zany bola ny infos en plus...dia soava dia raha tanty ka lasa ihany e... (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6204