Vaovao farany pasipaoro vaovao

21. haritianah ( 30/07/2008 09:56)
Mba nampitombona ny saiko tsara dia vao nahazo io hafatrao io ao ry nana171 dia noamariniko tany @ ambassade dia toy ireo koa no navaliny anah.
Dé zay zan Ra bola fa asa alou fa raha ny fahitako anao raha ts diso ao dé any Canada? nefa alou io voalaza retra io dé aty Frantsa ka asa indray.
Dé mbola nilaza koa mo ny tao owé raha very ny pas dia lé declaration de perte iny no tazom tsara de iny alou no azonao ampiasaina fa ts manolo intson reo fa miandry ny machine tonga.
Io oy ny tao no manahirana satria ts afaka manao ninonina zé olona very pas satria ny lalana nivoaka dia tsis pas talou mivoaka tson zao.
Fa manakery kosa ny pas talou tent que mbola valable ny daten'ilay pass.
Bola ra andé de aza adino ny vondalanako an! sao lazaina fa adino indray.
22. yonikafopl ( 30/07/2008 10:22)
Ka za kou mba gaga am ty Bola maimaika ny hanolo pass ty nefa mbola am 2015 zany vo tapitra ny daty azo hampiasana azy. Ny avy any Dago aza mbola afaka mivoaka amin'ilay pass taloha satria mbola apres 2010 vo tapitra ny daty.
Ka tsy misy tokony hampiasa saina an Bola we tsy afaka manao nininn, fa ra mbola mande sy azo ampiasaina tsara ny pasipaoro tsy lany daty. :)
23. fahamarinana ( 30/07/2008 10:31)
yonika:
Ny avy any Dago aza mbola afaka mivoaka amin'ilay pass taloha satria mbola apres 2010 vo tapitra ny daty.

:arrow: ary ny aty andafy akia ahoana,mbola 2010 koa ve sa efa voalaza teto fa ho matin'ny diam's ndray aho.. :-P (l)
24. Bola ( 30/07/2008 12:21)
Hay mazava ilay anareo anie... Raha io no marina hoe ilay daty eo @ pasipaoro no mitondra azy anie tsy misy olana...Ny nampiasa ny saiko dia ny ambassade aty nilaza fa lany daty @ decembre ohany iny na 2015 aza hoy izy!!! Dia saika hangataka visa andeha une semaine USA @ io pasipaoro taloha io aho dia tsy nahazo satria hoe perime decembre ity hoy izy nefa ianao novembre no te ho any usa ka tsy mety satria mila valable 6 mois apres ny pasipaoro...Azonareo ve...Ry zareo aza mahay ny fisian io pasipaoro vavao io...Ndao gne jereo ny site ambassade usa aty e...Kanefa aleo atao hoe mety ry zareo any no sarotiny fa eto mety hanaiky io pasipaoro taloha io dia hangataka ttsy vaovao eto dia ho hita eo...zany no nahatonga ahy te hanolo pasipaoro satria raha io voalazan i amdassse usa io no ataon ny ambassade rehetra dia tsy mahazo visa tsony aho dia zay no nanahirana ahy..nefa satria tsy afaka mody dia andramana eto dia hita eo...
Mampiomehy ahy nareo ilay tsy mahita sy tsy mahazo ny resaka ataoko (angamba satria tsy haiko ny manazava azy) fa za tsy a tout prix te hody na a tout prix te hahazo pass vaovao fa efa mila manao papiers vavao nefa ilay pasipaoro matahotra aho tsy eken dreo aty ohatra io tsy nekena tany usa io dia ahoana zany....Dia izay ny tena fanontaniako t@ ity dinika ity hoe efa misy mahay ve rahoviana ilay machine no avy aty ivelany ...
25. Herimiafina ( 30/07/2008 13:13)
Ny Canada tsy mbola mitaky ny passeport Bio raha ny fahalalako azy fa ny amerikana no tena mitaky azy io.
Ho an'ireo firenena mbola tsy manana azy io anefa dia tsotra, ny pasipaoro taloha ihany no entina raha ho any USA saingy rehefa eo amin'ny frontière dia alainy sary ny maso ary halainy ny diampanondro ampidirina ao amin'ny database-n'ny USCIS.

Raha ohatra i Bola ka ao Canada no mipetraka ka manana permis de travail valide ka ho any usa dia tsy mila visa intsony raha hiverina Canada. Izany hoe ny permis de travail sy ny permis d'études canadiana sy amerikana dia mahasolo visa d'entrée hiverenana Canada avy eo.
Ny visa amerikana indray ny fahalalako azy tsy resaka passeport biometrika fa ilay permis de travail no jereny, raha latsaky ny six mois dia tsy manome izy satria mantsy ny visa omen'ny ambasady amerikana tsy herin'andro izany fa amambolana na dia une semaine fotsiny mantsy ianao no ho any. Ary ny antony tsy hanomezany dia satria hatahorany sao dia hijanona hi-klandy any ianao.
26. Herimiafina ( 30/07/2008 13:15)
Saika hadinoko, ny visa d'entrée ao Canada dia angatahana raha andeha firenena hafa ankoatran'ny usa ianao ka hiverina, tsy maintsy ilay visa entrée multiple no angatahanao.
27. diamondra27 ( 30/07/2008 13:44)
Bola:

Mampiomehy mihitsy anie nareo e.... Ka ny fanontaniako anie ahoana ilay fanaovana pasipaoro aty ivelany .... Ny anareo misy resaka laisser passer sy karazany. Iny mazava iny fa saingy tsy momba ahy...Za manana pasipaoro manankery afaka hodiako (theoriquement zany valide jusque Decembre 2008 na dia 2015 no soratra eo).
manaraka an izay: za tsy manana pasipaoro afa tsy gasy fa raha nanana pasipaoro kosa za r ireto tsy nivaky loha fa iny no nampiasaiko!
Ka izao: ny ambassade milaza fa tsy misy afa tsy any Mada no afaka manao pasipaoro amin zao satria tsy misy machine fanaovana ilay biometrika aty ivelany (mila empreintes digitales sy scanner na ny maso). Ka izao, hody aho dia vita ny pasipaoro vaovao - hatreo tsy hisy olana...Fa zao: ny ambassade any Kenya ilay hangalana visa ka maharitra vao azo sady tsy zavatra mbola tsy azo antoka akory...Ankoatra izay: tsy manana droit afa tsy 2 semaines aho maka conge dia nefa ilay pasipaoro sy visa tsy ho vita io fotoana fohy io...tsy lazaina moa ny frais ankaotra izay fa tena lafo (eritrereto fa zay frais Europe Tana ataovy fois 2)...Ka zao: za tsy afaka mankany Mada zao satria tsy misy visa hiverenana. nefa koa ilay decembre efa akaiky kely dia izay no manahirana nefa ny sejour aty efa mila alavaina @ izay...Hitanareo ve ilay cercle vicieux e...Tsy mazava amiko hoe ny ambassade milaza hoe any Mada ihany no azo atao ary tsy fantatray rahoviana no mahazo machine ny aty ivelany...Nefa any Mahajanga efa misy machine...Efa nanoratra tao @ site ny presidence aho nanontany hoe ahoana ny aty ivelany ....Ka izay no tiako ho fantatra hoe sao ambassade hafa, na gazety na tsy fantatro , sao dia misy vavao hafa any hitanareo momba an io...
zay zany e...efa nieritreritra mihitsy aho raha tena tsy misy vavao mihitsy moa zany dia ahoana...Mba fanatatry ny any Madagasikara ve fa tsy manana double nationalite daholo ny gasy aty....




------------------------------------

efa nolazaina akia io fa we mbola tsy tonga aty ilay fitaovana dia izay no tsy ahavitan'ny ambasady gasy aty frantsa manao azy a. Fa asa na am dec na efa ho avy na tsia ka raha mbola valable io pasy gasy io ary tsy mbola manana pasy bio ndry ka we tsy maintsy le bio no ivoahana dia tsy maintsy io laisser passer io foana no omeny andry raha ho any dago.

de araka ny voalaza teo hoe: aleo manontany any am ambasady

28. diamondra27 ( 30/07/2008 13:49)
kelly13:

za zao tsy ho any mada nefa mila manova passeport d aôna no ataoko? (aleo klou asaina mamerindesona i diamondra27 d mazava tsara ny lesona aveo :°) )


----------------

ka tsy efa tokony voaroaka ndry zany satria sady tsy manana pasy gasy no tsy manana pasy vazah fa manao nona aty fotsiny ,
:-D :-D :-D

eny akia raha ovaina ilay izy fa we mila atao bio dia anjarandry zareo ao am ambasady wa no manao izay mampety sy hananan'ny rehetra io pasy bio io

tahaka ny tam euros ihany ange io e we tsy maintsy am zao ny farany nefa mbola misy mandende any ihany le FF

Donc raha toa ka tsy avy any amindry ilay antony fa any ambasady dia tsy maintsy ry zareo no manome solution ho andry.

Mbola tsy DEC KOA ANGE IZAO E

fa dia io voalazan'nysipagasy io we manontania any am ambasady , dia hazavao tsara ny cas-nao satria samy manana ny cas-ny isika rehetra tsy mitovy



-------------------

sipagasy: :-D :-D :-D ndry ty an
29. Bola ( 30/07/2008 16:46)
Misoatra Heriniafina (sy ny hafa koa)
Ilay lazain i Herimiafina io: manana visa a entree multiple aho ary marina ireo voalazanao ireo. Misy dikany ilay teneninao hoe ny usa no tena mitaky an ilay pass bio fa ny eto mety tsy haninona..Ka izay no nolazaiko ry ambony hoe ho andramana satria de toute facon tsy misy choix zao satria iny ihany no pasipaoroko aty ka hamorona inona aho fa iny. Raha tsy ekeny iny vao zay no mahatonga ahy hilaza hoe ahoana ilay machine satria ny permis de travail ho lany daty dia tsy mainsty ovaina.
Efa niantso tany @ ambassade aty aho fa zany efa lazaiko anareo hoe tsy misy machine zao no valiny ary tsy fantatra izay hatongavany. Ilay izy koa ho anareo manana pasipaoro 2 anie ohatra ny hoe aiza aza ny olana...Ny anay iny pasipaoro tokana iny ihany ka raha tsy eken ilay firenena iny dia tsy mahazo visa na extension du permis de sejour....Dia izay no hoe mila pass vaovao raha tsy ekeny toy ny any USA ilay pass taloha zay vao mahazo visa...
Herimiafina: tsy ilay permis de travail no tsy nekeny fa tena ilay pasipaoro hoe mila valide 6 mois apres, ka ny anareo tony hoy izy lany andro @ decembre daholo...Na koa efa samy hila vaniny daholo ...@ io mila miandry efa ho 40 jours ianao vao mahazo rendez vous hangataka visaao @ ambassade ndreo ...
Fantatro fa mifangaroharo be ilay resaka eto fa raha ny marina ary efa naveriko teto ny any tiako ho fantatra araka io lohateny io hoe raha misy vaovao hoe efa tamy ilay machine fanaovana pasipaoro dia izay fotsiny no tiako ho fantatra raha misy manana loharanom baovao azo antoka...Rehefa tsy misy moa zany dia atao akory fa miandry ny rariny toa ny mahazatra..na dia ho lany daty aza ity papier...Ilay izy zany au moins mba fantatra hoe efa misy solution raha sanatria tokoa ny aty tsy hanaiky ilay pass taloha..

Aza hivakianareo loha loatra ilay resaka visa sy permis de travail satria iny ny immigration eto efa nanazava ilay tsy mety na mety sy ny hifandraisany @ pass fa za no tsy mahay manazava azy aminareo angamba...Fa zay no tena fangatahako hoe: raha mahare vaovao momba ilay machine nareo dia zay mba zareo mba hampilamin tsaina ...jereo koa fa mbola alefa any Mada ireo pass vaovao atao reo fa tsy aty no atao ka iza koa no mahalala hafiriana iny vao vita miverina aty...Ny scan maso sy empreintes fotsiny no aty dia alefa any Mada ihany...
30. haritianah ( 30/07/2008 21:14)
tena ts azoko mits ny tena tianao hato ry bola.
Mila fanazavana ianao dia manazava ny olona nefa ohatrany ts fantako mits.Zà zao naita io nolazain'iny tetsy ambony io no niantso koa tany @ Ambasady gasy ao Paris.
Namaly sy nanazava anah koa ny tao fa MANAKERY NY PAS TALOA RAHA MBOLA TS LANY DATY.Fa izay vao hanao pas no ts maints pas vaovao.Ny pas bio dia vita aty dolo fa tsis mbola alefa dago zany.
Miandry ny fahatongavan'ny machine hoy ny tao @ ambasady, raha lany ny visa nao oy izy dia mazo visa foana ianao raha mbola valable ny date ny pas talou nao.
Raha lany daty aza ny pas nao talou dé azonao entina any am abasady fa alavainy ny date ahafahan'ny pas talou nao miasa.
Ka raha visa entree multiple ny anao tsitako mits ny olana nao.Tsy mitombona zany raha io valitenin'ny ambasady io ny oé déc dé ts manakery ny dolo ny pas talou.
Fa iza no nilaza anao fa raha vao déc dé foana ts manakery ny pas talou é? Vaovao taiza io fa zà ko alou ts naheno zany.Fa ny henoko t@ vaovao dia foana tsis pas talou mivoaka tson zao fa pas bio dolo ary izay manana pas talou dia afaka mampiasa an'iny.
Sa ve ny any canada efa namoaka lalana ho azy fa ts mandray olona izy raha ts pas talou?


31. Bola ( 30/07/2008 22:31)
haritianah:

Namaly sy nanazava anah koa ny tao fa MANAKERY NY PAS TALOA RAHA MBOLA TS LANY DATY.Fa izay vao hanao pas no ts maints pas vaovao.Ny pas bio dia vita aty dolo fa tsis mbola alefa dago zany.

Raha mijery ianao eo @ page internet ery ambony (ambassade de Mada en France momba ny fanaovana pass dia lazainy eo tsara fa ny empreintes no alaina + scan dia avy eo alefa any Dago ny dossier hanaovana ilay pass
haritianah:

Miandry ny fahatongavan'ny machine hoy ny tao @ ambasady, raha lany ny visa nao oy izy dia mazo visa foana ianao raha mbola valable ny date ny pas talou nao.

Saika hangataka visa ho any usa aho dia tao no nilaza hoe lany daty ty @ decembre fa efa pass bio ny any Mada nanomboka t@ 2007. Ary t@ iokoa za vao nahay fa mist an izany akory aza. Nefa araka ny nolazain i Herimifina hoe mety usa ihany io ka andramana indray eto raha manaiky na tsia.
haritianah:

Raha lany daty aza ny pas nao talou dé azonao entina any am abasady fa alavainy ny date ahafahan'ny pas talou nao miasa.

Hanalava tokoa izy saingy tsy afaka manalava au dela de decembre 2008. Jereo fa io daholo ny valinteny omen ny ambassade satria efa nangataka fanalavana aho vao nahazo valinteny tary hoe mila valable 6 mois apres entree au territoire ny pass. Dia hoy ry zareo, tsy afaka manome au dela de decembre izahay satria izay no baiko avy any Madagasikara hoe pasipaoro halavaina jusque decembre 2008 ihany
haritianah:

Ka raha visa entree multiple ny anao tsitako mits ny olana nao.

Satria ilay izy voalohany efa ho lany daty. Faharoa raha manao demande aho hanalavana ilay izy indray ka mitovy @ tao usa hoe tsy hanaiky ilay pasipaoro dia izay no olako hoe ahoana zany satria ny embassade tsy manalava au dela de decembre, izaho raha hody any Mada hanao pass vaovao alohan ny hahalany daty ity visa satria tsy misy machine ato dia ilay pass vaovao ho vierge, ny visa tsinona ao @ ilay pass taloha, ka na afaka mi transferer io ao @ pass vaovao aza ny ambassade canadien dia ilay ambassade any Kenya ary mila fotoana ela vao azo ilay visa nefa za tsy mahazo conge au dela de 2 semaines.
haritianah:

Tsy mitombona zany raha io valitenin'ny ambasady io ny oé déc dé ts manakery ny dolo ny pas talou.
Fa iza no nilaza anao fa raha vao déc dé foana ts manakery ny pas talou é?

Ny embassade usa, embassade gasy taty
haritianah:

Vaovao taiza io fa zà ko alou ts naheno zany.Fa ny henoko t@ vaovao dia foana tsis pas talou mivoaka tson zao fa pas bio dolo ary izay manana pas talou dia afaka mampiasa an'iny.

Afaka mampiasa an io jusque ilay daty misoratra eo ve...Raha eny dia raha mahita source officielle anie ianao dia mba omeo aza fady satria @ izay azoko ampiasaina iny ampisehoana ny immigration sy embassade rehefa manao visa. ILay info ohatra an io hoe mbola manankery tant que tsy tonga machine mihitsy no ilaiko. Saingy mila source officielle ilay izy: ambassade, gazety na zavatra ohatra izany mba ho eken dreo aty

Ankoatra izay efa nisoatra ny olona rehetra aho...Ilay izy ange raha hoe manankery foana ny pass taloha dia tsy naninona aho fa nony refuer tao @embassy usa dia teo no nanao aho hoe dia ahoana..Fa mety ny tany hafa manaiky...asa...Aleo tadiaviko dia apetrako eto fa nahazo site aho fa mivandravandra be ilay hoe ho an ny pass gasy dia mila pass bio izay nivaoka depuis 2007 ....Asa azonao ve za zao...
32. fahamarinana ( 31/07/2008 08:37)
:arrow: bola :ny marina dia somary tsy ampy kely ny fanazavana nomenao tam 1er dia lasa nifangaro ny resaka fa tsy maninona fa au moins mety mahasoa ny hafa koa ireo fanazavana rehetra ireo .Za manokana ny eto paris aza tsy dia haiko maika ny any alavitra any aminareo any, :wink: koa dia mahavità be.. (l)
33. haritianah ( 31/07/2008 10:13)
bola; zay vao nazavainao tsra lé olana nao, asa alou lé any USA zan fa raha momba ny eto Frantsa alou dia mbola manakery ny pas talou raha iditra sy ivoaka ho aty Frantsa.
-Manana rahavavy ao vao manao pas izy zao any Dago ho aty dia efa pas bio no atao.
-Misy namana gasy avy any Dago zay mivantana ato aminay zao @ zao fotoana izao, juste anao vaccance aty fotsiny dia hody @ fin aout dé mbola pas talou ihany no nahazoany visa nakaty zao.
Fa mety ny any USA zan no hafa ny azy.
Momba lé dossièr lazainao mila makany Dago.Tsy makany Dago itsony wà ny doss tsika raha hanova pas bio.Efa sur ordi anie ny pas bio é! de juste verification no ataon'ny any dago sur ordi dolo fa ts sahalan'ny talou t@ nanao pas.
Meme na any dago talou refa manao pass ny olona any @ province dia apetraka @ sce immgrt any antoerana alou ny dossier dia verifieny ao an-toerana dia hidiny @ valopy lhbé reny lé doss nao dé ianao en personne no manatitra lé dossiers nao mihidy iny ho any @ sce immgrt ao @ patte d'elefata ao Anosy.Dé ao efa misy komisera miandraikitra ny province de iny no mi-verfié farany ny dossier nao dé iny koa no manomé ny pass nao afaka 3jrs na 7jrs.
Fa zao efa ts izay tson(nanaovany lé rahavaviko), akana lavotondro,akana lé sary tonda dé mifandray @ ordi, sns..apetraka ny doss. Dé ts niakatra tanà tson fa nasainy niverina afka andro vits vits dia vita ny pas bio.
Ny any dago efa mivoaka ny pas bio ho an'izay vao hanao pas vaovao fa ny any dago ambasady Frantsay io lazaiko io dia mbola manomé visa olona akaty raha pas talou ny anao ka valable ny date ny pass nao.
Enao mantsy nilaza fa owé efa pass bio doly ny ampiasain'ny olona any dago tsia laviko, ato an-trano misy vahiny manao vakansy pas talou ody @ fin aout zao izy.
Amiko alou asa fa ny fandinihako azy dé ts nananao foana zareo @ famadihana pas talou ho pas bio fa efa misy lamina maty paika ao satria iaraha mahalala fa maro ny manana pas talou manana ireny visa manakery heritaona entree multiple ireny, nefa ny pass bio ivoaka.Donc efa misy fomba entina anohizana ny pas talou @ pas bio ao.
34. haritianah ( 31/07/2008 10:29)
bola à, tena niverina niantso tao @ ambasady paris indray ao naka fanampimpanazavana dé zao indray no nolazainy tao.
Raha eto Frantsa alou oy izy mbola ts misy olana ny fampiasana io pas talou io fa valabe raha mbola valable ny pas nao.
Raha ny lalana napetraka oy izy dia jusque fin déc zao tokony efa pas bio doly no ampiasain'ny rehetra nefa isika aty ivelany toa raha izao fandehany izao to milona bé ny hatongavan'ilay machine ka raha sendra ts tonga ny machine jusque déc dia manakery foana ny pas talou nareo raha mbola manakery ny dateny.Fa raha tonga avant déc kosa lé machine oy izy dia apliqué nay io date farany déc io.
Miantso matetika any zany ahafatarana ny ny fahatongavan'ny lé machine.

Dé nanontaniako koa ny ca nao mou, dé nanazava izy fa zareo any USA oy izy efa ts manaiky lé pas talou fa pas bio.Fa zay olona manana visa entree multiple @ lé pas talou aloha zao ka ho any USA dia makany @ Ambasady tsika alou mitondra lé pas talou valable ary misy visa dé any @ ambasady tsika no mandinika lé izy par cas ahafahany miditra any USA fa ny machine dia mbola tsy tonga.
Dé nanontany azy koa mou ao owé dé aona zan raha mazo lé pas bio nefa ny visa entree multiple @ lé pas talou.
Raha io oy izy dia ts kitiny ny pas bio nao fa asainy gardé na any @ nao foana ny pas talou mandra pahalaniny vIsa nao @ iny.Dé pas talou misy visa zan oy izy no ampiasainao +pas vaovao bio.
Ny pas bio zan ts maints ananana refa tena tonga tsara ny machine fa savaina @ nao.
Lé izy ko ry bola verbale dolo anie é! par tel dolo ny ahazoana zan fanazavana zan fa ts mis par ecrite zan.
Dé zay indray bola ny azokon natolotra anao é.
Tsy aleo ve mifindra aty frantsa bola raha zany é! efa ts ekeny USA zan ny pas talou nareo ko.
35. Bola ( 31/07/2008 11:40)
Misoatra betsaka..tsy hitako izay lazaina...angamba zany miandry fotsiny sa ahoana...Misaotra nanontany indray e! Mifampilaza rehefa misy vaovao, sa ahoana...
36. diamondra27 ( 31/07/2008 11:44)
ka refa miteny zany izy we tsy valable ny pasy taloha am apres ny dec de mihetsika enao dieny izao mikarakara sao de taraiky eo vao tsy te hahalala izy we faute-nao indray satria efa nampandrenesina nareo fa tsy nanao ze mety.

ny aty france contraire tsinona afaka migidra satria ry zareo no tsy manana le appareil de manao izay mety am situation-nao
37. Bola ( 31/07/2008 12:21)
Ka izay anie no olana ry diamondra hoe tsy misy fanaovana pasipaoro aty ary raha hody aho any Mada dia efa nilaza ny immigration teto fa tsy ekeny ny pasipaoro 2 zany hoe visa ao @ taloha dia mampiseho ilay vaovao. Ny tao @ interieur nefa nano hoe rehefa soloina ilay pass dia aceri dreo ilay taloha kanefa kosa hoy izy ilay page voalohany iny annulee...Dia izay ilay hoe mila visa avy any Kenya aho vao tafidita eto nefa plus de 2 semaines zay vao vita dia tsy mety amiko satria za farany lava 2 semaines no afaka mandeha...
Azonareo @ izay ve hoe tsy afaka manao na inona na inona za...
Ankoatra ny miandry...
Misoatra aloha Hari nahay nametraka fanontaniana fa za efa tsy haiko tsony zay hanazavana ilay izy aminareo eto ka izay no mahatonga ahy miteny hoe ny tena solution ho ahy dia hoe misy fanaovana pasipaoro vaovao tonga aty...Dia zay iay hiandrasako vaovao...
Misoatra betsaka daholo!
38. fahamarinana ( 31/07/2008 14:02)
:arrow: tsisy fisaorana e... :) (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8165