fanokafana tranokàla

1. mirabela ( 27/07/2008 12:53)
tsiky dia ampy,
mbo toroy hevitra aho ry zalahy, na zavavy fa mila manokatra tranokàla (site) ho an ny association humanitaire.
ny tena tsara dia raha misy hebergeant de site gratuit.
dia misaotra mialoha
novalian'i mirabela ny 14/08/2008 10:07
2. Herimiafina ( 27/07/2008 15:16)
Tsy mety angaha raha atao Blaogy? Sa tsy maintsy tranokala mihintsy.
Betsaka ny hahafahana manao tranokala gratos saingy mampiasa ny domaine-ny fa tsy ny nom de domaine fidinao, raha tsy izany dia toa ohatry ny andohavana vola daholo na ny hebergement sns.
ohatra: www.populus.ch
http://monsite.voila.fr/produit/boot/accueil.shtml


3. mirabela ( 27/07/2008 20:18)
ok, misaotra betsaka amin ny idée, fa ngamb aleo le site no atao, fa ifandinika tsara amin ny membre aloha.
Dia merci bocou herimiafina an, d misaotra ny serasera!
bye






4. bazylou ( 03/08/2008 17:06)
fa angaha nytranokala sokafana raha tsy fafaina ???!!....... :-D :-D
5. mirabela ( 03/08/2008 21:24)
bazylou:

fa angaha nytranokala sokafana raha tsy fafaina ???!!....... :-D :-D


lol ié ny anahy fanokatra kah.
:D
ary mbo valio mou lé fantaniana ery ambony ndrindra e!
6. zoukimi ( 10/08/2008 21:46)
Tsy haiko na tianao ty na ahoana fa manandrama miditra ao amin'ny gd.fr fa io no fantatro fa gratuit ny fanokafana site, dia mba manorata aty amiko raha nety e!
zoukimi@gmail.com
Dia mirary soa ho an'ny ONG EEEEEEE
;-)
7. mirabela ( 14/08/2008 10:07)
merci zoukimi an, fa ilay site efa vita kah, donk ts nila an le gd.fr ndray
:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0786