Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
badboy ( 25/07/2008 11:19)
kôfa gasy manambady vazah
Kôfa gasy manambady vazah : toa vitsy!! Inona no antony?? Tsy mahazaka ve?? Nefa ny sipa gasy toa tonga de lasandry zalahy vao kôtiny??? Tssssss, mba mihetsika ry frera!! ;-) ;-) ;-) ... tohiny
novalian'i haja8 ny 18/06/2017 11:08
ainaheri ( 25/07/2008 08:30)
Vola gasy
Efa niova zao ny vola gasy sasany,asa raha mbola misy mitazona iany ireny anaram-bola @ teny argot ireny.....Kalaray sy ny tariny....Inn ndray izy zao?... tohiny
novalian'i Noue ny 01/08/2008 16:27
Noue ( 25/07/2008 08:20)
ambiansa
dia tena variana aho ry zareo raha nanatrika ity mariazy t@ Sabotsy lasa teo , mpiara-miasa amiko no natao mariazy. Ny zavatra nahavariana ahy fotsiny dia izao: -ny fihaingon'ny olona.. aiz... tohiny
novalian'i Noue ny 30/07/2008 17:43
AndoRAL ( 25/07/2008 07:57)
Mpanao Rallye Nodimandry
Voalaza t@ gazety androany fa maty t@ lozam-piarakodia ny mpamily sy mpikarakara Sport Auto efatra: Isan'izany ingahy Gaston Ramaroson, izay isan'ny vato nahitana ny Fédération de Sport automobile A... tohiny
ravatorano ( 25/07/2008 07:13)
Nodimandry ny lehiben'ny Antoko Leader Fanilo
Araky ny antso antaroby vao azoko izao dia nodimandry anio maraina izao ny Filoha Mpitarika ny Antoko Leader Fanilo izay Andriamatoa Razafimahaleo Herizo izany.Raha tsiahivina dia efa narary izy ary n... tohiny
novalian'i tsimati ny 29/07/2008 14:20
rfsn ( 25/07/2008 07:06)
Toliara Mamy Gotso
Mba mangataka ny tononkiran'io izay manana azafady.... tohiny
hery ( 25/07/2008 07:04)
Fahalasanan'i Herizo Razafimahaleo
Hafatra voaray tao @ http://groups.yahoo.com/group/serasera ---- Miarahaba, Amin'ny alahelo lehibe no hampandrenesana antsika ny fahalasan'i Herizo Razafimahaleo filoha mpitarika ny antoko Leader... tohiny
novalian'i tsimati ny 26/07/2008 17:19
tsimati ( 25/07/2008 06:57)
Toa misy vaovao ratsy nefa sao tsao ry mpanohatra
Tsy hita moa fa Politika mitohy hatrany na mpanohatra na mpanaraka ka dia mahereza daholo e.... tohiny
novalian'i tsimati ny 25/07/2008 17:28
miranto81 ( 25/07/2008 06:40)
bibilava be
Jereo ange ity biby, bibilava be Jereo fa mitsorapaka Lasa ao anaty ala, anaty ala be Misavasava miolakolana pi pli pli pi pa pla pla pa pi pli pli pli pla http://vids.myspace.com/index.cfm... tohiny
novalian'i endrika01 ny 28/07/2008 06:30
xxx ( 25/07/2008 06:12)
Tena sarotra tokoa ve le mitaiza?
Misy oul zay mifanakaiky trano aminay tena masiaka amin-janany rah ny fahitako azy. Fa ny mahagaga ahy de toa mifanohitra @ fahasiahany ny toetran-janany. Matetika izy no mibedy an-janany ary tena mit... tohiny
novalian'i nikah ny 02/08/2008 08:05
tsimati ( 25/07/2008 03:31)
ountss noporofoina fa Elita Gasy tsy mahatafavoaka ve ?
Ny Elita Gasy tsy mahatafavoaka sa ny Malagasy rehetra no reraka amin'ny sehatra rehetra ? Hahaha tandremo indray marary fo ka hanamporofo hoe favy zahay fa ireo mpitondra ihany no nofa. Hahaha :-D :... tohiny
novalian'i tsimati ny 25/07/2008 17:30
Bola ( 25/07/2008 02:08)
Dingano ity - aza sokafana - aza vakiana
Efa nataoko kosa hoe aza miditra ianao...mbola niditra ihany...tsss...atao teny inona vao mazava aza izy ty e...Zay... aza manohy mamaky, averiko aza manohy mamaky! v v v v v v v v v v Mbol... tohiny
novalian'i SHOAN ny 09/08/2008 08:13
bazylou ( 24/07/2008 22:21)
ountsss!!
Aza be resaka ho aho. Rehefa tsy mahavita ny fananany dia ny vazaha no hamely azy ary hajainy sy averiny aminao tokoa ny vola lany tamin'ny colonisation e!! :roll: :roll: ... tohiny
novalian'i karavasy ny 25/07/2008 12:40
ikaretsaka ( 24/07/2008 22:05)
ny eritreritrareo
(gazetiko androany) Mpanjono vezo Rehefa nodimandry dia masiaka ny tsiokatimo “Maro dia maro ny tantara mandeha mikasika ny tsiokatimo fa isan’ny fantatra aty Toliara dia matoa io mitsi... tohiny
badboy ( 24/07/2008 19:40)
Bizin'ny fanoherana ny fahanterana
Ny menaka fanoherana ny fiketriketrehin'ny tarehy dia avy ao madagasikara @ alalan'ny vanille! Iza ary no mitrandraka io, dia tena tsy fatatrao ve, eo ary fa lazaiko : Channel! Dia iza ve izany? De eo... tohiny
novalian'i tsimati ny 25/07/2008 11:55
xxx ( 24/07/2008 19:23)
toroy antivirus, "paint" gratos ho an'ny windows millenium
salama jiaby ô! Zah io vao nahazo ordi tranainy be izay , ka ny systeme d'exploitation" dia [b]Microsoft windows millenium edition[/b]". - Ka mba toroy [b]antivirus maivamaivana sy gratuit[/b], i... tohiny
novalian'i xxx ny 31/07/2008 17:18
simplex ( 24/07/2008 16:20)
saka fotsy
atao in kay saka e? :-w... tohiny
novalian'i endrika01 ny 08/08/2008 09:36
kallie ( 24/07/2008 13:09)
pok pok
ina kay ny anaran'ny vônatsindrana am teny vazah? pok pok izy any tanàna fa ny tena izy kay ina? ... tohiny
novalian'i rose4u ny 19/10/2008 10:31
tsimati ( 24/07/2008 12:56)
Ny mpanokatra loha-hevitra no tokiny manohy ny heviny
Raha manokatra loha-hevitra ara-politika ny mpikambana iray dia efa misy resaka tiany tohizana. Raha toa ka mivoana any amin'ny tsy izy no hamalian'ny hafa azy dia anjarany no mamerina sy manitsy ny r... tohiny
novalian'i tsimati ny 25/07/2008 06:53
endrika01 ( 24/07/2008 10:01)
HATSIKANA A !
Tantarana MASERA iray izy ity.Narary kibo foana hono,zany ty masera anakiray,dia tapa-kevitra fa hamonjy dokotera.Natao teo ny fizahana dia nandrasana ny valiny analyse.Masera atsy ambadika efa tsindr... tohiny
novalian'i endrika01 ny 04/08/2008 12:37
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.4692