Bizin'ny fanoherana ny fahanterana

1. badboy ( 24/07/2008 19:40)
Ny menaka fanoherana ny fiketriketrehin'ny tarehy dia avy ao madagasikara @ alalan'ny vanille! Iza ary no mitrandraka io, dia tena tsy fatatrao ve, eo ary fa lazaiko : Channel! Dia iza ve izany? De eo indray fa lazaiko : orinasa matanjaka sy malaza eratany @ ranomanitra, akanjo, menaka odifahaterana!! Dia teratany avy aiza no topony?? De mbola tsy fantatrao ihany ve??? De eo ndray ary fa lazaiko : lafrantsa!!!

Aza miady vintana @ akoho : frantsay no teo, izy no eo ary izy koa np mbola ho eo!!

Vive lafrantsa renimalala!! Vive tsimati!!!

;-) ;-) ;-)
répondu par tsimati le 25/07/2008 11:55
2. ainaheri ( 24/07/2008 20:38)
Ié vao nandé t@ envoyé special teo io,otrany manjaka iany ny vazah @ harentsika,tokony mba afaka manararaotra ny mpamboly nefa indrisy :cry:
3. xxx ( 24/07/2008 21:10)
Fa inona ny problema amin'ny lafrantsa e. Marina fa mitsetsitra antsika fotsiny izy, fa ao lafrantsa ao koa ange no ataoko fa be gasy indrindra ivelan'i M/kara, izay mba mitsetsitra ny euro izay azo tsetsafina ao koa. Ry tsimati ihany no mitetateta makany zamerika ka mankahalala fatratra an'i lafrantsa no sady tsy tia ny namany avy any abilen. Dia eo izany enao sy teny anglisinao ry tsimati. Aza dia marary fo loatra tompoko. Vazivazy ihany ny ahy.

Vive tsimati et vive lafrantsa hoy i badboy izay.
4. sylvain ( 24/07/2008 21:42)
Madagascar, chasseurs de senteurs
Un reportage de Florent Chevolleau et David Geoffrion

C’est une première, tous les athlètes français vont partir aux Jeux Olympiques avec un flacon d’huiles essentielles aux plantes de Madagascar. L’objectif est de lutter contre les effets de la pollution à Pékin. Les vertus des plantes malgaches sont recherchées par les plus grands sportifs comme par l’industrie pharmaceutique et cosmétique. Dans l’océan indien, l’île de Madagascar est riche de milliers de plantes aux fragrances précieuses et aux propriétés thérapeutiques uniques au monde. Une équipe d’Envoyé spécial a suivi le voyage d’exploration de Xavier Ormancey, le directeur de la recherche des cosmétiques Chanel. Depuis dix ans, ce chimiste parcourt le monde à la recherche de la plante efficace contre le vieillissement de la peau. A Madagascar, il a déniché une vanille aux propriétés exceptionnelles et il est sur la piste d’autres trésors de la flore. Sur place, une poignée de Français passionnés cherchent à percer les secrets de la forêt malgache. Olivier Behra fait l’inventaire de cette richesse naturelle avec son ONG “L’homme et l’environnement“. Barbara Mathevon se bat pour préserver une biodiversité menacée par la déforestation massive. Comment ces biologistes trouvent-ils de nouvelles plantes ? Comment sont-elles testées ? Pourquoi ce patrimoine risque-t-il de partir en fumée ? Enquête sur les pas des sauveurs de plantes et des chercheurs de senteurs.
Miala tsiny @ teny la frantsa :°)
5. bazylou ( 24/07/2008 22:15)
rehefa vendrana tsy mahafehy ny azy dia lasan'ny hafa e!! dia aza mimenomenona fa efa vita ny contrat fa na hitsoaka ao Mada aza le8 and co dia aty france ihany no alehany e!! vita ny baolina fa vazaha foana no eo e,, :lol: :lol:
6. tsimati ( 25/07/2008 03:07)
Izay indrindra ra-bazylou satria raha izaho no niteny hoe reraka amin'ny lafiny rehetra ny Gasy ka hanjakan'ny vazaha dia tabatabaina sy mankarary fo. Ianareo milaza fa hoe ahoana no avela hanjakan'ny vazaha ny haren'ny Malagasy izao indray no mirehareha hoe ny orin'asa matanjaka Frantsay no mitrandraka ao Madagasikara. Ka mba diniho ihany ilay resaka sady miditra no mivoaka toy ny lelon-jaza. Vakio ireo avy nosoratana ary hisaino fa tsy manaraka lijika ilay soratrareo fa finaritra hanebaka fotsiny.
7. badboy ( 25/07/2008 06:00)
Ary toa nanaiky nilefitra le tsimati!!! :-D :-D :-D :-D

Aiza ty antifrantsay matanjaka be taloha toa tsy sahy manakihana frantsay intsony???

Efa hoe aza miady vintana @ akoho : frantsay no teo, izy no mbola eo , ary izy ihany koa no mbola ho eo!

Vive larfantsa renimalala, vive la francophonie, vive tsimati mba hahita ny firoborobon'ny fiarahamiasan'ny fitondrana sy ny frantsay (efa manoboka milailay izy zao)

;-) ;-) ;-)
8. tsimati ( 25/07/2008 06:51)
Dia mamangy @ fahoriana fa nihena ny isan'ny Elita Gasy ra-badboy sy ny namany. Tohizo ihany ny fanoherana an
9. badboy ( 25/07/2008 08:17)
Ny nodimandry, Herizo RAZAFIMAHALEO, dia niofana tany zamerika sady mpibizina ary koa mpanohatra!!!

Isan'ny fanantenana @ fampiroboroboana ny teny anglisy tao Mkara ny tenany!!

Mirary fihononana ho an'ny ankohonany sy ny antokony!!

Fa ny tantara dia mitohy! Miverina @ taniny ny jiosy ary averina ho an'i César ny anjarany!! Miverina ny frantsay, izay efa teo, mbola eo ary tsy hiala eo!!!

Vive lafrantsa renimalala, vive la frankofonie, vive tsimati hahita ny firoborbon'ny tenin'i molière !!!
;-) ;-) ;-) ;-)
10. tsimati ( 25/07/2008 08:23)
Asakasakao iny aloha fa dia mirary fiononana tompoko ooo.
11. badboy ( 25/07/2008 08:44)
Ny hazo ahafahana manao menaka manohitra ny fiketronana @ tarehy dia lehilahy sy vehivavy frantsay no mitantana azy!!!

Ary mba ahafahana mamelona ireo mpanjono izay miankina @ fisian'ny trondro, dia tsy nisalasala izireo nangataka fanampiana ivelany mba ahafahana miaro ny tontolo malagasy!!

Comme quoi on peut joindre l'utile à l'agréable!! Dikan'io tsimati dia hoe afaka ampirahana ny ilaina sy ny mahafinaritra!!

Aza miady vintana @ akoho : frantsay no teo, izy no eo ary mbola ho eo!!

Vive lafrantsa, vive la francophonie, vive tsimati hahita ny fitsanganan'i rova avy @ alalan'ny vola frantsay!!

;-) ;-) ;-)
12. barakobama ( 25/07/2008 09:12)
zô s lôm tafakaraji avi naitalavitr, d zô nibaradak oe "lôm, kapakapaindreo menasofina tangenatsikty" d lôm nigaragara oe "dam lazafi f nibabababa oe aleoni manao lavina fa io vola" :!:
13. tsimati ( 25/07/2008 10:29)
Ary ny ray sy renin'i badboy ngah tsy mba nibizina sa mpiasam-panjakana nanao risoga? hahaha :-D :-D :-D
14. badboy ( 25/07/2008 11:15)
Indrisy ry tsimati fa raha mba mpiasampanjakana tokoa izireo tsy ho nandeha tongotra aho hatr@ zay fa mba nitaingina jet privé!

Fa na ny ala mba tsy ho voadoro aza dia ny frantsay no mbola mitady vola hiarovana azy sy hampiasana ireo tantsaha mpandoro ary ampianarana azireo miaro ny tontolo manodidina!! Aiza @ reo ary no mba misy amerikanina miaro ny tontolo malagasy!! Ataony dessin animé fotsiny!! :-D :-D Ary tao anatin'ilay fandaharana dia amerikana handalo haka menaka rehefa avy main'ny masoandron'ny plage no niseho teo fa tsy mpiaro ny tontolo na mitady izay hahasoa ny malagasy!!

K'aza miady vintana @ akoho : frantsay no teo, izy no eo ary mbola ho eo!!

Vive la frantsa renimalala, vive la francophonie, ho ela velona tsimati hahita ny firoboroboan'ny MAP sy ny fananganana an'i Rova avy @ vola frantsay!!

;-) ;-) ;-)
15. tsimati ( 25/07/2008 11:42)
Tsy anjarako no hiaro izany aloha fa averiko amin'ilay loha-hevitrao izay efa tsy any intsony na ianao nanokatra aza. "Bizin'ny fanoherana ny fahanterana". Tsy dia mila izany zay satria rehefa hipaoka ra-fahafatesana dia lasa na ny manja na ny bogosy na ny matanjaka na ny tsy miketrona.
16. xxx ( 25/07/2008 11:46)
tsimati:
Bizin'ny fanoherana ny fahanterana". Tsy dia mila izany zay satria rehefa hipaoka ra-fahafatesana dia lasa na ny manja na ny bogosy na ny matanjaka na ny tsy miketrona.
..na ny avy any zamerika ohatranao ry tsimati ;-)
17. badboy ( 25/07/2008 11:54)
xxx >> :-D :-D :-D

Na ny mpankafy teny anglisy nefa navotsotry ny amerikana tahaka an'i tsimati aza rehefa vonona hiaramiasa @ frantsay mba hiarovana ny ala ka hampitohy ny bizin'ny menaka fanoherana ny fahanterana dia afaka mandaloany @ ilay frantsay mitandro ny ala gasy sy manome asa ireo mpanjono taloha!! Ary mino aho fa tsy ho laviny na dia hiteny angisy aminy aza satria izy vonona hampianatra tsimoramora ny teny frantsay @ i tsimati!!! :-D :-D :-D Totolo aza arovany ka olona mila fanampiana indray ve no ho ariny, tsy frantsay zany!!

K'aza miady vintana @ akoho : frantsay no teo, izy no eo ary mbola ho eo!!

Vive lafrantsa, vive la francophonie, ho ela velona tsimati hitaingina ny fiarany eny ambony lalana vita avy @ fanampian'ny frantsay ny MAP!!

;-) ;-) ;-)
18. tsimati ( 25/07/2008 11:55)
Sao mivaha fa oviana i tsimati no nisandoka avy zamerika ? lazao ary raiso raha misy lahatsoratra nataon'i tsimati momba izany. Ary raha tsisy dia mba vakio reo avy nosoratanao dia mba misaina. Na miketrona na matavy tsy mifidy ny fahalasanana noho izany tsy afaka entina any ny "fanoherana ny fahaterana"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0566