Ny mpanokatra loha-hevitra no tokiny manohy ny heviny
1. tsimati
(
24/07/2008 12:56)
Raha manokatra loha-hevitra ara-politika ny mpikambana iray dia efa misy resaka tiany tohizana. Raha toa ka mivoana any amin'ny tsy izy no hamalian'ny hafa azy dia anjarany no mamerina sy manitsy ny resaka hanohy ny zotran'ny resany. Noho izany dia izy hatrany no tsy manaiky fa misisika manaraka ny zotran'ny heviny ary tsy misy afaka hamarana resaka izany. Tsy kabary akory ny serasera ka hoe mifanarana ny kabary na koa hoe "misokatra ofisialy ny lalonana na resaka ara-politika ary mikatona eto kosa ny lanonana". Aza hamelana fa tohizo ary aza mitsoampahana fa fanalalahana io. Sa misy hoe "hery tsy mitovy ka tokony ampitoviana ny masokarena miasa eto antsena fa ny hafa manana entana betsaka sy mameno ny tsena fa ny ahy zara raha misy tapakarona". Varoboanjo io.
novalian'i tsimati ny 25/07/2008 06:53
2. penguin
(
24/07/2008 13:07)
Vao misokatra ny lohahevitra dia misavoritaka ary miafara amin'ny "God save ra..." eny fa na dia avy manao eso-teny aza. Koa iza no manimba ny lohaheviny amin'izany fa tsy izy manokatra ihany. Rehefa tsy hamaly izy dia tapina eo ny daomy ka akory atao ? Sa toriana indray dia esorina le mpikambana ?
3. tsimati
(
24/07/2008 14:58)
Hahaha. izay le hoe tsy ela amin'ny zavatra hay ny mpandrindra ary zony ny manaisotra izay tsy mifanaraka amin'ny fotokevitry ny serasera. Tsisy harakaraka io satria tsy hikambanana sady tsy nandoa vola hoy kidorompamba. Hahahaha =)) =)) =)) =))
4. karavasy
(
24/07/2008 15:10)
Ny tian'i kidorompamba dia mifanara amin'io ho ela velona anie razokinibe sy ny hoe ho tafita isiaka Malagasy ka malahelo mafy izy satria tsesenanao hatrany. Simba ny hevitr'ikidoropamba zany =)) =)) =))
5. badboy
(
24/07/2008 16:17)
VIve tsimati, vive lafrantsa reny malala!!!
Frantsay no teo, izy no ho ary izy no mbola ho eo!! (l) (l) (l)
Frantsay no teo, izy no ho ary izy no mbola ho eo!! (l) (l) (l)
6. kidoropamba
(
24/07/2008 16:23)
Io no nanabeazana anay TIM: demokrasia! Ka refileXa efa nahazatra io ka mba te hirasa an'izany @ namana.
Hitako avo lenta be mantsy ireny hevitra aroson'ingahy tsimati raha manapina ny serasera izy ka mahatonga ahy milaza hoe: Sao lahy dia mivaombaona ity hevitra arosontsika ity?
Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
Hitako avo lenta be mantsy ireny hevitra aroson'ingahy tsimati raha manapina ny serasera izy ka mahatonga ahy milaza hoe: Sao lahy dia mivaombaona ity hevitra arosontsika ity?
Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
7. tsimati
(
24/07/2008 16:55)
Lazao ny marina fa mivadika ny dikan'ilay "vive" lasa hoe matesa angaina ? :-D :-D :-D
8. badboy
(
24/07/2008 17:20)
Aza miady vintana @ akoho : frantsay no teo, io no eo ary io no mbola ho eo!!!
Vive lafrantsa renimalala, vive tsimati! ;-) ;-) ;-)
Vive lafrantsa renimalala, vive tsimati! ;-) ;-) ;-)
9. tsimati
(
25/07/2008 03:11)
Ka mba hivereno ilay nosoratanao tary hoe ahoana no avela hanjakan'ny vazaha ny haren'ny Gasy ? Dia aza miady vintana mifamaly amin'ny vendrana mbola afaka manaraka ny fivadibadikin'ny resaka ataonareo izay entina hanebahana fanjakana fotsiny. mivadi-dela sy mandroso mihemotra toa lelon-jaza. omeo indray ny lesona hafa fa mbola hain'ny rehetra vakiana ao amin'ny tahirin-kevitra ny soratrao teo aloha ra-badboy sy ny namany.
Vive le tsisy hazon-damosina fa mandroso mivoaka badboy, kidoropamba, bazylou, naughtyboy
Vive le tsisy hazon-damosina fa mandroso mivoaka badboy, kidoropamba, bazylou, naughtyboy
10. xxx
(
25/07/2008 06:30)
Azoko tokoa ny mampaharary an-doha an'i tsimati momba ity resaka lafrantsa ity. Tsy mba no subventionen'ny etat gasy izy mantsy nankany zamerika, ka na dia efa mipopoka aza ny firesahany sy ny fahaizany amin'ny teniny shakespera. Dia ny tenin'ny moliera ihany no miainga eo. :lol: Ka ny fankahalana ny lafrantsa sy ireo namany avy any abilen sisa fara heriny.
11. tsimati
(
25/07/2008 06:53)
Dia mamangy @ fahoriana fa nihena ny isan'ny Elita Gasy ra-badboy sy xxx a. Tsimati tsy mahalala zay zamerika ary tsy mbola niala Madagasikara. ontsabe. Dia tohizo hatrany ny fanoherana ary e
