Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
lemenakely
(
23/07/2008 09:10)
misy psychologue milàza fa.......
Misy psychologue milàza fa hita taratra eny @ endrik'olona iray ny toetsainy ,izany hoe raha tsara tarehy ilay olona dia tsara fanahy sy tsara toetra fa raha ratsy tarehy dia ratsy toetra ;asa marina...
tohiny
novalian'i lemenakely ny 29/08/2008 21:55
ainaheri
(
23/07/2008 08:10)
Maty ny zanany satria adino tao anaty fiara
Efa misy ho 3 zay ny loza nitranga manadino ny zanany ao anaty fiara eo ambany masoandro,mba efa nisy ny voa voalohany zay nodradradraina t@ tele,d tsy ho mailo ve ny manaraka?? Araka ny vao² heno di...
tohiny
novalian'i 08051972 ny 30/07/2008 19:47
ni81
(
23/07/2008 07:34)
Manina e
Tena mahalasa embona mafy dia mafy mihitsy...
http://www.dailymotion.com/related/x40vqe/video/x40s5d_ny-voninavoko-mananjary_music...
tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 25/07/2008 05:35
ni81
(
23/07/2008 06:44)
Fandefasana vola mankany ivelany
Misy agence fandefasam-bola hitako tato ka asa raha mba misy afaka milaza hoe mety sa tsy dia mety? Misaotra betsaka.
http://www.sobika.com/transfertargent_madagascar.html...
tohiny
novalian'i jejemy ny 26/07/2017 19:25
ari.malala
(
23/07/2008 06:42)
Zanaka mpiandry efa-dahy nanendaka pasitera ao amin’ny Toby
http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?option=com_content&task=view&id=6306
Faits Divers
HALATRA. Hatraiza hatraiza no ahitana ny faharatsiana isan-karazany. Tsy aty amin’ny “j...
tohiny
novalian'i Kapistra ny 08/08/2008 06:21
niryna
(
23/07/2008 05:06)
Izaho milaza ny marina @nareo: mahatsara anareo ny fialako
[b] Fa izaho milaza ny marina aminareo: mahatsara anareo ny fialàko[/b];
.......................................................
[b]fa raha tsy hiala Aho, dia tsy ho avy aty aminareo ny Mpanan...
tohiny
novalian'i bor2lais ny 28/08/2008 15:23
Bola
(
22/07/2008 23:01)
Mifankatia nefa tsy mifanaraka..hevitrareo
Namaky ilay dinika eto ambany rehetra aho dia variana hoe mahavariana marina ny fitiavana...Mampatsiaro ahy ireto ankizy ireto - lehibe moa fa fomba fiteny ilay hoe ankizy!
Izy roa milaza fa mifankat...
tohiny
novalian'i Bola ny 27/07/2008 02:31
kidoropamba
(
22/07/2008 16:38)
sOverAiNEtE hoy ny sasany kanefa Bizna foana!
Efa nolazaiko teto fa bizna ihany ity ambadiky ny basy sy tafondro.
Io ary fa ho tonga ingahy Joyandet.
Vakio ity:
Madagascar / France / Déplacement à Madagascar d’Alain JOYANDET Secréta...
tohiny
novalian'i tsimati ny 23/07/2008 15:48
kidoropamba
(
22/07/2008 16:01)
Toa te hiala pA ry zareo QMM fa omeny an' MITTAL ny baolina
[b]Mitandrema hoa ianao ry filoha hajaina Ravalomanana fa maro ireo manolotra vato mafAna ianao.[/b]
Io[u] ary ilay nahiako[/u]: A[b]taon'ireto vahiny siPekilAsion ny tanindrAzan'i gasy.[/b] Raha na...
tohiny
novalian'i tsimati ny 25/07/2008 03:19
Bocassa
(
22/07/2008 15:28)
hoany ambondrombe koa RAVALOMANANA
Fantatra ankehitiny fa taorian'i pasteur Mailhol, de hoany ambondrombe koa RAVALOMANANA Jean Baptiste, tovolahy mipetraka etsy Ambodin'isotry. Ary rahoviana enao no hande?...
tohiny
novalian'i kidoropamba ny 22/07/2008 15:33
Bocassa
(
22/07/2008 15:11)
mofo valala
Tao @ épicerie iray....
Hoy ity ankizilahy t@ ity mpivarotra: misy mofo valala v?
mpivarotra: ts misy ka
Ny ampitso: misy mofo valala ve?
Mpivarotra: ts misy woa
Rehefa lasa ilay boay kely d nit...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 28/07/2008 13:56
dolbia
(
22/07/2008 13:11)
Fampisehoana Lolo sy ny Tariny eto Madagasikara
Raikitra ve sa tsia le hoe : spectacle an'i Lolo sy ny tariny eto Madagasikara amin'ny volana août notenenin-dry zareo taorian'ny La cigale sa dia ny any andafy ihany no afaka mijery an-dry zalahy ir...
tohiny
bitrika
(
22/07/2008 11:52)
Tsara Andriamanitra
Andriamanitra dia tsy miova omaly sy anio ary mandrakizay...
tohiny
novalian'i harimi ny 24/07/2008 13:48
badboy
(
22/07/2008 10:48)
Ireo mihevitra hanimba ny fiandrianampirenena : atsaharo!!
Na inona na inona firehekevitra, dia iraisan'ny tsirairay ny milaza fa ilaina ny fiandrianampirenena!! Noho izany, raha toa ka tena marina ny momba ilay fampidirana antsokosoko fitaovampiadiana mba ha...
tohiny
novalian'i tsimati ny 28/07/2008 15:20
prime
(
22/07/2008 10:31)
Andriamanitra manasa ny mpino...
[i]"Mangataha, dia homena ianareo; mitadiava, dia hahita ianareo; dondony, dia hovohana ianareo."[/i] [b]Matio 7:7[/b]
Lesona lalina nampianarina tato ho ato tamin'ny "site chrétien" izay io an-da...
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 22/08/2008 10:34
diamondra27
(
22/07/2008 09:53)
fucking-friends
http://www.moov.mg/femme.php?articleId=333326
raha ohatran'io aloha dia tsy d'ac @io za e, tsy lany fotoana fotsiny ve...
tohiny
novalian'i rakaroka ny 25/07/2008 06:06
diamondra27
(
22/07/2008 09:34)
entorse
mila fanampiana e.
inona no atao fa tsy mety sitrana ny tongotra folaka efa ho 2 mois izao, manao radio dia hoe: tsy misy inona nefa ilay izy mbola heno marary ihany.
Rehefa midina ny tohatra oha...
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 02/08/2008 12:10
kidoropamba
(
22/07/2008 09:18)
Bizna fitaovampiadiAna indray izany zao no malaza
Tena miasa mafy, miasa tsara mihitsy ny filoha hajaina Ravalomanana.
Tratrany ary fa misy mitady hanao bizna basy sy fitaovampiadIAna mahery vaika eto madagasikara.
N y nahagaga ahy kely fotsiny di...
tohiny
novalian'i tsimati ny 25/07/2008 03:27
serena
(
22/07/2008 04:45)
Pourqoui
Pourqoui il n`y a pas d`haut parleur dans le ciel?Zay mahay an`io omeko bisou ooo :* ...
tohiny
novalian'i SHOAN ny 05/08/2008 13:10
Bola
(
22/07/2008 01:58)
Manina ny any aminay
Inona no ataonareo rehefa malahelo ny any aminareo...
Sa tsy manao an izany nareo...
Za dia tena mbola matetika...faran ny taona 2002 aho no tsy nipetraka tany maharitra be intsony nefa ilay malahel...
tohiny
novalian'i haritianah ny 09/08/2008 22:18
