Mifankatia nefa tsy mifanaraka..hevitrareo
1. Bola
(
22/07/2008 23:01)
Namaky ilay dinika eto ambany rehetra aho dia variana hoe mahavariana marina ny fitiavana...Mampatsiaro ahy ireto ankizy ireto - lehibe moa fa fomba fiteny ilay hoe ankizy!
Izy roa milaza fa mifankatia nefa hoe tsy mahay mifanaraka...Miady lava. Efa nisaraka dia nifamerina indroa...Dia ny mahavariana ahy dia izao: izy roa reo mbola samy eny ihany tsy manambady...Dia misy ve izany hoe mifankatia fa tsy mahay mifanaraka dia tsy maintsy misaraka...
Ny hevitro manokana momba an io dia hoe tsy tena nifankatia angamba reo (za moa tsy mahay loatra momba ity resaka ity fa hevitra fotsiny ny ahy).
Satria tsy hoe rehefa tena mifankatia ve dia mahay mifanaraka.... Sa ahoana...
Dia nefa ny tsy azoko hoe maninona no tsy mandeha manambady izany fa samy eny ihany raha mety hoe tsy tena nisy ny fitiavana sady efa nisaraka...
Ary raha tena nisy aza ilay fitiavana tsy naleo kokoa ve niaraka dia nianatra mifanaraka...
izao ilay hoe casse tete ny fitiavana zany....

novalian'i Bola ny 27/07/2008 02:31
2. ainaheri
(
23/07/2008 04:39)
Ny ady kely madinidinika d siran'ny fifankatiavana,matoa izy mifamerina ataoko mbola tsy nisy nandratra ny andaniny sy ny ankilany ny zvtr niadivana.....
Matoa izy reo tsy mbola niroso @ zany tsy mbola vonona angamba,misy aza efa miteraka mbola tsy mifanambady ihany,tokantrano maso hoy ny fitenenana...... Betsaka ny cas otr'zany,samy tia izy 2 nefa miady lava tsy maintsy misy zvtr ifandirana fona ny ao,zay angamba ny fanafodiny"aleo tsy manana toy izay hanandratsy"........
Misy mahamety azy ihany ny fihazohazoany tsy manambady ee,satria aleo alou mifampijery toetra tsara,tsy kilalao ity fanambadiana ka refaveo ndray oe isaraka ve? Zao izy reo tsisy zvtr mamatotr'azy,malalaka izy @ safidiny.....
Ary tadidio fa ny firosoana ao anatin'ny fanambadiana akory tsy hanakana izay ady kely izay nisy teny aloha.......Tsy misy mahatsara ny mifampiresaka hijerena ny innn ny tsy zakan'ny tsi11,ary alaviro ny ambom-po @ zao fotoana zay fa io no fositra iray mahatonga ny olana..........
Dia ny mahavariana ahy dia izao: izy roa reo mbola samy eny ihany tsy manambady...Dia misy ve izany hoe mifankatia fa tsy mahay mifanaraka dia tsy maintsy misaraka....
Matoa izy reo tsy mbola niroso @ zany tsy mbola vonona angamba,misy aza efa miteraka mbola tsy mifanambady ihany,tokantrano maso hoy ny fitenenana...... Betsaka ny cas otr'zany,samy tia izy 2 nefa miady lava tsy maintsy misy zvtr ifandirana fona ny ao,zay angamba ny fanafodiny"aleo tsy manana toy izay hanandratsy"........
Dia nefa ny tsy azoko hoe maninona no tsy mandeha manambady izany fa samy eny ihany raha mety hoe tsy tena nisy ny fitiavana sady efa nisaraka...
Misy mahamety azy ihany ny fihazohazoany tsy manambady ee,satria aleo alou mifampijery toetra tsara,tsy kilalao ity fanambadiana ka refaveo ndray oe isaraka ve? Zao izy reo tsisy zvtr mamatotr'azy,malalaka izy @ safidiny.....
Ary tadidio fa ny firosoana ao anatin'ny fanambadiana akory tsy hanakana izay ady kely izay nisy teny aloha.......Tsy misy mahatsara ny mifampiresaka hijerena ny innn ny tsy zakan'ny tsi11,ary alaviro ny ambom-po @ zao fotoana zay fa io no fositra iray mahatonga ny olana..........
3. ari.malala
(
23/07/2008 06:02)
nify sy lela aza hono miady anie e, ary izay no maha olombelona ny olombelona, samy manana ny sainy d misy foana ny zavatra kely tsy ifanarahana, fa matoa mbola tafajanona samy tsy manambady izy roa fa mihazohazo mifamerina mbola misy fitiavana ao izany. Ary ny zavatra rehetra mandeha amin'ny fotoany daolo, ka rehefa tonga ilay fotoana tsy ampoizin'i Bola d hifanambady amizay izy roa :°) nefa misy ny olona tsy vita fatotra in'in (ireo fombafomba no tiako tenenina teo) mifankatia be kokoa noho izay nanao zany :°) izay ilay tenenin'ny olona foana hoe tsy ny fombafomba no maha mafy fatotra ny fitiavana fa izy roa iany :-P
4. yonikafopl
(
23/07/2008 06:28)
raha toa ka milamina be tsy misy fifanolanana fa mifanaraka foana ny mpifankatia, dia mila mieritreritra fa misy raha tsy mazava ao hihihihihihihi, misy ny dominant sy dominE,zany we misy iray foana otran'ny kofehy manara-panjaitra tsy manana izay mba heviny sy sitrany.
Ny toetra samy manana ny azy, fa rehefa misy ny fitiavana, araka ny lazain'i ari we nify sy lela aza mifanaikitra sy miady, fa ny fahaizana mandravina azy no mahatsara sy mahamafy fototra ilay fitiavana, mila mahay manaja ny safidin'ny iray , nefa koa tsy manaiky lembenana amin'ny safidin'ny tena.
Misy fotoanany ny zava-drehetra, tsara mihintsy ny migfampitsapa toetra alohan'ny hirosoana amin'izany hoe fanambadiana raha mbola azo atao.

5. Bola
(
23/07/2008 11:08)
Hay ve...
Ry zareo roa reo lazaiko hoe eny ange efa nisaraka tsy miaraka intsony nefa tsy misy mety manambady olon kafa na miaraka @ olon kafa no tiako lazaina hoe tsy azoko maninona raha manao izay hifanarahana toy izay marary fo eny...
Asa aloha ilay andaniny fa ilay iray no mitaraina lava...Dia ilay adin dreo t@ niaraka tena matetika...fara faharatsiny isan kerinandro. normal koa ve zany..,
@ lafiny iray azoko hoe be loatra ilay izy angamba tsy misy mamy matoa misaraka nefa @ lafiny iray araka yo io tsy tokony mahay mifanaraka ve rehefa mifankatia...
Tsita hoe atao ahoana tsara fa dia mampalahelo ilay iray mahita iry ray tsy manambady dia eny koa!

6. diamondra27
(
23/07/2008 11:34)
tout est possible
ary matoa zany tantarainy aminao de zava-misy
mpinamana no tsara amindry zareo lazao an'izany izy
mpinamana be , misy complicite mihoatra noho ny mpifankatia , anontanio ange we fa izy misaraka izao tena mahatsiaro tia be ilay iray e, nefa raha vao tena miaraka iray trano dia mirehitra ny afo=gera.
Misy ny olona tsy natao hiaraka fa hinamana. Tokony manaiky an'io ry zareo dia mijanona mpinamana fotsiny tsy manao firaisana intsony fa lasa amitie+++

7. ainaheri
(
23/07/2008 13:47)
bola>> hay ve zany le izy ee ,aleo marina lasa mpinamana @ zay tsisy maratra f ra iaraka mbola zay fona ny iainan'ny reo
8. Bola
(
23/07/2008 15:35)
Zany mihitsy no tokony ataon dreo!
Fa tony ilay karazan ilay olona mafy loha ireny...Efa nolazaina manko hoe aza fa tsy mety. Ary arakaraka ny nilazana azy vao mainka manao izay andohany ihany...Dia zany no matonga hoe henoina sisa ...mampalahelo fotsiny ny mahita olona marary fo...

9. ainaheri
(
23/07/2008 15:39)
D asaivo miverina miaraka ndray ary ry zareo refa tsy azo omena torohevitra,nefa mitaraina lava :P :)
10. Bola
(
23/07/2008 15:57)
ka izany efa lazaiko anao hoe tsy miteny izany aho na ahoana na ahoan fa mihaino fotsiny...Za matahotra milaza hoe handana miverina satria ireo ve tsy hiady ndray. Hilaza aho hoe adinoy any izy, izy anefa mbola any foana ny resaka...sady mafy loha...dia izay no ataoko hoe henoina fotsiny fa ny niresahako ity teto dia izao: tsy azoko ilay fandehan ilay fitiavana...mamaky ilay zistoires rehetra aho ato,dia variana dia mba nitantara ity ray ty koa...za nihevitra foana hatramin izay hoe rehefa tena mifankatia dia mianatra mifanaraka sy mifampizaka...Hiady ve zany tsy hiady fa ny an ireto efa ho lava...Dia fanina aho hoe, misaraka nefa mifankalahelo,rehefa tafaraka miady ...dia inona koa izany...fa hoy Diamondra hoe possible daholo hono izany... 8-)
Ny anao no marina aleo tsy manana toy izay maninona tsra moa...Toa miadana kokoa no ho ireny manana nefa mijaly ireny!

11. ainaheri
(
23/07/2008 16:10)
Omeo ny torohevitrao ka refa tsy manaraka izy fa mbola be taraina d teneno @ zay...
13. ainaheri
(
23/07/2008 17:22)
Zay alou ee,sarotra ny miaina @ itony fitiavana itony ny tena marina
14. fijo
(
23/07/2008 20:31)
io toa ny fantsika sy marto,arakaraky ny hifampikapoan ano hilentehany lalina kokoa.
15. Bola
(
23/07/2008 22:25)
fijo:
io toa ny fantsika sy marto,arakaraky ny hifampikapoan ano hilentehany lalina kokoa.
Iny ndray no mbola tsy reko! Dia ahoana...avela hiady ry zareo ve hoe sa ahoana :D
16. ari.malala
(
24/07/2008 07:42)
misy fiteny koa anie hoe raha tsy miady tsy mifankatia e! d sarotra be :)
17. fijo
(
24/07/2008 21:00)
tandremo fa ny mpivady miady lava maharitra ,satria samy lasa vava eo ny tsy zaka dia vita.fa le mangina ireny,hummmm volkano miafina.
18. Bola
(
24/07/2008 21:43)
fijo:
tandremo fa ny mpivady miady lava maharitra ,satria samy lasa vava eo ny tsy zaka dia vita.fa le mangina ireny,hummmm volkano miafina.
Zany angamba no mahatonga misy mpivady 25 taona novadiana dia mametraka fisarahana ny iray. Ny ankilany tsy mahay hoe fa ahoana, noheveriko fa sambatra isika..Io koa efa hitako...Misy isan karazany e!
19. ari.malala
(
25/07/2008 05:53)
fijo:
tandremo fa ny mpivady miady lava maharitra ,satria samy lasa vava eo ny tsy zaka dia vita.fa le mangina ireny,hummmm volkano miafina.
ie, otranle tantine sy tonton ako zay, zany refa miady fa tena vava ts vava, fa afaka 2 minitra iany d'efa otran ts nisy in'in teo d korana be! sambatra iany alou zareo tsy mitana an-dolom-po e! :roll: :roll:
20. fijo
(
25/07/2008 20:35)
ka vitan'ny vava le hasosoran aka,fa raha tsy miteny izay anie ka lalina any le izy e.