Izaho milaza ny marina @nareo: mahatsara anareo ny fialako
1. niryna
(
23/07/2008 05:06)
Fa izaho milaza ny marina aminareo: mahatsara anareo ny fialàko;
.......................................................
fa raha tsy hiala Aho, dia tsy ho avy aty aminareo ny Mpananatra; fa raha handeha Aho, dia hirahiko ho aty aminareo Izy.8 Ary raha tonga Izy, dia hampiakiky izao tontolo izao ny fahotana sy ny fahamarinana, satria mankany amin'ny Ray Aho, ka tsy mahita Ahy intsony hianareo;
9 ny fahotana, satria tsy mino Ahy izy;
10 ny fahamarinana, satria mankany amin'ny Ray Aho, ka tsy mahita Ahy intsony hianareo;
11 ny fitsarana, satria ny andrianan'izao tontolo izao dia efa voatsara.
Jaona 16
Izao io miteny hoe mahatsara anareo ny fialàko ,fa raha tsy miala Aho dia tsy ho avy aty aminareo ny Mpananatra ?
ary iza indray io Mpananatra io eto ?
misaota mialaha.
(l) niryna

novalian'i bor2lais ny 28/08/2008 15:23
2. ainaheri
(
23/07/2008 06:03)
niryna kou tsssss,neveriko we iala ato @ serasera nareo klé :roll: :-D :lol:
3. mia
(
23/07/2008 11:42)
Niryna>>Jesoa no niteny t@ ny mpianany hoe mahatsara anareo ny fialàko t@ Izy nitsangana t@ maty nankany @ Ray izay naniraka Azy.
Ny Mpananatra dia ny Fanahy Masina.
Mazotoa mivavaka :wink:
Ny Mpananatra dia ny Fanahy Masina.
Mazotoa mivavaka :wink:
4. aloalo
(
23/07/2008 11:49)
niryna kou tsssss,neveriko we iala ato @ serasera nareo klé:-P ainaheri> vôfitaka koa za, noheveriko fa izy tokoa no hiala d lasa zany wa ny mpitory teny. lol
6. niryna
(
23/07/2008 14:54)
ainaheri:
niryna kou tsssss,neveriko we iala ato @ serasera nareo klé :roll: :-D :lol:
hi,hi ,tsy miala ato aho ianaheri raha tsy Izy indray no miteny ahy hoe tiako andeha any Dakara hianao na any Guinee na tsy fantatro e..Ho any Jerosalema tanana masina no tena tiako aleha fa mbola niandriandry aho io..hi,hi .Hijery na dia ilay hazo oliva ngezabe nivavahan'i kristy fotsiny ihany aza
:D
7. niryna
(
23/07/2008 14:55)
mia:
Niryna>>Jesoa no niteny t@ ny mpianany hoe mahatsara anareo ny fialàko t@ Izy nitsangana t@ maty nankany @ Ray izay naniraka Azy.
Ny Mpananatra dia ny Fanahy Masina.
Mazotoa mivavaka :wink:
raha tsy nandeha izany i Kristy dia tsy tonga taty amintsika ny Fanahy Masina ?
8. niryna
(
23/07/2008 14:57)
aloalo:
niryna kou tsssss,neveriko we iala ato @ serasera nareo klé:-P ainaheri> vôfitaka koa za, noheveriko fa izy tokoa no hiala d lasa zany wa ny mpitory teny. lol
azafady ary e,
:-* :-* (l) (l) (l)
9. niryna
(
23/07/2008 14:58)
ainaheri:
niryna kou tsssss,neveriko we iala ato @ serasera nareo klé :roll: :-D :lol:
azafady aza ainaheri a..
:-* :-* (l) (l)
11. pissoa
(
23/07/2008 16:03)
Saika tapaka ny lalan-drako fa neveriko hiala serasera Niryna :-D :-D :-D
12. mia
(
23/07/2008 16:45)
raha tsy nandeha izany i Kristy dia tsy tonga taty amintsika ny Fanahy Masina
Tsy fantatro indray ny valin'izay fa izao fotsiny no haiko hoe efa planiny hatramin'ny voalohany izay voasoratra rehetra ary ny Fiheviny tsy fihevitsika :)
13. niryna
(
23/07/2008 16:47)
pissoa:
Saika tapaka ny lalan-drako fa neveriko hiala serasera Niryna :-D :-D :-D
hi,hi aza tapahana ny lalandra ka ,mamerina ny
azafady aza aho e ary misaotra betsaka tamin'ny fampaherezana rehetra
(l) niryna :-* :-*
14. niryna
(
23/07/2008 16:51)
mia:
raha tsy nandeha izany i Kristy dia tsy tonga taty amintsika ny Fanahy Masina
Tsy fantatro indray ny valin'izay fa izao fotsiny no haiko hoe efa planiny hatramin'ny voalohany izay voasoratra rehetra ary ny Fiheviny tsy fihevitsika :)
misaotra mia !!
ahoana no ahalalana fa misy Fanahy Masina miaraka isika ?
:-*
Ny fantatro aloha dia miresaka amintsika Atra avy amin'ny alalan'ny feo mibitsika mangina ao anatintsika,misy feo mibitsika iray ihany koa avy amin'i satana saingy ity iray ity toa mitarika antsika hifanohitra ny tenin'Atra fa ny an'Atra peace no omeny na paix
Ny iray koa dia avy amin'ny nofy kanefa tsy ny nofy rehetra
Ny iray dia avy amin'ny fisehoana na visiona
Ny iray dia avy amin'ny famankiantsika ny tenin'Atra
Ny mpaminany sy ireo olona hafa ihany koa,mino an'izany ve mia ary mbola misy hafa koa ve ?
:D
15. mia
(
23/07/2008 17:37)
niryna:

Ekeko avokoa ireo lazainao rehetra ireo satria mora fantatra foana rehefa eo ny Fanahy Masina izay manosika antsika hibebaka, hivavaka, hanao soa, hitory sns..misy fifaliana hafa mihitsy
Ny sarotra dia ny ahatongavana @ izay, nefa rehefa mazoto mivavaka sy mitady foana dia mahazo, jereo ity site ity fa mety hanampy anao sy ny hafa koa http://www.shekina.com/4_LIEN-PRIERE/ARTICLES/C1-222.html
Mahereza foana!
16. ikaretsaka
(
23/07/2008 17:42)
angaha tsy @ alalan'ny soratra masina indray fa feo?? nefa izany no notoherina mafy de mafy tokoa taloha??
mba consistant hoa dia ataovy serieux fa androany menamena rahampitso mangamanga omaly mavomavo!
mba consistant hoa dia ataovy serieux fa androany menamena rahampitso mangamanga omaly mavomavo!
17. mia
(
23/07/2008 18:07)
ikaretsaka >> Zarazaraina ho samy hafa ny fanomezam-pahasoavana, nefa ny Fanahy dia iray ihany (azonao vakiana ny 1korintianina12 1-14 na ny andininy manontolo mihitsy) :D
19. fahamarinana
(
24/07/2008 13:57)
niryna:
Ho any Jerosalema tanana masina no tena tiako aleha fa mbola niandriandry aho io..hi,hi .Hijery na dia ilay hazo oliva ngezabe nivavahan'i kristy fotsiny ihany aza
:arrow: HSkely,za koa ry niryna dia maniry ahita izany jerosalema izany,hijery ireny tanana rehetra lazain'ny Soratra Masina ireny e.. :) (l)