Andriamanitra manasa ny mpino...

1. prime ( 22/07/2008 10:31)
"Mangataha, dia homena ianareo; mitadiava, dia hahita ianareo; dondony, dia hovohana ianareo." Matio 7:7

Lesona lalina nampianarina tato ho ato tamin'ny "site chrétien" izay io an-dalan-tsoratra masina io... ary dingana lehibe tsy maintsy lalovan'ny mpino...

Efa nandalo izany ve isika mpino kristiana? raha efa nandalo dia efa tonga hatraiza?
2. ni81 ( 22/07/2008 10:53)
"Mangataha, dia homena ianareo; mitadiava, dia hahita ianareo; dondony, dia hovohana ianareo." Matio 7:7
Efa tena nandalovana daholo ireo rehetra ireo, ary ny tena niaretako mafy dia ilay hoe: mangataha...
Teo @ 17taona eo ho eo no fotoana nivavahako nangataka zavatra iray izay vao nahazo valiny. Tsy nahakivy izany satria Atra manana ny programany ka miandry izay fotoana mety hatrany. Isaorana IZY.
3. booboo ( 22/07/2008 13:06)
Efa nandalovana ary mbola iainana isan'andro vaky izao. Nampianatra sy mampianatra hatrany hanetsika le popotin @ raha aby aby fa tsisy mana hilatsaka avy any an-danitra eo, ho sahy sy hahay hilaza mazava zay tadiavina/irina/ na @ inona sy na @ iza io na iza fa tsy mahamenatra zany fa Izy ara miteny hoe " mangataha ", hanana faharetana @ raha aby aby ( zay mbola sarotra amiko hatr@ zao fa vao mianatra zà ).
4. ikaretsaka ( 22/07/2008 13:31)
mangataha dia omena fa rehefa mahazo dia ampiasao,
(mbola misy tohiny io resak'i Jesoa io, ilay resaka talenta sy fanirahana hoe mandehana, sns.... fa tsary nijanona @ sakakely manao meo fotsiny)
5. Veloo ( 22/07/2008 13:35)
prime a ie marina io verset io, ny olana @ ra-olombelona dia tsy voin-tsika ny trano(fo) idiran;i Jesosy. Mbola variana amin'ity tany feno fahotana ity.. Tena mampalaelo :(
6. ikaretsaka ( 22/07/2008 13:37)
ka izay ilay asa lazaiko eo ambony io.l.kaonty koa izay famohana trano izay (ikaretsaka aho milaza an'io) :wink:
7. LazaDaddy ( 22/07/2008 13:53)
prime:
"Mangataha, dia homena ianareo; mitadiava, dia hahita ianareo; dondony, dia hovohana ianareo." Matio 7:7
Prime> Azoko ampiasaina ve io rahampitso hariva rehefa mody hoe: "will you marry me"? ;)
8. cutie ( 22/07/2008 16:03)
prime [ Valio ] 22-07-2008 12:31:53
Lohateny : Andriamanitra manasa ny mpino...
"Mangataha, dia homena ianareo; mitadiava, dia hahita ianareo; dondony, dia hovohana ianareo." Matio 7:7

Lesona lalina nampianarina tato ho ato tamin'ny "site chrétien" izay io an-dalan-tsoratra masina io... ary dingana lehibe tsy maintsy lalovan'ny mpino...

Efa nandalo izany ve isika mpino kristiana? raha efa nandalo dia efa tonga hatraiza?

mbola :)
9. cutie ( 22/07/2008 16:06)

oups
efa ndray kay :-D
10. fahamarinana ( 22/07/2008 16:33)
:arrow: efa nandalo saingy ilay misaotra koa no adino ndraindray... :( ,rehefa mangataka manaraka vao mailaka misaotra tam fahasoavana azo teo aloha...mbola mianatra mangataka koa dia mila mahay mamantatra ilay valiny fa ndraindray tsy ilay tadiavina dia sorena nefa aty aoriana vao mahatsapa hoe hay tokoa moa...soa ihany..... :) (l)
11. fijo ( 22/07/2008 20:41)
ray toa nisy niova tampoka???"mbola" de lasa "efa indray".
12. cutie ( 22/07/2008 21:01)
:-D :-D :-D :-D :-D
nisy tadidiko tampoka
13. fijo ( 22/07/2008 21:03)
ahannn
14. rakaroka ( 22/07/2008 21:11)
:-D :-D :-D Dia i Fijo koa saika hanaraka :-D :-D :-D
Fa nampatsiahy ahy havana any Dago izay izy ity. Mivavaka hono izy mba hahazo vola avy aty. ary dia voaporofon'ny fiverin'ny hata-dava ny "FAHAMARINAN'ny tenin'i Ika etsy ambony hoe "omeomeon'ny saka".
Tsy azon-drizareo an-tsaina fa tsy aty velively anie no milatsaka ny mana avy any an-danitra inoan-drizareo. fa ara-bakiteny aty koa ilay hoe ny hatsembohan'ny tavanao no ihinananao!
15. fijo ( 22/07/2008 21:14)
heee mamela ny tsy fahalalany ,fa lavitra izy e
16. cutie ( 22/07/2008 21:14)
12. Mpandefa : fijo [ Valio ] 22-07-2008 23:03:58
Lohateny : Re : Andriamanitra manasa ny mpino...
ahannn

hita koa
17. fijo ( 22/07/2008 21:19)
inoan le tadidy tampoka?
18. cutie ( 22/07/2008 21:29)
le we mangataha de omena ka :)
19. fijo ( 22/07/2008 21:34)
hay,nahazo.soa izany
20. rakaroka ( 22/07/2008 21:44)
fijo:

heee mamela ny tsy fahalalany ,fa lavitra izy e

Ka io "tsy fahalalana" io anie tsy mivelavela ho'azy izany e . Miezaka fotsiny izy
raha te- hi-gagné...Ary tsy 'za no namorona ny règle fa ny tsipona aza nanoratra izany ka inn indray.
Tsy tiako loatra mantsy ny mampanonofy atoandro:
:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7316