Andriamanitra manasa ny mpino...

61. prime ( 25/07/2008 12:21)
cutie:
hitady in koa ??
... ny fiadanana... ny tena fiainana marina sady tsara ao amin'Andriamanitra :)
62. prime ( 25/07/2008 12:26)
ika:
raha hoe (sanatria sanatria an) raisiko ara bakiteny izany heo tsary tiako na tiako i cutie dsatria hoe "hangataka aho dia homena"
dia nivavaka ahako mba ho lasa hiaraka amin'i cutie... tsary nahazo fa kay i cutie efa an'olon-kafa

avy eo ahako nangataka mba otsots zay 1 andro fotsiny de tsary nahazo koa...

de nande teny ny fotoana lasa tsa tiako i cutie dia nangataka ny mba hampisaraka azy sy le namany aho na (sanatria sanatria an) loza ho azy

de tsary nahazo koa

dia ahoana?? nangataka aho izany teto de TSY nomena???

de hiteny vy ahako hoe fosika zany le tenin'andriamanitra fa tsary nisy an zany akory???
fijo:
marina mihintsy iovoalazan'ika eto ambony io.
ohatra koa hoe mandritran'ny taompianarana ianao mamonjy boaty foana.de tonga ny fanadinana de mivavaha ao ,fa ity aho raha hoafaka.
... Itoviako hevitra tanteraka... mitombina tsara izany fanamarihana rehetra izany...

Saingy raha tena zanak'Andriamanitra, tia an'Andriamanitra sy ny namany, mankato ny didin'Andriamanitra ve dia hieritreritra hangataka toa io ambaran'ika io?...
63. prime ( 25/07/2008 12:31)
rakaroka:
Breffff! Hiteny faran'izay mahitsy angamba aho:
Marina ny resak'i Cutie etsy ambony hoe hitady inona?....
Dia lazaiko mazava ohatra ny "casn'ny olona maaaaro" tonga eto izay ny tenin'ny soratra masina no tena "bagage" nabahana sy nampobaina anefa
tsy misy t@ sehatra izay nodiavina mbô nis'interesse nametra-panontaniana mikasika izany raha tsy ny shatra théologie irery angamba!, ary rehefa mipetraka ny fanontaniana "culture générale" na fahaizana miteny fotsiny aza dia votsa satria tsy mba^niomana loatra t@ izany loatra! satria tsy mba curiux namantatra ny "utilité sy ny "avantagen'ny "fahalalana ny misy manodidina fa mihanina amina bala tokana.
Ilay izy koa tsy ny fahalalana ihany no tokony hahaliana fa ny fampanjariana ny fiainana amin'ny ankapobeny mihitsy, dia dia ny fiainana andavan'andro aza
satria koa misy ireo tsy mahay na dia ny mampirina ny fandrinany aza, ny manasa vilia,sns, satria zatra nanantena mpiasa. Aty tsy misy izany loatra. Dia hitan'ny havany mihitsy ilay fanamorana loatra t@ fahazoana, ilay tsy fahampian'ny zavatra notadiavina : Bref Misy fahabangana anefa miseko ho Feno satria hoe manana an'i Christ
... Raha ny hevitrao izany ve dia olona tsy ampy fahalalana sy tsy nianatra avokoa no antsoin'Andriamanitra?...

Raha fehezina dia olona "dondrona" avokoa??? toa tsy mitombina tanteraka izany fanamarihanao izany an...

Ary raha iverenana ireo "Patriarka" ara-pivavahana dia ny mifanohitra amin'zany aza no tena zava-misy an...
64. rakaroka ( 25/07/2008 13:19)
[
Raha fehezina dia olona "dondrona" avokoa??? toa tsy mitombina tanteraka izany fanamarihanao izany an...
:-$

Aza mamorona ny tsy noteneniko kosa aloha i Prime e. Tena milaza tsotra
ny vie pratika izay mitranga aty fotsiny aho, ary inona moa no mahamenatra
ahy milaza ny cas-ko fa maro ny zavatra tsy hitako tany Dago sady tsy mba nampahafantarina ahy tany anefa tena ilaiko hoenti-miatrika ny fiainako koa,
ary tsapako hoe tsara aza raha tany no nanana "bagage" nisinisy kokoa satria kay misy lanim-piainana maro tsara ho fantatra mba hahazoana mamakivaky ny fiainana "consciemment" kokoa. Isika any ohatra sady bantiana hoe izay tenim-bazaha any, sns, dia hankahalaina fatratra ny vazaha koungéfa angaha afaka hiady aminy raha tsy "mahay" ny teniny sy ny mombamomba azy. Rizareo anie tsy hi-comprendre teny gasy e!
Ianao miresaka Patriarka! fa ny Patriarka-nao angaha maharaka ny mise à jour
n'ny teknologie ankehitriny; izay tsy maintsy mbola ilana fotoana koa ny fanarahana izany ary tsy tsinontsiniavina koa satria fiainana avokoa!
65. cutie ( 25/07/2008 13:58)
rakaroka [ Valio ] 25-07-2008 07:50:07
Lohateny : Re : Andriamanitra manasa ny mpino...
Hoy i cutie:


Voalaza teo :
rakaroka [ Valio ] 24-07-2008 18:22:42
Lohateny : Re : Andriamanitra manasa ny mpino...
Hoy i cutie:


Voalaza teo :
Hoy i cutie:
le we mangataha de omena ka
... > dia midira amin'ny dingana manaraka indray ary dia ilay hoe, "...mitadiava, dia hahita ianareo"...

hitady in koa ??



Hahita saka fotsy mahafatifaty
Koa inn 'ndray aza

ka za efa manana ka




Dia hahita saka mamaly forum ao @ serasera

ka efa mamaly io nge izy e :-D
66. cutie ( 25/07/2008 13:59)
prime [ Valio ] 25-07-2008 14:21:23
Lohateny : Re : Andriamanitra manasa ny mpino...
Hoy i cutie:
hitady in koa ??
... ny fiadanana... ny tena fiainana marina sady tsara ao amin'Andriamanitra

ka matoa velon'aina de efa nomeny ny fiadanana zay :)
67. fijo ( 25/07/2008 19:58)
cutie sao dia mitady alika???hi hi i

voalaza tery ambony hoe:"lay izy koa tsy ny fahalalana ihany no tokony hahaliana fa ny fampanjariana ny fiainana amin'ny ankapobeny mihitsy, dia dia ny fiainana andavan'andro aza"

efa impiry izahay sy ika no milaza an'io,fa toa izahay indray no bedy matatika..satria varian amitady le hoavy ry le montana de manadino le misy izao.
68. ikaretsaka ( 25/07/2008 20:57)
amin 'izay misy izao ahay hitadfiavana ny ho avy e... un jour a la fois ho'zy ilay hira izay
69. cutie ( 25/07/2008 23:32)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 25-07-2008 21:58:33
Lohateny : Re : Andriamanitra manasa ny mpino...
cutie sao dia mitady alika???hi hi i

hita fa tena mitady mitsy :-D :-D :-D :-D :-D
70. ikaretsaka ( 26/07/2008 01:22)
cutie:
: fijo [ Valio ] 25-07-2008 21:58:33
Lohateny : Re : Andriamanitra manasa ny mpino...
cutie sao dia mitady alika???hi hi i

hita fa tena mitady mitsy :-D :-D :-D :-D :-D


sao mitady an'Ika fa tsy mitady alika...rombotako eo koa ny fitombenana fa!


:?
71. rakaroka ( 26/07/2008 07:25)
ikaretsaka:

[quote=cutie] : fijo [ Valio ] 25-07-2008 21:58:33
Lohateny : Re : Andriamanitra manasa ny mpino...
cutie sao dia mitady alika???hi hi i

hita fa tena mitady mitsy :-D :-D :-D :-D :-D


sao mitady an'Ika fa tsy mitady alika...rombotako eo koa ny fitombenana fa!


:?


^:^ ^:^ ^:^ :-D :-D :-D :-D :-D Hi!hi!hi! Ha!ha!ha!
Tena izay mihitsy no fihevitro azy :-D :-D :-D :-D
72. cutie ( 26/07/2008 13:53)
ikaretsaka [ Valio ] 26-07-2008 03:22:45
Lohateny : Re : Andriamanitra manasa ny mpino...
Hoy i cutie:
: fijo [ Valio ] 25-07-2008 21:58:33
Lohateny : Re : Andriamanitra manasa ny mpino...
cutie sao dia mitady alika???hi hi i

hita fa tena mitady mitsy



sao mitady an'Ika fa tsy mitady alika...rombotako eo koa ny fitombenana fa!
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
73. cutie ( 26/07/2008 13:54)
rakaroka [ Valio ] 26-07-2008 09:25:26
Lohateny : Re : Andriamanitra manasa ny mpino...
Hoy i ikaretsaka:

[quote=cutie] : fijo [ Valio ] 25-07-2008 21:58:33
Lohateny : Re : Andriamanitra manasa ny mpino...
cutie sao dia mitady alika???hi hi i

hita fa tena mitady mitsy


sao mitady an'Ika fa tsy mitady alika...rombotako eo koa ny fitombenana fa!






Hi!hi!hi! Ha!ha!ha!
Tena izay mihitsy no fihevitro azy

rakaroka ny lhl wa tsy misy saina mitsy =)) =)) =)) =)) =)) =))
74. fijo ( 26/07/2008 20:15)
aiza kosa e,izay indray le sipa
75. rakaroka ( 26/07/2008 20:34)
:-D :-D :-D Jereo anie raha tsy mitanaka ilay piso amin'ny fomba firesakareo
:-D :-D :-D :-D
76. fijo ( 26/07/2008 20:37)
ka ny ahy saka no tiako fa le piso mandrangotra
77. prime ( 28/07/2008 09:02)
rakaroka:
Aza mamorona ny tsy noteneniko kosa aloha i Prime e.

Ka tsy izany ve no tianao ambara eto? (sa "votsa" tokoa ny tenako ka tsy mahazo ny tianao ambara?)
rakaroka:
...ary rehefa mipetraka ny fanontaniana "culture générale" na fahaizana miteny fotsiny aza dia votsa satria tsy mba^niomana loatra t@ izany loatra! satria tsy mba curiux namantatra ny "utilité sy ny "avantagen'ny "fahalalana ny misy manodidina fa mihanina amina bala tokana...
rakaroka:
Tena milaza tsotra
ny vie pratika izay mitranga aty fotsiny aho, ary inona moa no mahamenatra
ahy milaza ny cas-ko fa maro ny zavatra tsy hitako tany Dago sady tsy mba nampahafantarina ahy tany anefa tena ilaiko hoenti-miatrika ny fiainako koa,
ary tsapako hoe tsara aza raha tany no nanana "bagage" nisinisy kokoa satria kay misy lanim-piainana maro tsara ho fantatra mba hahazoana mamakivaky ny fiainana "consciemment" kokoa. Isika any ohatra sady bantiana hoe izay tenim-bazaha any, sns, dia hankahalaina fatratra ny vazaha koungéfa angaha afaka hiady aminy raha tsy "mahay" ny teniny sy ny mombamomba azy. Rizareo anie tsy hi-comprendre teny gasy e!
... Mampalahelo tokoa ny nahazo anao raha izany, voafehy tao anatin'ny "figadràn'ny tsy fahalalàna" fony taty Dago, vao nahita "fandrosoana" tampoka ka tonga somary fanimpanina niatrika fiovam-piainana sy dingana goavana tao anatin'ny fotoana fohy...

Ny azoko ambara anao dia tsotra, Andriamanitra miantso ny olona rehetra amin'ny toerana sy ny saranga sy ny harena sy ny fiaviana sy ny firazanana sy ny fari-pahalalàna sy ny fari-pahendrena sy ny toeram-boninahitra sy ny fahantrana sy ny fahoriana sy ny fijaliana sy ny misy azy avy satria samy tiany avokoa ireo... Andriamanitra tsy manavaka na iza na iza satria efa novidiany tamin'ny ràny avokoa ireo, na ny tsy tia Azy sy ny tsy mino Azy aza...

Andriamanitra, tsy Andriamanitra "sadika" sy mpampijaly sy mpamono olona sy mpandainga ka hamoritra ny olona ho fohy fisainana sy voageja sy voagadra... ny mifanohitra amin'izany no nahatongavan'i Kristy dia ny hamaha ny fatorana rehetra na amin'ny lafiny inona na amin'ny lafiny inona ka andraisana ny tena atao hoe "fiainana" tonga lafatra... tsy mino izany ve ianao?
78. cutie ( 29/07/2008 19:45)
rakaroka [ Valio ] 26-07-2008 22:34:02
Lohateny : Re : Andriamanitra manasa ny mpino...
Jereo anie raha tsy mitanaka ilay piso amin'ny fomba firesakareo

zany an :-D
79. fijo ( 29/07/2008 21:26)
hi hi ih
80. prime ( 30/07/2008 06:49)
fijo,cutie> Mifankahazo ve ny resaka saka sy alika ao e??? :roll:

Dia aza adino ny antson'Andriamanitra na izany aza!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5366