Andriamanitra manasa ny mpino...

41. prime ( 24/07/2008 10:43)
LD:
Prime> Azoko ampiasaina ve io rahampitso hariva rehefa mody hoe: "will you marry me"?
... tsy dia azoko loatra ilay hitranga "rahampitso hariva" (hangataka azy???)... fa izaho milaza hoe azo ampiasaina ny tenin'Andriamanitra amin'ny tranga rehetra rehefa amin'ny finoana sy ny fivavahana ary ny fifonana amin'ny anaran'i Jesosy... :)
fahamarinana:
efa nandalo saingy ilay misaotra koa no adino ndraindray... ,rehefa mangataka manaraka vao mailaka misaotra tam fahasoavana azo teo aloha...mbola mianatra mangataka koa dia mila mahay mamantatra ilay valiny fa ndraindray tsy ilay tadiavina dia sorena nefa aty aoriana vao mahatsapa hoe hay tokoa moa...soa ihany.....
... itoviako hevitra...
Noue:
saingy hoy aho hoe: tsy ahazo ireo voalaza ireo raha tsy be ny finoana ary mahay mangataka !
... ekeko fa izany tokoa... fa i Kristy koa nefa nampianatra fa na kely toy ny voatsinapy aza ny finoana dia ahavitana fahagagana goavana...
Noue:
inona moa no atao hoe "mahay mangataka" ?

tsy rehefa tena ao anatin'loza

tsy rehefa tena mila fanampiana vao mangataka ,

ary matetika misy ny olona mangataka @ zavatra tokana (ozy ilay hira izay hoe:
efa trotraky ny adin-tsaina
izay vao mba nahatsiaro anao ry Tompo
reraka tsy sahy mitaraina
ry Jesoa Fitiavana

Nahoana no efa trotraky ny adin-tsaina vao mahatsiaro ny Tompo dia eo no mangataka ?
dia manantena hoe "mangataha dia ahazo ve ? dia raha tsy mahazo dia aninona indray ? hilaza hoe tsy mino aho satria izaho koa mba nangataka nefa tsy nahazo valiny ?
... izany tokoa no mateti-pitranga... atao ahoana e!!!

Azonao tsara ilay dingana voalohany tsy maintsy lalovana...
42. prime ( 24/07/2008 10:54)
ikaretsaka:
mangataha dia omena fa rehefa mahazo dia ampiasao,
(mbola misy tohiny io resak'i Jesoa io, ilay resaka talenta sy fanirahana hoe mandehana, sns.... fa tsary nijanona @ sakakely manao meo fotsiny)
... Itoviako hevitra tanteraka...

Fa ny fanontaniako dia hoe efa nandalo ireo dingana ireo ve?

cutie:
le we mangataha de omena ka
... =D> dia midira amin'ny dingana manaraka indray ary dia ilay hoe, "...mitadiava, dia hahita ianareo"... :)

rakaroka> Maha-te hidera ny "pragmatisme" entaninao... fa ny fomba fiasan'Andriamanitra koa nefa dia maro ka anasany ny olona rehetra etoana araka io antso io...

fijo> miantefa amin'ny olona rehetra ny fanasàn'Andriamanitra fa tsy ho an'antokon'olona na karazana'olona voafidy manokana...
43. prime ( 24/07/2008 10:59)
niryna> Misaotra sy mankasitraka...

ikaretsaka:
ny vavaka re olona mba ilaina fantarina @ lafiny rehetra ihany ny manodidina ny hivavahana sy ny momban'ilay hivavahana fa mampanjary mampivavabava-poana an
... izany hoe mbola tsy nivavaka ve izany i ika fa mbola eo am-pamantarana ny lafiny rehetra??? :)
44. ikaretsaka ( 24/07/2008 11:45)
prime:


ny vavaka re olona mba ilaina fantarina @ lafiny rehetra ihany ny manodidina ny hivavahana sy ny momban'ilay hivavahana fa mampanjary mampivavabava-poana an
... izany hoe mbola tsy nivavaka ve izany i ika fa mbola eo am-pamantarana ny lafiny rehetra??? :)


tonga de hay heo izany vavaka "voatsiary " dia izany tsy maninona fa na hivavahana aza hafahafa ihany ko


45. prime ( 24/07/2008 12:37)
Omeo ohatra hoe ry Ika!
46. ikaretsaka ( 24/07/2008 15:49)
raha ohatra ve hoe mivavaka ianao hoe ataovy tsy ho vanona ranona fan nisy zavatra tsy neken'ny sainao na mafy ho anao ka tsy tantinao nataony taminao dia ho assure hoe hisy valim-bavaka??
eo izao lasa le hoe mivavavavava-poana
47. ikaretsaka ( 24/07/2008 15:55)
raha ohatra ve hoe mivavaka ianao hoe ataovy tsy ho vanona ranona fan nisy zavatra tsy neken'ny sainao na mafy ho anao ka tsy tantinao nataony taminao dia ho assure hoe hisy valim-bavaka??
eo izao lasa le hoe mivavavavava-poana
48. cutie ( 24/07/2008 15:55)
Hoy i cutie:
le we mangataha de omena ka
... > dia midira amin'ny dingana manaraka indray ary dia ilay hoe, "...mitadiava, dia hahita ianareo"...

hitady in koa ??
49. rakaroka ( 24/07/2008 16:22)
cutie:

Hoy i cutie:
le we mangataha de omena ka
... > dia midira amin'ny dingana manaraka indray ary dia ilay hoe, "...mitadiava, dia hahita ianareo"...

hitady in koa ??


Hahita saka fotsy mahafatifaty
:-D :-D :-D :-D :-D Koa inn 'ndray aza :roll: :roll: :roll: :wink:
50. ikaretsaka ( 24/07/2008 16:29)
raha hoe (sanatria sanatria an) raisiko ara bakiteny izany heo tsary tiako na tiako i cutie dsatria hoe "hangataka aho dia homena"
dia nivavaka ahako mba ho lasa hiaraka amin'i cutie... tsary nahazo fa kay i cutie efa an'olon-kafa

avy eo ahako nangataka mba otsots zay 1 andro fotsiny de tsary nahazo koa...

de nande teny ny fotoana lasa tsa tiako i cutie dia nangataka ny mba hampisaraka azy sy le namany aho na (sanatria sanatria an) loza ho azy

de tsary nahazo koa

dia ahoana?? nangataka aho izany teto de TSY nomena???

de hiteny vy ahako hoe fosika zany le tenin'andriamanitra fa tsary nisy an zany akory???
51. fijo ( 24/07/2008 20:30)
rakaraoka;izay,mety le eo ambony io.ouff tsy bedy intsony ndry.

marina mihintsy iovoalazan'ika eto ambony io.
ohatra koa hoe mandritran'ny taompianarana ianao mamonjy boaty foana.de tonga ny fanadinana de mivavaha ao ,fa ity aho raha hoafaka.
52. rakaroka ( 24/07/2008 20:55)
Breffff! Hiteny faran'izay mahitsy angamba aho:
Marina ny resak'i Cutie etsy ambony hoe hitady inona?....
Dia lazaiko mazava ohatra ny "casn'ny olona maaaaro" tonga eto izay ny tenin'ny soratra masina no tena "bagage" nabahana sy nampobaina anefa
:-$ tsy misy t@ sehatra izay nodiavina mbô nis'interesse nametra-panontaniana mikasika izany raha tsy ny shatra théologie irery angamba!, ary rehefa mipetraka ny fanontaniana "culture générale" na fahaizana miteny fotsiny aza dia votsa satria tsy mba^niomana loatra t@ izany loatra! satria tsy mba curiux namantatra ny "utilité sy ny "avantagen'ny "fahalalana ny misy manodidina fa mihanina amina bala tokana.
Ilay izy koa tsy ny fahalalana ihany no tokony hahaliana fa ny fampanjariana ny fiainana amin'ny ankapobeny mihitsy, dia dia ny fiainana andavan'andro aza
satria koa misy ireo tsy mahay na dia ny mampirina ny fandrinany aza, ny manasa vilia,sns, satria zatra nanantena mpiasa. Aty tsy misy izany loatra. Dia hitan'ny havany mihitsy ilay fanamorana loatra t@ fahazoana, ilay tsy fahampian'ny zavatra notadiavina : Bref Misy fahabangana anefa miseko ho Feno satria hoe manana an'i Christ :?:
53. ikaretsaka ( 24/07/2008 21:08)
io tenin'ny soratra masina io hoa raha ampiasampiasaina fotsiny sy forcena hifanakaiky @ ze hitiavanao azy de tsy any fa vao mainka mivoana aza
54. cutie ( 24/07/2008 23:26)
rakaroka [ Valio ] 24-07-2008 18:22:42
Lohateny : Re : Andriamanitra manasa ny mpino...
Hoy i cutie:


Voalaza teo :
Hoy i cutie:
le we mangataha de omena ka
... > dia midira amin'ny dingana manaraka indray ary dia ilay hoe, "...mitadiava, dia hahita ianareo"...

hitady in koa ??



Hahita saka fotsy mahafatifaty
Koa inn 'ndray aza

ka za efa manana ka :-D
55. cutie ( 24/07/2008 23:28)
rakaroka [ Valio ] 24-07-2008 22:55:50
Lohateny : Re : Andriamanitra manasa ny mpino...
Breffff! Hiteny faran'izay mahitsy angamba aho:
Marina ny resak'i Cutie etsy ambony hoe hitady inona?....
Dia lazaiko mazava ohatra ny "casn'ny olona maaaaro" tonga eto izay ny tenin'ny soratra masina no tena "bagage" nabahana sy nampobaina anefa
tsy misy t@ sehatra izay nodiavina mbô nis'interesse nametra-panontaniana mikasika izany raha tsy ny shatra théologie irery angamba!, ary rehefa mipetraka ny fanontaniana "culture générale" na fahaizana miteny fotsiny aza dia votsa satria tsy mba^niomana loatra t@ izany loatra! satria tsy mba curiux namantatra ny "utilité sy ny "avantagen'ny "fahalalana ny misy manodidina fa mihanina amina bala tokana.
Ilay izy koa tsy ny fahalalana ihany no tokony hahaliana fa ny fampanjariana ny fiainana amin'ny ankapobeny mihitsy, dia dia ny fiainana andavan'andro aza
satria koa misy ireo tsy mahay na dia ny mampirina ny fandrinany aza, ny manasa vilia,sns, satria zatra nanantena mpiasa. Aty tsy misy izany loatra. Dia hitan'ny havany mihitsy ilay fanamorana loatra t@ fahazoana, ilay tsy fahampian'ny zavatra notadiavina : Bref Misy fahabangana anefa miseko ho Feno satria hoe manana an'i Christ

refa tena tampina zany ny domy vo mangataka sy mitady a :-D
56. cutie ( 24/07/2008 23:30)
ikaretsaka [ Valio ] 24-07-2008 23:08:38
Lohateny : Re : Andriamanitra manasa ny mpino...
io tenin'ny soratra masina io hoa raha ampiasampiasaina fotsiny sy forcena hifanakaiky @ ze hitiavanao azy de tsy any fa vao mainka mivoana aza

ka iza aza no tena mahay mampiasa an'izy io e :)
57. ikaretsaka ( 24/07/2008 23:32)
hijerena hevi dehibe sy context le izy fa tsy hampifandraisana fahatany @ zavatra tsary tokony hifandray akory
58. cutie ( 24/07/2008 23:35)
hay zany fanaonareo :-D
59. rakaroka ( 25/07/2008 05:50)
cutie:

rakaroka [ Valio ] 24-07-2008 18:22:42
Lohateny : Re : Andriamanitra manasa ny mpino...
Hoy i cutie:


Voalaza teo :
Hoy i cutie:
le we mangataha de omena ka
... > dia midira amin'ny dingana manaraka indray ary dia ilay hoe, "...mitadiava, dia hahita ianareo"...

hitady in koa ??



Hahita saka fotsy mahafatifaty
Koa inn 'ndray aza

ka za efa manana ka :-D



Dia hahita saka mamaly forum ao @ serasera :-D :-D :-D
60. prime ( 25/07/2008 12:18)
ika:
raha ohatra ve hoe mivavaka ianao hoe ataovy tsy ho vanona ranona fan nisy zavatra tsy neken'ny sainao na mafy ho anao ka tsy tantinao nataony taminao dia ho assure hoe hisy valim-bavaka??
eo izao lasa le hoe mivavavavava-poana
... ka efa nivavaka toa izany angaha ika?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1502