Bizna fitaovampiadiAna indray izany zao no malaza

1. kidoropamba ( 22/07/2008 09:18)
Tena miasa mafy, miasa tsara mihitsy ny filoha hajaina Ravalomanana.
Tratrany ary fa misy mitady hanao bizna basy sy fitaovampiadIAna mahery vaika eto madagasikara.
N y nahagaga ahy kely fotsiny dia hoe: "Mampitandrina" ny filoha hajaina fa TSY hoe HAnamboTRA sy hanagAdra.
Matoa "mampitandrina" dia tsy misy porofo mivainga izany ary mbola tsy mazava tsara ny raharaha.

Fa ny tena mazava kosa dia efa fantatra fa raha tonga ny EXXON, Ny QMM, ny sheritt ireo MPITRANDRAKA vatosoa sy harena ankibon'ny tany ary ny solika dia tsy maintsy ho tonga ny kilalao basy sy tafondro. Resaka bizna io ka tsy maintsy atao ny miaro ireo bizna ireo.

Io no nanaovana an'ireo serananantsambo any faradofay, ny nanendrEna PDS any Nosy be, sy ste Marie, ny namehezanay TIM an'i Toamasina satria ao no misy ny seranantsambo.
Ka iza marina ity manao bizna basy sy tafondro ity? Ilay manome "sary" atao hoe porofo kanefa tsy manAmbotra sa ireo izay migadra sy manao girEvy dE la FIN sahala amindry Pety?

Misy mitady hanome vato mafAna an'i filoha hajaina ireto konsaYE ireto fa mila mitandrina ianao ry filoha hajaina.

Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
novalian'i tsimati ny 25/07/2008 03:27
2. Annie2006 ( 22/07/2008 10:56)
Resaka tsy mitombina io. Raha misy marina izany fanondrànana basy antsokosoko izany dia tsy ny gazety fa ny renseignement, ny defense nationale, no tokony nihazakazahan'ireo mpitondra mba hanatsaharana azy.
Tsy ny vahoaka no afaka hanakana an'izany fa ny mpitondra fanjakana.
Tena be resaka ny mpitondra fa mihevitra ny vahoaka ho ankizy mihitsy. Mahamenatra.

3. kidoropamba ( 22/07/2008 11:36)
Misy ny ilAna ny toy izao: Fanairana ny vahoaka.
Tsotra nge ilay izy e: Tsy nahazo vola ny MAP. Tsy misy vola miditra ka tsy misy piraogirama azo atao satria tsy misy vola.

Azo foronina io resaka fiandrihanampirenena io amin'izay dia "manana MoTifa" ny mpitondra fanjakAna hisamborana vola indray.
Midadasika be mantsy ny ranomasin'i Madagasikara ka tsy maintsy ho dolara maromaro vao afaka Hiaro an'io sisindranomasina io.

Ho tonga rahampitso ange i Joyandet é. Ilay frantsay. Tonga dia any izany no handehanan'ilay HATAKA vola mba hanakonakonana ilay henatra t@ Le lidec teo iny. Hany ka tsy maintsy manao fanambarAna ingahy Joyandet rahampitso ny amin'ny dolara aroso mba hiarovAna ny sisindriaka an'i Madagasikara.

Nareo izany ange ry Annie toa tsy maharaka ilay fika satria mbola zazavao angamba.

Fehiny: Tairina ny vahoaka ka hanadino ilay kibo noana. Safotra ny resak'i Lelidec ary tonga ny frantsay mampindram-bola hiarovana ny sisindranomasina. Taitra koa ireo vahiny nanaovana varoboba ny tanindrAzana ka te-hiaro ny vatosoa sy ny solika trandrahiny ka mampindram-bola ny fitondrAna izay heveriny fa hiaro azy. Vokany: Mitohy ny bizna, ny vahoaka matory, ary ny vola mitobaka. "Ke dEmandy lE pEpla?"

Maranitsaina ny filoha hajaina.

Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
4. tsimati ( 22/07/2008 13:11)
Efa hita fa iray tendro ihany nareo koa mody mapiresaka eo nefa mifanoroka ao ambadika ao. Iza koa no voanareo amin'izany ? Vahoaka Malagasy ve ? Maina be ooo.
5. kidoropamba ( 22/07/2008 14:43)
Tia mifanorko mihitsy ity tsimati ity. Efa mandinika ilay vola be dolara ho tonga ve? hin!hin!hin!

Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
6. tsimati ( 22/07/2008 15:14)
Ampiasao ny fitaovampiadiana rehefa maty hozatra ary ra-kidoropamba a. :-D
7. kidoropamba ( 22/07/2008 15:30)
Aza mora taitaitra ra-tsimaty fa vola ange no hitobaka fa tsy ho very akory ilay sezantsika e.

Tohizo ny lalantsika
Tafita Isika Malagasy
God save Ravalomanana ^:^
8. tsimati ( 22/07/2008 15:33)
Inona no olana fa aleo hitobaka e? ny matihozatra no mapalahelo fa tsy ahinana na mitobaka aza.
9. kidoropamba ( 22/07/2008 15:51)
Hay! Mety tsara ary izany satria hiarahantsika misaosy rehefa avy eo.

Tsy EfikAsy izany ilay diplaoma nareo ra tsimati raha toa ka mbola maty ihany ilay hozabe e. Sa mitady alefa any Abilene indrya?
Aleo aloha jerena izay aroson'ity firantsay Joyandet ity rahampitso na ohatrinona na ohatrinona no vola ho trosaintsika mba hialaAna amin'ity resaka bizna basy sy tafondro ity.

Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
10. tsimati ( 23/07/2008 01:15)
Izaho izao mba tia hanao bizna kidORo EpOnizAaaa alefa any ambanivohitra fa efa leo bozaka ny any. :-D :-D :-D
11. kidoropamba ( 23/07/2008 08:32)
Misy mamahana lalaitra ny filoha hajaina aloha ao @ TIM ao: Aiza ary fa bilAgy indray hono iny baolina nolazaina fa nisy fitaovampiadiana ka nahasempotra an'i badboy tany Manakara iny.
Tena efa tsy mahay manavaka ny fitaovampiadiana mihitsy ve izany ny miaramila gasy sa dia fanahiniana HANOLOTRA vato mafAna ny filoha no sady mamahAna lalitra (kAOtenera firy eo ho eo ireo lalitra voatelina ? ) azy?

Dera sy laza hoanao ry filoha hajaina Ravalomanana
God save the king of Madagascar, Ravalomanana ^:^
12. rahiratra ( 23/07/2008 14:06)
Ary firy ny lalitra laninao niresaka bizna fitaovampiadiana ?
13. kidoropamba ( 24/07/2008 19:12)
Raha tsy isAina ny lalitra lanin'ny vahoaka malagasy natao solon'ny katsaka lafo vidy sy ny hen'omby tsy azombola, dia mety mahatratra kAOntenera 12 miliona ny lalitra lany izay.
Raha jerevana t@ 2002 nahazoan'i filoha hajaina ny fitondrAna sy amin'izao 2008, dia azo lazaina fa raha i zoky be Ramarisely ihany dia efa namahana lalitra enin-jato kAOntenera an'i filoha hajaina.

Dera sy laza ho anao tompo mahery Ravalomanana fidiko sy tohanako.

Ravalomanana ihany! hatrany! na ambony na ambany! ^:^
14. tsimati ( 25/07/2008 03:27)
Rehefa mitanaka dia rariny raha hitelin-dalitra. hahaha :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0661