Maty ny zanany satria adino tao anaty fiara

1. ainaheri ( 23/07/2008 08:10)
Efa misy ho 3 zay ny loza nitranga manadino ny zanany ao anaty fiara eo ambany masoandro,mba efa nisy ny voa voalohany zay nodradradraina t@ tele,d tsy ho mailo ve ny manaraka?? Araka ny vao² heno dia ny rainy doly ireo nanadino ny zanany ireo......Vokatry ny tsy fahazarana hatr@ zay ve? Nandray anjara androany d hadino tao anaty fiara?
novalian'i 08051972 ny 30/07/2008 19:47
2. ni81 ( 23/07/2008 08:18)
Angamba ilay tsy fahazarana mandray andraikitra mihitsy fa zatra miantehatra, satria efa i ramatoa foana no mpitondra ny ankizy! :roll:
3. mirianah ( 23/07/2008 08:41)
... izay ilay tsy fahazarana mandray andraikitra loatra fa miantehatra am ramatoa ka hany rah vao mba manao de loza no mitranga !!! Tena tsss ...
4. ari.malala ( 23/07/2008 09:22)
tandremo ny zanaktsika sod adinonao ao anatinle tobil vo azo an hihihi :-D :-D :-D :-D
5. kelly13 ( 23/07/2008 09:22)
mampalahelo sy mahonena! imaginer-o ny nahazo ilay zaza tao anaty fiara! tsika olondehibe sy mafy hoditra itony aza mikolay @ hafanana ao anaty fiara fa maika fa zaza de 3-4 ans!
6. ainaheri ( 23/07/2008 09:52)
Amin'zay ané lery tokony hanatitra ilay zaza any @ creche,d adino tao anaty fiara,fa ny loza d iny ingahy rainy avy nirava niasa andé haka ilay zaza any @ nourrice vao gaga oe tsy any ilay zaza....T@ io fotoana hakana io zaza io ve tsy nahatsikaritra ingahy rainy we misy zaza io aoriana io?????
7. fahamarinana ( 23/07/2008 10:48)
:arrow: tena mampalahelo tokoa iny tranga iny,asa aloha na tena be fanadinoana na tsy fahazarana ka tsy nahatsikaritra akory.Alaivo sary an-tsaina ity reniny miandry ??? mafy hany zany...na dia hoe tsy fananiana nefa mampanontany tena ihany...Alahelo mipetraka mandrakizay sy nenina be ho an'ilay rainy!! (l)
8. ari.malala ( 23/07/2008 11:09)
amko zany tena irresponsabilité tsotra fotsiny izao! tsy misy hoe adino zany! zanakao zao v d tokony hoadino na d in aza!
9. ainaheri ( 23/07/2008 11:12)
Ilay anankiray ndray mbola leh iany,andé hiasa d adinony tao anaty fiara ilay zaza,d inn ny fialany bala,nanavotra ramatoa voan'ny accident hono izy d varina t@ iny d adinony ty zanany Tssssss

Mba omeo iany ny num portable na birao,fa tsy ny any antrano iany,tazan'ilay nounou teny ambaravarakely hono izy nandalo,d niantso tany antrano ilau nounou tsy nisy namaly mazava hoazy fa tsisy oul tao antrano.....Andé haka ilay zanany 1 tany @ creche ranamana no nahita ity zanany kely efa tsisy aina tao anaty fiara :cry: :cry:
10. diamondra27 ( 23/07/2008 11:24)
za koa mba lasa saina tamin'io fa tena rehefa nandinika dia possible ihany ilay we manadino zaza anaty fiara @ireto lhl vahiny ireto. Ny antony dia tsy zatra, faharoa misy occupation mahalasa saina azy ao(asany na pb perso)

Ny suite-ny aloha raha tsara avocat dia mety tsy migadra raha voaporofo marina fa tena oubli ilay izy ka fantatra ny source ilay oubli fa ny fepetra raisina amn'ireny dia tsy mahazo mi- s'oqp zaza seul intsony ilay lhl.

Nisy vhv izay niteraka dia nisy faute nataon'io vhv io ka raha vao miteraka izy dia alain'ny fanjakana ny zaza. Nihevitra izy fa we raha miova departement dia tsy voaaraka, fa nifindra tao am le toeram-piasako taloha izy ary sendra za mihintsy no niasa tao fa vao tonga fa mbola tsy nahavaky ny transmission fa iny ny police wa tonga , hay haka ilay zaza no nalehan'ny polisy tao, ranomaso zao ranomaso.
Inona moa no azo atao fa efa zay no responsabiliten'ny fanjakana.
Marihiko fa niaraka tamin'olo-kafa izy fa tsy ilay rainjanany tany amin'ny nisy azy taloha no miaraka aminy t@io fotoana io.

Fa ny olona tratran'ireny dia mila arahi-maso tsara satria mahavanon-doza.

Zazao nizaka ny vokany t@io alina nangalan'ny fanjakana ilay zaza io satria nodorandry zalahy ny poussette rehetra tao amin'ny sous -sol....
Hita mihintsy we tena misy ifandraisany t@ ilay zava-niseho>
Fa marihina aloha fa tsy nisy nahita we iza no nandoro ilay poussette an, fa efa niredareda vao we au secours au secours sy ni evacuer-na doly ny olona sy niantso mpompier>

11. Zina ( 23/07/2008 12:15)
responsabilite eo ihany fa tena ita fa tsy misy fitiavana mihitsy izany amiko.
12. ari.malala ( 23/07/2008 13:47)
fa in aza no antony anadinoana ilay zazaa raha ts hoe amnesiak nga le oul d mety hino ah! ts haiko alou e
13. ikaretsaka ( 23/07/2008 14:25)
misy tena manadino ry ari a... tsy haiko hoe inona no antony fa aty moa na alika aza dia efa maha voasazy, ary nisy fotoana ahako mpanamarina hoe tsary nisy nanadino zava-manan'aina ao rehefa canicule be ireny ... fa fara fahakeliny isaky ny ete dia am-polony maro mihitsy ny manadino na zaza na alika ao anaty fiara rehefa le be herehina iny!
14. ainaheri ( 23/07/2008 15:18)
Raha ny azoko tsara zany d vokatry ny hafanana ,mafana izay tsy hafana d mora manadino sy be eritreritra :wink:
15. Bola ( 23/07/2008 16:14)
Ny tena izy koa anie sy voaporofo ara tsiansa, ny lehilahy tsy mahay afa tsy mi se concentrer @ na zavatra iray ihany. Izany no mahatonga ny lehilahy mahay na hoe havanana kokoa mitondra auto satria mahay mi se concentrer @ na zavatra iray...Ny vehivavy mahay manao zvatra 5 @ fotoana iray...Aleo fa tantaraiko ary ilay blague ray izay...
Ka izao: za tsy miaro ny lehilahy indrindra fa io nanadino io zanany io satria tokony io no nifantohany fa tsy zavatra hafa. Ilay zaza no important kokoa no ho izay olana tany am piasana na inona.
Fa ity vao tany Texas t@ heriandro: mpivady mihitsy sady izay indray FANAHY INIANA be izao!!! Lasa izy iroa nandeha club, nandihy dia ny zaza navela anaty auto...dia maty!!! Fa onena ny foko...Ny lehibe no te hanao ny atao dia ny aina kely no maty...Fa maninona no miteraka rehefa tsy handray andraikitra...Raha io dia tena 100% fa tsy fandraisana andraikitra...
eritrereto ny hafanana any Texas hoe ohatran inona...Ilay zaza mbola mi souffrir vao maty!!!
Aty koa firifiry ny olona hoe hiantsena vetivety dia avela anaty auto ny zaza...izany koa tena iresponsabilite tsy misy toy izany...iza no mahay izay loza mety hitranga ao ary ny loza mety hitranga ao anaty iray minitra tehefa tena ho tonga...
16. ari.malala ( 24/07/2008 06:34)
Ilay zaza no important kokoa no ho izay olana tany am piasana na inona
io aloha d iombonako hevitra tanteraka mitnsy!


quote]iza no mahay izay loza mety hitranga ao ary ny loza mety hitranga ao anaty iray minitra tehefa tena ho tonga...[/quote] marina 100%!!!

Maninona ny telefaonina tsy adino nefa iny aza zavatra madinika kely iny, ko manin ny zaza no adino??? na d be erehina takin'ny inona aza ve!! amiko aloha tena ts eken'ny saiko mitnsy zany e! olombelona ngeza be iny v d tokony hoadino!


17. haritianah ( 24/07/2008 07:51)
ny olana dia tsy mitovy mitsy angehe raolona ny atao oé vazaha sy ny gasy é! ray zay faharoa de ts mbola mitovy koa ny rithme angamba sa inona no azo ilazana an'izany, ny rithme any mada sy ny andafy.
Ny vazà ts mahay miaina otrantsika gasy; vao mis zvtr kely manelingelina ny lohany dia stressé de adino doly ny tokony hatao, ka normale raha manadino ny zanany izy , satria raha kely defa manakorontana ny lohany.
Isika gasy ninoninona zvtr mandalo amintsika mandalo iny vita iny inona indray mou zao ny manaraka.
Oh hapazava azy alou, miainga any antrano isika dia efa mahafantatra fa zà de andé iasa,fa alohan'izay alou dé anatitra ny zanako @ kresy,de aveo anao an'izao,zay vao iasa.Na misy inona mitranga tampoka entren'izay ka raha vao vita iny zvtr tampoka iny dia eo noho eo isika dia tony dia tonga dia miditra @ zvtr manaraka indray , fa ny any vazaha satria nisy an'ity nanahirana tampoka ny lohako dia stressé be za dia ts tadidiko tson ny tohin'iny, lé stressé zany mibahana toerana amindrizareo de normale raha hadinony ny zanany.
Amiko ts irresposable zan mits fa ny vazaha manana toetra mora stressé dé lasa tsis mandé amin'ny laony ny ataony raha vao tonga io stresse io.
Dé ny olana koa refa mipetraka elaela any @ tanininy ny gasy dia MISY koa tratrany zvmisy any dia lasa manaraka koa lasa mahay lé oé stressé koa, fa na izany aza oa isika gasy ts mora mifezaka @ zé zvtr mandalo zan.
Zao ny prog anio na isi fifanjevona aza eo fa ny ay refa antitra zanako ao dia vahana aingana alou zé olana tampoka mandalo dé tohizana zé tohiny prog.
Ary tsika dé tsika ihany no anti-stresse ntsika fa ts mila mihianna zao anti-stresse @ farimasia retra zao.Ny andrizareo anefa misy tena ts afaka mits raha tsy miosotra na mihinana anti-stresse mits.
18. ainaheri ( 24/07/2008 14:31)
haritianah>> sambatra zay vadinao klé lol,mahay mandahatra pro an :D
19. ni81 ( 24/07/2008 14:45)
Tena marina mihitsy io lazain'i haritianah io fa ny vazà mora mi-dépr mihitsy e! Raha izy ireo no tratran'ny olana mahazo ny olona sasany any dago dia angamba ho feno Anjanamasina marina. :roll:
20. ari.malala ( 25/07/2008 06:21)
tena tsy haiko alou fa za kou mba manana olana fa ny zanako tsy adinoko zany mints e :roll: ts excuse mitns amko ny hoe stress sy depression!! raha izao olona manana olana rht izao zany tapitra hanadino ny zanany any anaty fiara dool d hankaiza ny ankizy kely? sa alohan'ny hiterahana d manao analyse kou we tsy depressif ity olona ity na tsy misy stress ity olona ity vao mahazo manambady sy miteraka? tsssssss! mba eritrereto anie hoe enao olon-dehibe io aza mitsovaka refa tsy mahatanty coup de soleil, mainka fa zazakely :( :( :( amizay ndray tsy mba afaka mitsoaka maka alokaloka akory fa voahidy ao anaty fiara :( :( impardonnable sy intolerable izany amko e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4839