Maty ny zanany satria adino tao anaty fiara
21. ainaheri
(
25/07/2008 13:38)
ka tsy maintsy tadiavina ilay excuse bidon ,sinon ataon-drafanja mamay kou :?
22. ari.malala
(
25/07/2008 13:52)
k refa irresponsable d aleo ataony mamay any e! nga ny ain-jaza tsisy dikany no atao tsirambina!!!
24. tywa68
(
26/07/2008 06:12)
ari.malala : ilay tsy fahazarana misahana zaza io ! enao zao vao tsy eo akaikinao ny zanakao d tsy miandry 5mn d manontany hoe aiza ? manao inona ? na miaraka @olona aza d any ihany ny saina, ary manontany tél de temps en temps ...
Fa izy zany tena nanohy ny asany !!! d ny hariva vao tonga saina ! gravy anie zany e ! ary nenina mandra-pahafatiny (ary ilay reninjaza koa mety tsy te-hierika azy intsony ...) zany hoe n'inona² sazy homen'ny fanjakàna azy d efa mavesatra be ny nenina hiainany isan'andro, tena mandreraka e :cry:

25. 08051972
(
30/07/2008 19:47)
Ka tsy hoe lehilahy ve lay nanadino zanaka tao anaty fiara e ? Mino akoa aho fa sady nanenina izy no higadra!!! Izany ny porofo fa mahantra olona aty @ ny tany manankarena ka tena tsy manampotoana intsony ny de hieritrerentana ny zanany aza fa de ny vola, vola fôna!!!!