Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i 08051972, milahatra araka ny daty
08051972 ( 22/02/2010 19:43)
île de la reunion
Manaôna daôl e! Tena leon'ny la neige sy ny hatsika aty @ Exagône ny tenanay de mikasa ny mba hifindra monina any La réuninion ka sao d mba misy @tisik'eto no monina any mba ilaza @ko woe manaôn_... tohiny
novalian'i lasa ny 07/03/2010 15:35
08051972 ( 13/01/2010 19:55)
miala sakana" âge béte"
Miarahaba e! mitovy fôna ve ny fahasarotan'ny fitezana zaza 15 à 18 ans aty France sy any Dago sa izah no manasaro-javatra sady sarintahotra? Mba valio rà mba misy mananjanaka entre 15 &17 ans fa ... tohiny
novalian'i soanja ny 09/07/2010 01:18
08051972 ( 06/01/2010 12:52)
NAREO KOA VE?
Miarahaba antsika mpisera rehetra f'indrindra ny mpiandraikitra izay namorona inty serasera inty! Samy ho tahian'Andriamanitra ka ho ambininjava-nanasatra daholo e! Araky ny lohateny napetrako ery am... tohiny
novalian'i soanja ny 20/01/2010 23:17
08051972 ( 31/05/2009 19:55)
MBOLA TSY AMPY ?
[url]http://[/url][url]http://www.savineslelac.com/blog/labels/maison%20de%20retraite.html[/url] IO MISY POROFO IRAY MBA HISAINANTSIKA HOE INONA NO SOA AZONTSIKA T@ FANJANAHANTANY ? RY ZAREO NANAGANA... tohiny
novalian'i xxx ny 01/06/2009 16:07
08051972 ( 30/05/2009 13:11)
FITIANAN-TANINDRAZANA
Efa mazava be zao fa samy tia an'i Madagasikara daholo ny Malagasy eny fa na dia eo aza ny fahasahiranana ara-bola mianjady @ tsirairay na ny TIM sy ny mpanohan'azy na ny HAT sy ny mpanohan'azy! Nefa ... tohiny
novalian'i xxx ny 30/05/2009 17:59
08051972 ( 28/05/2009 11:06)
TSY FANRIANA FAKO ANY DAGO
Araky ny efa nosoratako teto ary mbola averiko eto indray fa misy ambadika pôlitika ao @ io reportage io ! Manainga antsika Malagasy tsy vaky volo aho mba ho mailo fa tadiavin'ny firenena matanjaka h... tohiny
novalian'i 08051972 ny 29/05/2009 11:49
08051972 ( 26/05/2009 14:18)
FIRY?
Firy amintsika mpisera eto no nahatsapa tena very vao niala tany Dago? firy amintsika eto no nisaotra ny serasera fa mba afaka mifanoratra @ Malagasy rehetra manerantany ? Inon'ary no antony mahatonga... tohiny
novalian'i Noue ny 26/05/2009 16:25
08051972 ( 26/05/2009 12:04)
AIZA NY DEPUTE ?
Tena lasa mitarazoka be ny krizy eto @firenentsika! Tsisy tombontsoa ho antsika Malagasy "CITOYEN" io! Raha marina fa tena tiatanindrazana isika mpitolona na TIM na GTT naTGV dia tsotra ny valin'io : ... tohiny
novalian'i xxx ny 26/05/2009 20:30
08051972 ( 25/05/2009 17:36)
MAHALEO
Handalo any Marseille i MAHALEO sao de tara nareo!!!!Jeroeo any @ sobika.com any!!!!... tohiny
novalian'i fijo ny 29/05/2009 21:57
08051972 ( 25/05/2009 09:46)
IZA MARINA NO AO AMBADIKY NY TF1?
Asa na tadidinareo le reportagen'i Mada efa elaela ihany izay de io iarahantsika miaina io ny toe-draharaha any Dago! De omaly indray ry zereo namoaka reportagan' i Senegal de iarrhantsika mahita eto ... tohiny
novalian'i xxx ny 25/05/2009 23:01
08051972 ( 23/05/2009 09:47)
SIGARA
Slt daôlo e! aôna no fomba atao mba hialàna @ sigara? Ny tena marina angamba dia ilay ohatrin'ny fanina be iny e!... tohiny
novalian'i Seeno ny 04/02/2010 06:57
08051972 ( 22/05/2009 13:02)
Maty ny oloko noho ny tsy fahalalany ny .......!?
Andiantsoratra masina notsongaiko mba hitarihana ny saintsika io lohahevitra io ! Satria mantsy rehefa tsy ampy fahalalana ny olona ao @ firenena iray dia mora @ mpitondra ao aminy ny manodinkodina ny... tohiny
novalian'i xxx ny 23/05/2009 10:56
08051972 ( 22/05/2009 07:30)
ERITRERETO
Miarahaba mpisera rehetra ny tenako! Tsy mpanao politika na mpanohana atokompolitika ny tenako fa Gasy ti tanindrazana toanareo rehetra! Mba aok'izay re ny fifandrangitana sy ny fifanambaniana fa aok... tohiny
novalian'i fijo ny 22/05/2009 20:16
08051972 ( 20/12/2008 16:02)
fiangonana ty @ tany mandroso
manaôna daôl e! Tena sady nalahelo no kivy ratsy zà rà nahita omaly t@ France2 fa misy fiangonana lasa boite de nuit,bar,ary ny sasany aza mety harodana mihintsy fa tsy manambola hanamboaran'azy n... tohiny
novalian'i prime ny 08/01/2009 06:31
08051972 ( 22/08/2008 15:26)
finona
Manaôna daôlo e! Mba misy fanontaniana kely manelingelina ny saiko ho aho inty ka mba hilako hevitra avy aminareo: Nivavaka t@ ireny fiangonana atao hoe mifoha na koa hoe"secte "ireny aho taloha. t... tohiny
novalian'i 08051972 ny 01/09/2008 13:21
08051972 ( 04/08/2008 17:36)
Mamadika tanindrazana ve ?
Mba ampio hevitrà ry zareo fa miasa ny lohako satir efa tôna maro izay no nipetrahako taty Frantsa. Mafy tamiko ny nandao an'i Dago! Amin'zao fotoana iza aho d'eo andalampieritreretana ny hoe hangat... tohiny
novalian'i ni81 ny 13/08/2008 19:59
08051972 ( 30/07/2008 16:32)
je suis Malgache et je suis fière de l' y être
Mazana ny Gasy rehefa mipetraka aty @ firenena mandroso dia menatra raha misy mahalala fa Gasy!!! Mampalahelo ny toentsaina toy izany sa ahôna hoy ianareo?... tohiny
novalian'i ni81 ny 22/08/2008 20:04
08051972 ( 17/07/2008 21:11)
mangataka tononkira
manaôna daholo e! Mba mitady ny tononkiran'i Salala lay hoe "salakao raho endry e!" iny aho raha mba misy manana ,de misôtra mialoha... tohiny
novalian'i ni81 ny 18/07/2008 06:49
08051972 ( 09/09/2007 10:45)
MADAGASIKARA TANINDRAZAKO
Nanadalo teto @ faritra misy anay ny pmilalao rigby malagasy!Nisy eritreritra nandalo tato andohako hoe tena toy izao tokoa ve ny Malagasy? Tsom-pianana,tia fihavanana,sarika!Na dia tsy manana na inon... tohiny
08051972 ( 01/03/2007 17:32)
ray ve ?
Manana namana vavy M/sy aho.nisara-bady izy ary niteraka lahy iray 17 taona. Nanambady Frantsay ilay vehivavy ary mipetraka tsy lavitr'ahy 5 taona izao.Any @ ray amandrenin-drakalakely io zanany lahy ... tohiny
novalian'i prime ny 12/03/2007 13:47
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0335