IZA MARINA NO AO AMBADIKY NY TF1?

1. 08051972 ( 25/05/2009 09:46)
Asa na tadidinareo le reportagen'i Mada efa elaela ihany izay de io iarahantsika miaina io ny toe-draharaha any Dago! De omaly indray ry zereo namoaka reportagan' i Senegal de iarrhantsika mahita eto indray ny tantara! Fa sô de mba le Farnceafrique ary no ao ambadik'io e? :roll: :roll: :roll: :roll:
novalian'i xxx ny 25/05/2009 23:01
2. mmmhh ( 25/05/2009 11:02)
Mba tantarao fa zah tsy nahita an'zany,
3. ndaty ( 25/05/2009 11:47)
arréte tes conneries koahy boay kely.
Problème dago jereo fa tsy TF1 TF1, antratra tsy lavo, ka ...

Misy ny Francafrique

Fa la CHINAFRIQUE koa misy (ex: Darfour...)

USA-ARABE (Irak, Arabie saoudites, egypte...) koa misy...

Farany: "Un Etat n'a pas d'amis, ni d'ennemis, Il a d'intéréts"

mavandivandy avao
4. 08051972 ( 25/05/2009 12:27)
ndaty:

arréte tes conneries koahy boay kely.
Problème dago jereo fa tsy TF1 TF1, antratra tsy lavo, ka ...

Misy ny Francafrique

Fa la CHINAFRIQUE koa misy (ex: Darfour...)

USA-ARABE (Irak, Arabie saoudites, egypte...) koa misy...

Farany: "Un Etat n'a pas d'amis, ni d'ennemis, Il a d'intéréts"

mavandivandy avao



:roll: :roll: :roll: Peut-étre bien une solution de savoir qui fé koi! Nos interé entan ke citoyen Malagasy ainsi k'autre?! Izay no mahpolitika nypolitika! Mila fantarina daôlo alo hoe :?: :?: :?: :?:
5. bazylou ( 25/05/2009 15:30)
zaho letsy no ao ann!!!!
6. 08051972 ( 25/05/2009 15:59)
:oops: :oops: :oops: Maninon'ao ambadik'ao sé? Mivaha tao fa mbola mandé ny resaka pôlitika any Dago! :lol: :lol: :lol: :lol:
7. xxx ( 25/05/2009 23:01)
Tapeno ny maso de tsetsemo ny sofina de tapaho ny tanàna rah tsy te halala ny zava -misy elah le lohana dattes ty a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0763