ray ve ?
1. 08051972
(
01/03/2007 17:32)
Manana namana vavy M/sy aho.nisara-bady izy ary niteraka lahy iray 17 taona. Nanambady Frantsay ilay vehivavy ary mipetraka tsy lavitr'ahy 5 taona izao.Any @ ray amandrenin-drakalakely io zanany lahy io no mipetraka fa ny Rainy koa efa manambady ary efa niteraka 4.tian'ilay namako halaina hipetraka aty Frantsa ilay zaza nefa ilay Rainy dia tsy mety manao sonian'ny autorisation parental ka tsy afaka mano regroupement familial ilay namako.Vao 2 Taona monja ilay zanany no nisaraka ry zareo ary ilay lehilahy tsy manana fototr'asa ka tsy voatery hanome panssion ilay zaza.
Mametram-panontaniana @ namana rehtra aho hoe Ray ve no ilazana ilay lehilahy?Sao ary dia toy zany fandosiran'ny Ray ny adidiny izany ary no isan'ny mampahantra ny firenentsika M/sy ? Aiza ho aiza ny fipetraky ny fivavahana sy ny finoana @ toe-javatra toy izao

novalian'i prime ny 12/03/2007 13:47
3. lapino
(
01/03/2007 17:53)
Aiza ho aiza ny fipetraky ny fivavahana sy ny finoana @ toe-javatra toy izao
"Minoa an'i Jesosy Tompo dia hovonjena ianao sy ny ankohonanao" ;)
Resaka hafa indray :
"16 Fa hoy izaho: Mandehana araka ny Fanahy, dia tsy hahatanteraka ny filan'ny nofo hianareo.
17 Fa ny nofo manohitra ny Fanahy, ary ny Fanahy manohitra ny nofo; ary mifanohitra izy roroa, mba tsy hahazoanareo manao izay zavatra tianareo." (Galatiana.5)
Araka ny nofo sa araka ny fanahy ilay olana amin'izany?
4. simplex
(
01/03/2007 17:58)
Aiza ho aiza ny fipetraky ny fivavahana sy ny finoana @ toe-javatra toy izao
hoy ny Baiboliko mantsy an'io:"ary ianao handona tapany azy mba handoavany erany aminao" ;-)8)
6. 08051972
(
01/03/2007 18:18)
tsy hainareo ve hoe tafiditra @ resaka fivavahana io sujet io?
Ray = ?
ZAnaka lahy tokana ?
Ny fahantrana volaza ao @ jaona 3 = ?
Ho anareo manampinoana INONA NO TOKONY HATÖNY ? Hamaly faty ilay Ray ve ; sa hamela ny helony ? @ fomba aôna?@ finona tsy arahin'asa maty ?
T@ testamenta taloha dia A/tra mihintsy no mampamono ny olona mpanota ary @ testementa vaovao inona no azo ambara?

7. Fiffi
(
01/03/2007 18:23)
tsy hitako aloha zay hidiran'le izy ato anaty fivavahana sy finoana an ! resaka perso be le izy koh !
resaka pension , fisarahana , manambady frantsay , regroupement familial , autorisation parental , fandosiran'ny ray anisan'ny mampahantra ny firenena :?: :roll:

8. Zina
(
01/03/2007 18:24)
tian'ilay namako halaina hipetraka aty Frantsa ilay zaza nefa ilay Rainy dia tsy mety manao sonian'ny autorisation parental ka tsy afaka mano regroupement familial ilay namako.Vao 2 Taona monja ilay zanany no nisaraka ry zareo ary ilay lehilahy tsy manana fototr'asa ka tsy voatery hanome panssion ilay zaza.
ito angamba no tian'i 0805 hanampidirana an;ilay size-ny ato satria mba mety mintey ilay ramatoa oe: mba manana fanahy ihany ve ity rain-jaza? no tsy mba mamely ity zaza mba hianatra any ivelany? sa ahona?
9. 08051972
(
01/03/2007 18:31)
fa angaha ny fisarahana tsy ao anaty baiboly ? Fa inona no antsoina hoe finoana ? Nofy sy rediredy tsy azo tsapaintanana ?
Raha vao miresaka fivavahana ve dia tsisy intsony taratasy na koa hoe ny realité ?
Ka inona izany no resahina @ fivavahana sy finona nefa dia @ izao taonjato ianantsika izao ny silamo dia mbola miaina @ testamenta taloha ?

11. ikaretsaka
(
01/03/2007 22:31)
ray aloha izy ray satria zanany io ko.. nanao an'ilay zazah tsy nahalala maty ko
fa raha tena vitan'ilay rainy ny mitaiza azy ary tsy manana olana ilay zazah any @ dadany..maninona no korontanina ?

13. prime
(
02/03/2007 13:51)
08051972> Fitsaràna an'ilay rangahy eto ve no tianao ahatongavana sa torohevitra mba ahazoan'ilay renim-pianakaviana ny zony itaizàna an'ilay zanany?... manana endrika mitsikera sy mitsara avy hatrany mantsy ilay fanombohan'ilay lohahevitra toy ny hoe ilay rainy ihany no diso... avy eo mbola hamafisinao hoe tokony hovaliana faty sa avela heloka...
Vao tsy manomboka akory ilay adihevitra dia efa soratanao amin'ny andrin'ilay rangahy fa izy no diso nefa na namanao aza ilay ramatoa, moa tena izay lazainy dia mitombina avokoa?
Raha ny Tenin'Andriamanitra mikasika ny zavatra toy izao dia ireo efa voalazan'ny namana ireo no votoatiny... Andriamanitra miandry ny mpanota hibebaka, tsy ilay rangahy ihany fa ilay ramatoa ihany koa... rehefa miverina amin'Andriamanitra ny olona dia fiadanana sy fahasambarana no omen'Andriamanitra azy... ny mety atao voalohany dia ny mitondra azy ireo amim-bavaka (na ilay ramatoa na ilay rangahy) mba hampiverina azy ireo amin'Andriamanitra aloha...

14. 08051972
(
02/03/2007 13:52)
azavaiko ny tena ao anatin'ny lohako dia azonareo tsara. Raha izaho ny @ toeran'ilay namako dia nanakaramako mpandrongony mpamono olon'io lehilahy io ho faty dia afaka @ ràny ny tanako ary malalaka ny fahafahanjanako!Araky ny mahampino anareo dia inona no hevitrareo? Hamala heloka ilay Ray ve ? Amiko ny famonoana io lehilahy io dia mi rendre sce an'A-tra sy ny zanany rehetra
15. rush
(
02/03/2007 14:01)
08051972:hein? MI-RENDRE SERVICE AN'ANDRIAMANITRA NY FAMONOANA AN'IO LEHILAHY IO ? :roll::roll::roll:
Amiko ny famonoana io lehilahy io dia mi rendre sce an'A-tra sy ny zanany rehetra
16. 08051972
(
02/03/2007 14:07)
izany mihintsy! Satria ny fahavelomay dia manembatsembana!K'araky ny voalazako teo aloha enge k'A/tra mihintsy no manome didy ny hampamonoan-dry Davida firenena e! Ny antony iray nandavan'A/tra an'i Saoly aza dia ny tsy namonoany ilay mpanjaka nandidian'A/tr'azy ho vonoiny!
17. 08051972
(
02/03/2007 14:18)
prime:
08051972> Fitsaràna an'ilay rangahy eto ve no tianao ahatongavana sa torohevitra mba ahazoan'ilay renim-pianakaviana ny zony itaizàna an'ilay zanany?... manana endrika mitsikera sy mitsara avy hatrany mantsy ilay fanombohan'ilay lohahevitra toy ny hoe ilay rainy ihany no diso... avy eo mbola hamafisinao hoe tokony hovaliana faty sa avela heloka...
Vao tsy manomboka akory ilay adihevitra dia efa soratanao amin'ny andrin'ilay rangahy fa izy no diso nefa na namanao aza ilay ramatoa, moa tena izay lazainy dia mitombina avokoa?
Raha ny Tenin'Andriamanitra mikasika ny zavatra toy izao dia ireo efa voalazan'ny namana ireo no votoatiny... Andriamanitra miandry ny mpanota hibebaka, tsy ilay rangahy ihany fa ilay ramatoa ihany koa... rehefa miverina amin'Andriamanitra ny olona dia fiadanana sy fahasambarana no omen'Andriamanitra azy... ny mety atao voalohany dia ny mitondra azy ireo amim-bavaka (na ilay ramatoa na ilay rangahy) mba hampiverina azy ireo amin'Andriamanitra aloha...
misaotra t@ torohevitrao ; ento ambavaka ary ry zareo mba tsy ho tara @ fotoana tokony hilan'izireo an'A/tra ka mba hiasan'A'tra eo @ fisavorovorona misy e!
18. rush
(
02/03/2007 14:21)
Satria ny fahavelomay dia manembatsembanadia zay lhl manembatsembana zany na manao ratsy araky ny hevitrao dia tokony vonohina daholo?
K'araky ny voalazako teo aloha enge k'A/tra mihintsy no manome didy ny hampamonoan-dry Davida firenena e!iza zany Andriamanitra manome didy @ famonoana zany? soahiany fa tsy Andriamanitra Ray any an-danitra zany!
Ahoana zany ny didy 10 @ zao Andriamanitrao zao? AZA MAMONO? nefa lazainao fa mi-rendre service an'Andriamanitra ny famohoana an'io olona io?????????
19. prime
(
02/03/2007 14:46)
08051972> Hono hoy aho, ilay ramatoa namanao izany tsy manana fahadisoana mihitsy nisaraka tamin'ny vadiny raha azoko tsara? namela ny zanany hotaizàn'olon-kafa? nijanona any ivelany manalavitra an-janany dia tsy hay hoe ahoana dia manana eritreritra tampoka hanao "regroupement familial" tampoka eo?...
Hono hoy aho, fa inona no fifandraisanao amin'io ramatoa io no entim-po toy izao ianao?
Andriamanitra tia ny mpanota mibebaka fa tsy manamarina heloka atao sy mbola hatao velively...

20. lapino
(
02/03/2007 14:55)
1- Raha ny noteneninao, dia namanao ilay olona, fa tsy mahakasika anao ilay resaka na dia kely aza. Manembantsembana ny sitraponao tsy ho tanteraka ilay olona ve?
2- Esory tao an-tsainao ny hevitra famonoana. Fa raha sitrakao ny hahafaty ilay olona, moa sitrak'Andriamanitra ve izany? Ireny olona taloha ireny anie ka sitrak'Andriamanitra ny hahafaty azy e. Fa io rangahy io koa ve?
Tandremo tsy ho terena hoe sitrak'Andriamanitra izay tsy sitrany akory!
3- Ny didy azo dia hoe : "tiava ny namanao" sy hoe "tiava ny fahavalonao". Tsy fahavalonao akory ilay rangahy raha azoko tsara, kanefa toa dia halanao ery.
4- Momba ilay zaza indray, raha ny ara-nofo, samy manana ny ataony hoe mahasoa azy ny rainy sy ny reniny. Misy ny lalàna mandrindra izany safidy izany, ka tsy azo terena ho izay tiana foana. Etsy an-daniny, mba manana ny sitrapony koa ilay ankizy. Raha miandry 1 taona izao dia afaka mandeha araka izay sitrapony tanteraka izy eo anatrehan'ny lalàna, tsy afaka sakanan'ny rainy, ary tsy azo teren'ny reniny koa.
5- Momba ilay zaza, amin'ny ara-panahy indray, tsy manova izay mety hahazoany famonjena na dago na frantsa no misy azy.
sns ...