ray ve ?

21. 08051972 ( 02/03/2007 16:16)
tena tsy mahakasik'ahy mihintsy ary izany indrindra no mahaentimpo ahy satria katôlika be io namako io ; dia hoy indrindra aho hoe sao ary mba diso hevitr'izy hoe ny mpino an'A/tra tsy mahazo mamono olona manelingelina fa talohan'ny nidiran'ny zank'Isiraely tao @ tany Kanana anie ka faty olona nikararana vao tafiditra tao Kanan ny zanak'Israely e!Ka A/TRA Ray any an-danitra sa A/TRA hafa no nivavahan'ny Zanak'Israely ? Ny A/TR'i Davida izay nanoratra ny Salamo be indrindra sady nandeha t@ fahintsina teo anatrehan'A/TRA ary izy " Davida " no nahatonga ny Tranon'A/tra hisy ; ary avy @ taranany no nahatonga ny Kristianisma ! Sitrak'A/TRA ho faty tokoa ve izy?
22. lapino ( 02/03/2007 18:05)
Izy voakasika mivantana aza tsy mihevitra izay hamonoana olona akory.
Fa ianao izay tsy voakasik'ilay resaka mihitsy no mihevitra ny hamonoana ilay olona !!!!!

Ary satria tsy voakasik'ilay resaka ianao, dia entim-po fatratra.

Aoka koa aloha hazava aminao, fa Andriamanitra manana fahefana amin'ny aina. Fa ny olombelona tsy manana. Raha Andriamanitra no nampamono olona, dia andraikiny izay. Ary namono olona mivantana mihitsy aza ange Andriamanitra e : Sodoma sy Gomora, Safo-drano, Ananiasy sy Safira, ... Andraikitr'Andriamanitra daholo izany, Izy no responsable. Sitrany izany.

Fa raha ianao mikasa hamono na hampamono olona, dia raisinao izay andraikitra izay. Na eo amin'ny olona na eo anatrehan'Andriamanitra! Ary tsy ho zakanao izany!

Fa za irery ve no tsy mahazo? Fa:
--> Raharaha tsy misy idiranao akory no itadiavanao olona ho faty !!!

Raha ianao moa no maty alohany dia ahoana?!
23. 08051972 ( 02/03/2007 18:58)
Hoy ny soratra masina hoe"TIAVO NY NAMANAO TAHAKY NY TENANAO" K'izay no antony mahaentimpo ahy! SAtria ilay namako dia very hevitra ary mila hamoifo mihintsy ; ka nefa tsy izy no tokony hamoifo fa ilay rangahy.Ary koa ny hoe A/tra no nanome baiko ka tompon'andraikitr'Izy;tena tsy laviko izany! Nefa kosa @ izao fotoan'andro ianantsika izao ,IZA no efa nahare ny Foen'A/tra ?Ka nefa ny finona silamo oh dia manao sorona hoan'i ALAH ! Ka maninona ary no disoanao ny famonoan'olona sa rehefa Kristiana dia tsimaintsy MATY @ fahadison'ny hafa ary hamela zazakamboty ? Izay 'zany ve no mety ?
24. pissoa ( 02/03/2007 19:13)
Fa iza no ho faty ? :roll:
25. mignone ( 02/03/2007 19:34)
miha maro ny adala ato amin'ny serasera kle :-D
26. Zina ( 02/03/2007 20:02)
:-D
27. 08051972 ( 02/03/2007 20:54)
Ho anareo izay mino an'A/TRA , dia mba iangaviko ianreo mba hitondra ambavaka io namako io , mba hikasihan'A/tra ny fon'ilay rainjanany mba hanaiky ny hananganan'ilay vadiny ilay zanany satria raha miandry @ herintaona izy dia marina tokoa fa efa mahaleo tena ilay zaza ka tsy eo ambanin'ny lalana na ny Rainy na ny Reniny intsony naefa izay indrindra no ialàna satria vao maika tsy ho tafiditra aty Frantsa intsony ilay zaza nefa ISIKA REHETRA mahalala fa TSISY M/SY TSY MANIRY izany hoe NAHAVITA FIANARANA AVY ANY AMPITAN-DRANOMASINA izany!
Izaho manokana dia tsimanakery intsony @ fampaherezana ilay namako fa ny be ao an-tsaiko dia ireny efa voalazako ireny hoe "HO VONOIKO " io lehilahy io!MANGATAK'AHO NY MBA HIVAVAHANAREO MBOLA MANAMPINONA , ka mamaky inty hafatro inty satria fantatro "Fa ny vavaky ny marina dia mahery "
Misaotra ho anreo izay mahatsiaro am-bavaka
Misaotra
28. fijo ( 02/03/2007 22:30)
hay ve efa mpamono olona koa ity andriamanitra ity ry zalahy an.hay hay hay hialao fa ratsy e.za efa milaza fa aza mino an'io ianareo fa loza anie io e.izao no vokany.
29. linarako2 ( 03/03/2007 00:09)
fijo:

hay ve efa mpamono olona koa ity andriamanitra ity ry zalahy an.hay hay hay hialao fa ratsy e.za efa milaza fa aza mino an'io ianareo fa loza anie io e.izao no vokany.

Mandehana miverina mamaky ny baiboly fa teo ianao no niala ka tsy manana fahafinaretan'ny fiainana mihitsy

30. ikaretsaka ( 03/03/2007 00:17)
ka tia tena be izany hoe ilay namanao ihany ny tianao.. fa ilay rainy tsy tianao , sy ilay zaza
jereo aby aloha ny situations rehetra fa aza miandany @ feon-dakolosy tokana
31. fijo ( 03/03/2007 01:13)
linarako,boky hafa homena fa tsy boky mitantara angano israelianina
32. lapino ( 03/03/2007 10:55)
08051972,
Hoy koa ny Soratra Masina hoe : "Tiava ny fahavalonao" ;)
Hita fa sitrakao ny hahatongavan'ilay ankizy any amin'izany am-pitandranomasina. Fa na ahoana na ahoana, ny sitrak'Andriamanitra anie no hatao. ;)

Raha ny fijeriko za manokana izao, dia mahazo ny fihetsik'ilay rain'ilay ankizy aho. Ary na za aza no eo amin'ny toerany dia mety ho izay koa no ataoko! Sao dia te-hamono ahy koa ianao? :wink:

fijo,
Raha nisy tokoa ny olona novonoin'Andriamanitra, dia Misy tokoa Andriamanitra! ;)
Dia tsy manova ny fisiany na iza hino izany na iza tsy hino.
33. xxx ( 03/03/2007 11:08)
lap koa mampite-hamono tsssss :wink::-D:-D:-D
34. xxx ( 03/03/2007 11:34)
Ko tsy ndeh tairo ny fanenjika :b:D
Fa raha za koa aloo mbola velona, tsy omeko ho lasan'olona ny zanako kle! :wink:
35. xxx ( 03/03/2007 11:39)
de oe bitro ve de miseho milay :b:-D:-D:-D

lapino:
Fa raha za koa aloo mbola velona, tsy omeko ho lasan'olona ny zanako kle!

Iza moa no hanome olona ny zanany ? Fa ilay izy anie rehefa tsy tiana omena ny hafa dia maninona raha nazomina tsara e ! :lol:

Fa na izany na tsy izany aza ... miezaka mamaky sy mandinika ihany aho fa tsy mety takatry ny saiko mihitsy izay mety mitranga ao anatin'i 08051972 ka mahatonga azy "te hamono" :oops::-D
Ary sitrapon'i 08051972 sy ilay vehivavy angamba ny handehanan'ilay zaza any France, fa sitrapon'Andriamanitra ve ? Diso koa ny fiheverana fa te hanohy fianarana any ampita daholo ny olona, ka sao tsy izay akory no tian'ilay zaza ! Anontanio i Jentl raha mba miraika aminizany izy (Ooops, sorry Jentl fa tadidiko fotsiny io an :oops: ) ...
36. xxx ( 03/03/2007 12:17)
xxx:

lap koa mampite-hamono tsssss :wink::-D:-D:-D



:-D:-D:-D
37. niryna ( 05/03/2007 04:23)
08051972:

Hoy ny soratra masina hoe"TIAVO NY NAMANAO TAHAKY NY TENANAO" K'izay no antony mahaentimpo ahy! SAtria ilay namako dia very hevitra ary mila hamoifo mihintsy ; ka nefa tsy izy no tokony hamoifo fa ilay rangahy.Ary koa ny hoe A/tra no nanome baiko ka tompon'andraikitr'Izy;tena tsy laviko izany! Nefa kosa @ izao fotoan'andro ianantsika izao ,IZA no efa nahare ny Foen'A/tra ?Ka nefa ny finona silamo oh dia manao sorona hoan'i ALAH ! Ka maninona ary no disoanao ny famonoan'olona sa rehefa Kristiana dia tsimaintsy MATY @ fahadison'ny hafa ary hamela zazakamboty ? Izay 'zany ve no mety ?

Ankoatra ny tiava ny namanao dia nisy didy vaovao izay nomen'ny Tompo ho antsika mino azy dia ny hoe tiava ny fahavalona ary aza manisy ratsy izay tsy tia anao.Tsy anareo hoy izy ny famaliana fa ahy.


38. niryna ( 05/03/2007 04:24)
mignone:

tsy itako ny idirany fivavahana amilay resaka !:roll:

Toa tsy mazava tsara fa misafotopoto

39. niryna ( 05/03/2007 04:27)
lapino:


fijo,
Raha nisy tokoa ny olona novonoin'Andriamanitra, dia Misy tokoa Andriamanitra! ;)
Dia tsy manova ny fisiany na iza hino izany na iza tsy hino.

Miampy izany koa Tsy misy mafy noho ny mandan'ny Jeriko
kanefa voarodana io noho ny baiko nomen'Atra ireo olona.Matoa izy namano olona dia noho ireo elony izany.
40. 08051972 ( 05/03/2007 20:36)
mino aho fa nisy vaavka nataon'ny sasany izay mblola mijoro tsara ka nanova ny toejavatra satria lasa nody any Dago ilay namako ary mbola maerina ny fisaorana honareo nahatsiaro ambavaka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0784