Mamadika tanindrazana ve ?

1. 08051972 ( 04/08/2008 17:36)
Mba ampio hevitrà ry zareo fa miasa ny lohako satir efa tôna maro izay no nipetrahako taty Frantsa. Mafy tamiko ny nandao an'i Dago! Amin'zao fotoana iza aho d'eo andalampieritreretana ny hoe hangataka natinoalité française sa tsia? Ny antony mampisalasala ahy dia hoe ho very ve ny zoko mahaMAlagasy ahy raha mangataka nationaité français zà ary karazana mpamadika tanindrazana ve zà raha mangatak'an'izany? Misôtra mamaly!!!
novalian'i ni81 ny 13/08/2008 19:59
2. kelly13 ( 04/08/2008 17:41)
azonao atao ny manana double nationalité ka, tsy mandrara an'io ny firenena malagasy na ny firenena frantsay! "mpamadika tanindrazana"?inona mou no tena tinao lazaina @ io oe mpamadika tanindrazana io?
3. fahamarinana ( 04/08/2008 17:42)
:arrow: raha misalasala dia aza mangataka mihintsy aloha fa andraso rehefa voaroaka dia mody sady malagasy hatrany hatrany amin'izay,izay ilay fanirinao moa ?? :)
Na koa raha tsy ho voaroaka mihintsy fa en regle dia mijanona amin'izao fontsiny ihany.....inona no olana moa ??Tsy ho voatery mihintsy tokoa anie mangataka an'io e rehefa mandinika aho. (l)
4. kelly13 ( 04/08/2008 17:44)
fita ry fahamarinana fa toa mitovy droit @ oul manana frantsay iany ianao refa manana ttsy aradalana! ny tsy hananao zo fotsiny angamba d ny mifidy sy ny miasa @ administration hihihi
5. fahamarinana ( 04/08/2008 17:48)
:arrow: ni81 :marina ny tenin-njy akia...:wink: (l)
6. ni81 ( 04/08/2008 17:55)
fita ry fahamarinana fa toa mitovy droit @ oul manana frantsay iany ianao refa manana ttsy aradalana! ny tsy hananao zo fotsiny angamba d ny mifidy sy ny miasa @ administration hihihi
misy tsy mampitovy kely azy fotsiny. Ohatra hoe tsy afaka manao ireny concours na asa sasany @ fanjakana ireny.
7. ratonga ( 04/08/2008 17:58)
:arrow: kelly13:marina mintsy zany
fahamarinana :roll: aiza zany nosoratan'i kala-ni zany :-D :-D
8. kelly13 ( 04/08/2008 18:01)
ni81>ka zay le nolazaiko oe miasa @ administration, tsy ho lasa fonksionera mintsy zany e!
9. ni81 ( 04/08/2008 18:05)
ni81>ka zay le nolazaiko oe miasa @ administration, tsy ho lasa fonksionera mintsy zany e!
tsy namaky tsara ilay adimisitrasiô akia e :lol:
10. ni81 ( 04/08/2008 18:07)
fahamarinana aiza zany nosoratan'i kala-ni zany
lé ratonga! :-@ mahazo tefan-tsofina ianao an!
11. sipagasy ( 04/08/2008 18:09)
ka ho inn moa akia na tsy ho lasa fôksionera aza annn, ny privé eo feno manome toky sady tsara karama lavitra kokoa.......
12. ni81 ( 04/08/2008 18:11)
Ny antony mampisalasala ahy dia hoe ho very ve ny zoko mahaMAlagasy ahy raha mangataka nationaité français zà ary karazana mpamadika tanindrazana ve zà raha mangatak'an'izany? Misôtra mamaly!!!
lasa ny saiko eto hoe: sao dia ianao ilay niteny hoe malagasy ....sns... tary ambadika ary no nahatonga anao nisalasala? satria ianao lasa vazà ttasy raha manana nationalité? Eritreritra io f'aza atao mahasorena a!
13. kelly13 ( 04/08/2008 18:13)
aleo klou andrasana ny tomponkevitra fa tsika kou toa b safary dol :°)
14. ratonga ( 04/08/2008 18:31)
bé resaka otran'ambositra marina :-D :-D :-D
15. xxx ( 04/08/2008 19:14)
inona moa no atao hoe "mamadika tanindrazana ?

http://gazety.malagasy.org/article.php3?id_article=53

http://fr.groups.yahoo.com/group/serasera/message/10041

http://www.haisoratra.org/imprimersans.php3?id_breve=195


fa amiko aloha de ny fananana nationalité-ny firenena hafa tsy midika velively hoe mamadika tanindrazana eh !
16. xxx ( 04/08/2008 19:55)
jereo fa raha azonao atao ny manana nationalite roa, maninona moa no lavina...Indrindra raha mbola mieritreritra ny hananjanaka ianao any aoriana...
Nisy ankizy zay, teraka tao Frantsa dia ilay zaza nahazo zo frantsay, ny ray aman dreny koa afaka nangataka fa tsy nety ireto ray sy reny fa hoe zay gasy foana...Dia nony efa nihoatra asa 8 sa 10 taona tsy tsaroako fa tapakevira hiverina any Madagasikara ry zareo...Dia mbola niteraka ankizy hafa...Ka ny mampiomehy mampalahelo dia izao, ilay zokiny indrindra @ zanaky ry zareo nanana zo frantsay, nianatra tao @ lycee frantsay, nahazo vatsim pianarana, dia nahavita zavatra betsaka na dia ekena aza hoe tena mba niady koa izy fa tsy hoe raha misy taratasy dia mora daholo akory...Fa betsaka kokoa ny varavarana nisokatra ho azy raha oharina aminireto zandriny...Ny zandriny zao mila visa na ho aiza na ho aiza ary hiaraha mahay ny fahasarotany fa samy efa nandalo izany isika...Tsy nahazo vatsim pianarana izany fa nitady teny izay hatafavaoka. tena mba niezaka nanampy kosa ilay zoky na dia efa nisy andraikitra vady sy zanaka aza...Raha tsorina dia hoe, vitsy kokoa ny varavarana nisokatra ho an ireto zandriny raha nihohatra @ ilay zokiny no ho ityfarany nanana taratasy..Toy izay nefa ilay ray sy reny nieritreritra kely varaventy hoe mety tsika tsy mila fa aleo alaina na dia ho an izay zaza tonga ateraka eo ihany aza...Dia mety mba hafa ny fiainan ireto ankizy...Ka izay no ataoko hoe aza ny tombontsonao ihany jerena fa jereo izay mety ho fiantraikany @ taranakao koa... Mahatsiaro ireo ankizy ireo aho dia mirary soa azy ireo raha mamaky ry zareo! :)
17. fahamarinana ( 05/08/2008 06:57)
ratonga:

:arrow: kelly13:marina mintsy zany
fahamarinana :roll: aiza zany nosoratan'i kala-ni zany :-D :-D



:arrow: :-D :-D ,azafady be ry izy roa vavy fa diso be e,raha tsy ratonga ve tsy ahita an'izay, :evil: ,nafangaroko i keliterezy sy ni81...:-* (l)
18. fahamarinana ( 05/08/2008 07:00)
ni81:

fahamarinana aiza zany nosoratan'i kala-ni zany
lé ratonga! :-@ mahazo tefan-tsofina ianao an!

:arrow: ni :efa nolazaiko mihintsy ao am dinika ao ambadika ao io hoe mahazo tefaka eo ratonga...ratongan-dozitra hoy i ari.malala zay,aleo hindramina ilay fiteny fa toa mety amin'ny ratonga ihany :wink: (l)
19. ni81 ( 05/08/2008 07:16)
ni :efa nolazaiko mihintsy ao am dinika ao ambadika ao io hoe mahazo tefaka eo ratonga...ratongan-dozitra hoy i ari.malala zay,aleo hindramina ilay fiteny fa toa mety amin'ny ratonga ihany
:-D :-D Manakavaly mihitsy izy io ange e! Aleo aterin-tsika any fa mahasosotra. =)) =))
20. ratonga ( 05/08/2008 07:58)
:-D :-D :-D aterina aiza alou é :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1781