Mamadika tanindrazana ve ?

21. ni81 ( 05/08/2008 08:06)
Aterina eny Manakavaly fa aiza e! :lol:
22. ari.malala ( 05/08/2008 08:06)
atokamonona ohatry ny boka v lolllllll
23. ni81 ( 05/08/2008 08:09)
atokamonona ohatry ny boka v lolllllll
ie aleo atokana any fa mahasosotra. Tsy fantany angamba ilay toerana dia gaga izy teo. :-D
24. fahamarinana ( 05/08/2008 08:09)
:arrow: ari :za efa miteny anjy fa raha mitady mpitaiza dia i ratonga alaina fa lany andro ny zanaky-njy fa kosa ho lasa toc toc avy eo(tandremo sao tezitra ise ratonga an...:wink: )...Maty ilay dinik'olona fa nosimban'ny ratonga ndray... :-P (l)
25. ni81 ( 05/08/2008 08:10)
ari :za efa miteny anjy fa raha mitady mpitaiza dia i ratonga alaina fa lany andro ny zanaky-njy fa kosa ho lasa toc toc avy eo(tandremo sao tezitra ise ratonga an... )...Maty ilay dinik'olona fa nosimban'ny ratonga ndray...
=)) =)) =))
26. ratonga ( 05/08/2008 08:16)
fahamarinana:

:arrow: ari :za efa miteny anjy fa raha mitady mpitaiza dia i ratonga alaina fa lany andro ny zanaky-njy fa kosa ho lasa toc toc avy eo(tandremo sao tezitra ise ratonga an...:wink: )...Maty ilay dinik'olona fa nosimban'ny ratonga ndray... :-P (l)

D :-D :-D
lazovy fa zah dray no manimba dinika zah aza mba mitady vahaolana ko :-P :-
27. xxx ( 06/08/2008 12:55)
tes fiere de l'y être ry 08051972 a , aza mangataka izany :-D :-D :-D
28. ni81 ( 08/08/2008 10:06)
Toa tsy nipoitra intsony mba nilaza izay teny farany ry havana o!
29. fahamarinana ( 08/08/2008 11:11)
:arrow: atsy ambadibadika atsy ndray izy e,mbola hipody eo angambany :) (l)
30. 08051972 ( 13/08/2008 19:41)
xxx:

jereo fa raha azonao atao ny manana nationalite roa, maninona moa no lavina...Indrindra raha mbola mieritreritra ny hananjanaka ianao any aoriana...
Nisy ankizy zay, teraka tao Frantsa dia ilay zaza nahazo zo frantsay, ny ray aman dreny koa afaka nangataka fa tsy nety ireto ray sy reny fa hoe zay gasy foana...Dia nony efa nihoatra asa 8 sa 10 taona tsy tsaroako fa tapakevira hiverina any Madagasikara ry zareo...Dia mbola niteraka ankizy hafa...Ka ny mampiomehy mampalahelo dia izao, ilay zokiny indrindra @ zanaky ry zareo nanana zo frantsay, nianatra tao @ lycee frantsay, nahazo vatsim pianarana, dia nahavita zavatra betsaka na dia ekena aza hoe tena mba niady koa izy fa tsy hoe raha misy taratasy dia mora daholo akory...Fa betsaka kokoa ny varavarana nisokatra ho azy raha oharina aminireto zandriny...Ny zandriny zao mila visa na ho aiza na ho aiza ary hiaraha mahay ny fahasarotany fa samy efa nandalo izany isika...Tsy nahazo vatsim pianarana izany fa nitady teny izay hatafavaoka. tena mba niezaka nanampy kosa ilay zoky na dia efa nisy andraikitra vady sy zanaka aza...Raha tsorina dia hoe, vitsy kokoa ny varavarana nisokatra ho an ireto zandriny raha nihohatra @ ilay zokiny no ho ityfarany nanana taratasy..Toy izay nefa ilay ray sy reny nieritreritra kely varaventy hoe mety tsika tsy mila fa aleo alaina na dia ho an izay zaza tonga ateraka eo ihany aza...Dia mety mba hafa ny fiainan ireto ankizy...Ka izay no ataoko hoe aza ny tombontsonao ihany jerena fa jereo izay mety ho fiantraikany @ taranakao koa... Mahatsiaro ireo ankizy ireo aho dia mirary soa azy ireo raha mamaky ry zareo! :)

Misôtra betsaka @ torohevitra fa izany indrindra no antony nanoratako tato @ forum.serasera fa ny hevitra tsy azo tsy @ olombelona!

31. 08051972 ( 13/08/2008 19:49)
ni81:

Toa tsy nipoitra intsony mba nilaza izay teny farany ry havana o!


mbola mandinika sy misaina lalinôôôô!!!!
32. ni81 ( 13/08/2008 19:59)
mbola mandinika sy misaina lalinôôôô!!!!
mazotoa mandinika ary o :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4693