Maty ny oloko noho ny tsy fahalalany ny .......!?

1. 08051972 ( 22/05/2009 13:02)
Andiantsoratra masina notsongaiko mba hitarihana ny saintsika io lohahevitra io ! Satria mantsy rehefa tsy ampy fahalalana ny olona ao @ firenena iray dia mora @ mpitondra ao aminy ny manodinkodina ny sain'izy ireo ! K'inon' ary no hevitra azontsika zaraina @ zao fotoana izao mba isian'io Fahalalana io eo @ firenentsika? :wink: :idea:
novalian'i xxx ny 23/05/2009 10:56
2. tafondro ( 22/05/2009 13:25)
Mila mijery ny statistika momba ny chomage ianao araka ny hevitro .
Ny @ fandaharana ny soratry ny boky masina rehetra dia tadidio fa ny fahafahan 'ny fanahy sy saina no tena fototra hisian' izy ireny fa tsy hamaha ny olana materialy misy eo @ ny tsi 11 ; ny indro kely angamba dia ny fitsarana tsy feno avy @ ny tsi 11 ny zavatra voalazan' olona namaky andininy sy tonony vitsivitsy tao anatin'ireny boky ireny .Raha nolazainao fa tsy ampy fahalalana ny olona ao @ firenena iray ( Madagasikara ) dia mety hevitrao manokana sy tsy dia marina loatra izany raha tena jerena imaso imaso .Na koa ianao olona te hilaza hevitra maivana mba hanitatra ny fijerin' ny olona mamaky ity teninao eto @ serasera ity !
Manaraka izay dia tsarovy fa boky nadika anie ny baiboly malagasy , ary raha tena hijery ny fihaviany sy ny niandohany ianao dia tokony hanao pelerinage kely any jerusalem ,ary hanao famakafakana ny talmud sy ny tabloid mirakitra ny finoana kristiana hatr@ niandohany !
3. 08051972 ( 22/05/2009 14:24)
tafondro:

:lol: :lol: :lol: Gaigné! Mila misintona mpamaky mihintsy ny tenako satria toa variana miady hevitra momb'azy roa lahy no betsaka nefa ny fomba hivoahan'ao anaty krizy zao no ilaina fa rehefa avy eo misy ohampitenenana Malagasy hoe " Tsy resy tsy ankory ny olomangina " sy ny hoe ny lasa tsy fanadino ! AVY EO :lol: :lol: :lol:
4. Mirananirina ( 22/05/2009 14:55)
Gaigné! Mila misintona mpamaky mihintsy ny tenako satria toa variana miady hevitra momb'azy roa lahy no betsaka nefa ny fomba hivoahan'ao anaty krizy zao no ilaina fa rehefa avy eo misy ohampitenenana Malagasy hoe " Tsy resy tsy ankory ny olomangina " sy ny hoe ny lasa tsy fanadino ! AVY EO

Marina mihitsy izany teninao izany,tsy misy miraharaha intsony ny vahoaka fa dia laozana miady
5. 08051972 ( 22/05/2009 21:10)
tafondro:

Mila mijery ny statistika momba ny chomage ianao araka ny hevitro .
Ny @ fandaharana ny soratry ny boky masina rehetra dia tadidio fa ny fahafahan 'ny fanahy sy saina no tena fototra hisian' izy ireny fa tsy hamaha ny olana materialy misy eo @ ny tsi 11 ; ny indro kely angamba dia ny fitsarana tsy feno avy @ ny tsi 11 ny zavatra voalazan' olona namaky andininy sy tonony vitsivitsy tao anatin'ireny boky ireny .Raha nolazainao fa tsy ampy fahalalana ny olona ao @ firenena iray ( Madagasikara ) dia mety hevitrao manokana sy tsy dia marina loatra izany raha tena jerena imaso imaso .Na koa ianao olona te hilaza hevitra maivana mba hanitatra ny fijerin' ny olona mamaky ity teninao eto @ serasera ity !
Manaraka izay dia tsarovy fa boky nadika anie ny baiboly malagasy , ary raha tena hijery ny fihaviany sy ny niandohany ianao dia tokony hanao pelerinage kely any jerusalem ,ary hanao famakafakana ny talmud sy ny tabloid mirakitra ny finoana kristiana hatr@ niandohany !

:lol: :lol: Avy nijery stat aho de inty no hitako tao:http://www.omef.gov.mg/index.php?page=t_c ka asa na mahavaly ny teninao na aôna? ary ny hoe hevitra maivana indray dia efa 10 tôna no nipetrahako teto Frantsa ka ra vô mikatsaka ny hi kas zany enao de tadidio f'efa vita vaksiny momba io ny tenako no sady koa tsy azon'izan'iza vonona lolo izany fa sahy matoa miteny :lol: :lol: :lol:
6. xxx ( 22/05/2009 21:15)
Inona koa ty rohy omen'elah ty klé,toa nendram-boalavo fotsiny,tsy mbola vita vaksiny leity zany
7. 08051972 ( 23/05/2009 09:03)
xxx:

Inona koa ty rohy omen'elah ty klé,toa nendram-boalavo fotsiny,tsy mbola vita vaksiny leity zany

:-D :-D :-D :-D :-D :-D : Apetraho any @ 40taine ary sao de ifindran'io enao :-D :-D :-D :-D :-D :-D Sa ve efa vita vaksinin'ny nendra fony fahazaza? :-D :-D :-D :-D
8. xxx ( 23/05/2009 10:56)
I salopard sy rakaroka zao no efa nifindrany tao :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.5304