île de la reunion
1. 08051972
(
22/02/2010 19:43)
Manaôna daôl e! Tena leon'ny la neige sy ny hatsika aty @ Exagône ny tenanay de mikasa ny mba hifindra monina any La réuninion ka sao d mba misy @tisik'eto no monina any mba ilaza @ko woe manaôn_zany fiainana any zany fa te (tsimaintsy)andeha hifindr'any ny tenanay!Misôtra betsaka anareo mpisera
novalian'i lasa ny 07/03/2010 15:35
2. xxx
(
23/02/2010 00:48)
08051972:
Manaôna daôl e! Tena leon'ny la neige sy ny hatsika aty @ Exagône ny tenanay de mikasa ny mba hifindra monina any La réuninion ka sao d mba misy @tisik'eto no monina any mba ilaza @ko woe manaôn_zany fiainana any zany fa te (tsimaintsy)andeha hifindr'any ny tenanay!Misôtra betsaka anareo mpisera
Lafo fiainana be any, sarotra itadiavana asa ambony be ny taux de chômage, raciste be ny tompo-tany indindra @ vahiny gasy sinon ny toetrandro tsara lalandava ka dia mazotoa e
4. lasa
(
07/03/2010 15:28)
Ny tenako mamaly anao izao dia mponina eto Laréunion,eto St-Louis aho no mipetraka,ny fiainana aloha dia sarotra kokoa raha miohatra @anyFrance raha eo@ lafiny ara-tsakafo,fa mora kosa anefa @lafiny EDFsatria ny trano ohatra dia tsy mila chauffage mandavataona,efa saika chauffe-eau solaire daholo no miasa aty satria masoandrobe isanandro.
Ny lafiny arak'asa indray dia arakaraka ny expérience hanananao ihany fa ny asa madinika (oh:ménage...)ireny no tsy dia betsaka raha tsy any St-Denis ohatra(any @ville).
Eto misy cyclone indraindray @fotoanan'ny fahavaratra,fa tsisy tempéte.
Ny momban'ny mponina indray dia sahala @olona rehetra ambonin'ny tany ihany:ao ny tsara,ao ny ratsy,azo lazaina fa tsotra ihany ny ankamaroan'izy ireo satria mbola be ny mahatsiaro fa Malagasy ny razambeany,fa ny tena olana dia eo @fiteny satria tena hafa(sarotra)be nyteny français an'zareo.
Fa eto indray aloha dia toky no omeko anao fa manao plage mandavataona.
Ary ny tena goavana dia afaka manao vacance Madagascar indray mandeha farafahakeliny ao anatin'ny taona satria akaiky dia mba mora ny frais.
Tongava soa e.
:* :*

5. lasa
(
07/03/2010 15:35)
Saika hadinoko,eo @lafiny ara-trano dia tsara trano tokoa Laréunion,sady mora ahitana trano tokoa satria mbola tena vitsy mponina eto,ny @sisiny morotsiraka andrefana ihany no somary be olona,fa ny any @ilany atsinanana dia tena vitsy tokoa,ny atsimo moa misy ny ville St-Pierre ary ny avaratra misy an'i St-Dennis.