misy psychologue milàza fa.......

1. lemenakely ( 23/07/2008 09:10)
Misy psychologue milàza fa hita taratra eny @ endrik'olona iray ny toetsainy ,izany hoe raha tsara tarehy ilay olona dia tsara fanahy sy tsara toetra fa raha ratsy tarehy dia ratsy toetra ;asa marina sy mitobina ve izany?
répondu par lemenakely le 29/08/2008 21:55
2. ainaheri ( 23/07/2008 09:41)
Za tsy dakôro @ zany psy zany,eny ee tsy we ny retra² , ny itako alou tsara taré fa fatin'alika ny toetrany,amiko tsy mijery endrika ny toetra.. :lol:
3. ni81 ( 23/07/2008 10:08)
Misy psychologue milàza fa hita taratra eny @ endrik'olona iray ny toetsainy ,izany hoe raha tsara tarehy ilay olona dia tsara fanahy sy tsara toetra fa raha ratsy tarehy dia ratsy toetra ;asa marina sy mitobina ve izany?
Ohatran'ny tsy dia ekeko koa io. Ny mety ho hita angamba eny @ endrik'olona dia hoe olona masiaka ve izy sa olona malemy fanahy, fa tsy hoe ratsy tarehy dia ratsy fanahy ary raha tsara dia hoe tsara fanahy; nefa io koa aza mamitaka indraindray fa tsy mitombina loatra.
Zà zao ratsy tarehy nefa be ny milaza ahy hoe tsara fanahy :lol:
4. piste ( 23/07/2008 11:15)
Preuve contraire :

Vakio io sujet napetraky i Ari-malala io. mitondra ny lohateny hoe :
Une déesse à Antanimora
Vaovao navoakan'ny Gazety LA VERITE androany.

Ka tsy voatery marina mandrakariva izay théorie izay fa tokony critère hafa no jerena. De toute façon, la bonté est une vertu, donc nécessite un effort de notre part.
5. Zina ( 23/07/2008 12:09)
za zao gidro be nefa tsara fanahy :-D :-D :-D
za ko tsy mino an;io au contraire ary satria ry zareo tsara no tena manondrana satria fantany fa tsara tarehy izy
6. Nanoo ( 23/07/2008 12:18)
Zà klou mahita we @ zao fotoana zao tsy misy oul ratsy taré zany tsony fa f bdb ny X de bôté isakarazany fa anjaran'ny ts11 no mampiasa zay tandrify azy rà tiny. .... Ny Xpression du visage ngamba no tin' lé psy ho lazaina fa tsy ny traits du visage!
7. isalo ( 23/07/2008 12:20)
T@'ny cas-ko zao dia tena marina. Ratsy tarehy ilay sipa niaraka tamiko ary dia tena ratsy toetra koa izy ary ny tena loza ary dia nafeniny tao am-badiky ny fivavahana ny toetra ratsiny ka izay no nambabo ahy kanjo nivoaka ny nafenina satria tratrako nampirafy ahy ary dia ny valiny nongotako izay nialany volako fa aleo izay bandy miaraka aminy no am-pitafy azy.
Marina io satria zah tratra.
8. ainaheri ( 23/07/2008 15:32)
isalo> na misy kosa ny hadisoany tsy mety zany manendaka zany klé,zaraina angamba ny meti² hihihi
9. pissoa ( 23/07/2008 15:59)
Hitako aho no ratsy toetra :-D :-D :-D :-D :-D
10. MimiSimply ( 23/07/2008 17:45)
Misy cas anaki2: 1)ny oul tsarataré mora fiainana no ny ratsy, satria na ny fifandraisana @oul andavanandro aza hafa mints. Refa sipa tsara enao na bandy tsara, otriny faly zany ny olonkafa miresaka aminao, otriny amen'izareo raison faona enao... Ny oul tsarataré mora tin'ny hafa. Donc zareo manana zavatra hifalihana betsaka de lasa mahafinaritra ny toetran'izareo, mitsiky lava,etc! Misy ndray oul tsara fa plus zany zareo mahazo consideration avy @hafa, de plus izy mivadika ratsy toetra:mety tsy manaja zao exemple ray, satria ny oul tsarataré otriny reny enfants gâtés reny...mety tia mampijaly sipa, satria fantan'izareo fa tsy hijanona rery mints zareo eo @fiainana. Arakizany koa misy cas 2 mombany oul ratsy: misy lasa tsara toetra avy atrany mba hifandraisana tsara @hafa, satria ny tareha zany efa tsy ao. De reto oul ireto mahay manaja tsara, tsara toetra tsara fanahy. Misy ndray vômay tsy de tin'ny oul -ny ankizy ratsy kely any ampianarana par rapport any ilay mahafatifaty-, de vômay zareo tsy tia oul, mécanisme de défense io.
mazava oazy fa ny toetra ary
ny éducation ameny raiamandreny no miformé caractère de base!


11. xxx ( 23/07/2008 19:47)
isalo:

T@'ny cas-ko zao dia tena marina. Ratsy tarehy ilay sipa niaraka tamiko ary dia tena ratsy toetra koa izy ary ny tena loza ary dia nafeniny tao am-badiky ny fivavahana ny toetra ratsiny ka izay no nambabo ahy kanjo nivoaka ny nafenina satria tratrako nampirafy ahy ary dia ny valiny nongotako izay nialany volako fa aleo izay bandy miaraka aminy no am-pitafy azy.
Marina io satria zah tratra.



:-D :-D :-D :-D ireny milaza ho mpivavaka mpivavaka ireny anie matetika no tena ipetrahan'ny harantsian-toetra fa fanafenana ny toetra fotsiny ilay hoe vavaka e! :-D :-D :-D
12. pissoa ( 23/07/2008 20:18)
xxx : avoahany ny source na statistika fa mahaliana izany teninao izany ! :-D :-D :-D :-D :-D
13. Fleurie ( 24/07/2008 07:09)
za zao tsara tarehy :-D nefa de nature milay koa ny toetrako saingy tsy tiako lé tsara toetra marina mafy! leo be za fa te mba ho ratsiratsy loha! :evil: :evil:
14. lemenakely ( 24/07/2008 16:23)
Fleurie:

za zao tsara tarehy :-D nefa de nature milay koa ny toetrako saingy tsy tiako lé tsara toetra marina mafy! leo be za fa te mba ho ratsiratsy loha! :evil: :evil:



hay ve e ohatran iza ary ianao e
15. ainaheri ( 24/07/2008 19:12)
lemenakely> otran'ireny fleur ireny iany angamba :lol: mety ho tournesol ve? :wink: :D
16. fijo ( 24/07/2008 21:09)
8. Mpandefa : pissoa [ Valio ] 23-07-2008 17:59:24
Lohateny : Re : misy psychologue milàza fa.......
Hitako aho no ratsy toetra

efa endry fa mahatsapa tena ka;
17. Fleurie ( 25/07/2008 12:26)
lemenakely> za ve? otran'ny paoma e! :-D

ainaheri> tsy otran'ny tournesol fa tourne pomme :D
18. Bola ( 29/07/2008 02:05)
Fa tsara @ iza sy ratsy @ criteren iza no raisina....Ny tiana hono manko mitombo tarehy ka raha io no somary taritina tsy misy ratsy tarehy izany...Zay mba hevitra mandalo iray fotsiny...

Ary raha tena misoritra eny @ tarehy ny haratsiam panahy dia tokony mora izany no mamantatara ny olona ratsy toetra nefa ny ratsy toetra indrindra no mpamitaka tsy misy ohatra izany satria tsy fantatra eo no eo...ahoana moa hoy ny gasy: tsy misoratra eny @ andrina ny toetran olona...

Ny olona tsara tarehy hitako matetika manana complexe de superiorite dia ny ratsy tarehy ny contraire manana complexe d inferiorite...Raha ohatra ka conscient an ilay hatsarany na haratsiany ilay olona...

Ny morphologie, anisan ny science ampiasain ny psy koa, dia arakaraky ny tarehy hitan dreo, ny repartition ny tarehy (tsy tadidiko fa toa zaraina 4 na 5 ny tarehy) dia arakarak io no hita hoe @ ankapobeny ny olona manana izao carrure izao , zao no toetrany...Ny mora tadidiko foana dia ity: ny olona be andrina (mivelatra be io andrina io: dia olona intelligent...)


19. haritianah ( 30/07/2008 22:08)
zay ve zany ry bola ts ho intelligent mits raha izany ka.
Qamy manana ny tsarany kosany angamba ny tsy 1/1 an.
20. Mandefitra ( 31/07/2008 05:29)
de ahoana le oha-pitenenana malagasy manao hoe:
"arakara-tarehy vao-javatra"?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0521