misy psychologue milàza fa.......

21. Herimiafina ( 01/08/2008 21:47)
lemenakely:

Misy psychologue milàza fa hita taratra eny @ endrik'olona iray ny toetsainy ,izany hoe raha tsara tarehy ilay olona dia tsara fanahy sy tsara toetra fa raha ratsy tarehy dia ratsy toetra ;asa marina sy mitobina ve izany?


Morpho-psychologie angamba izany lazain'i Lemenakely izany.
(Morpho=endrika ivelany).
Saingy tsy voatery kosa hoe rehefa tsara tarehy dia tsara fanahy na hoe ratsy tarehy dia ratsy fanahy, fa misy zavatra marobe jeren'ny psychologue toy ny ketrona eny amin'ny tarehy, ny halalin'ny maso sns vao afaka milaza izy fa manana ity toetra ity na ity ny olona iray.

Mbola misy koa ny anthropolojia judiciaire sy ny psycholojia judiciaire izay mijery ny paozy sy ny fomba fandeha ary fantany sy azony antsaina daholo ny karzana aretina mahazo ilay olona na ny mety ho toetrany. Hahafahany mijery ireny jiolahy ireny io.
:^)
22. cutie ( 01/08/2008 23:23)
15. Mpandefa : fijo [ Valio ] 24-07-2008 23:09:43
Lohateny : Re : misy psychologue milàza fa.......
8. Mpandefa : pissoa [ Valio ] 23-07-2008 17:59:24
Lohateny : Re : misy psychologue milàza fa.......
Hitako aho no ratsy toetra

efa endry fa mahatsapa tena ka;
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
23. cutie ( 01/08/2008 23:24)
Mpandefa : Zina [ Valio ] 23-07-2008 14:09:45
Lohateny : Re : misy psychologue milàza fa.......
za zao gidro be nefa tsara fanahy
za ko tsy mino an;io au contraire ary satria ry zareo tsara no tena manondrana satria fantany fa tsara tarehy izy

ny gidro aza mahafatifaty koa lol
24. Bita ( 02/08/2008 13:51)
Tsy voavakiko daholo fa misy Ohabolana malagsy milaza hoe: ARAKARA-TAREHY VOANJAVATRA.

Misyn ny marina nefa misy tsy marina.......... Ohatra iry aloha no omeko dia azonareo tohizana: Mpamboly voanjo ny Daddabenay ary rehefa vokatra ny voanjo dia samy mahazo manao daniny kibonay izahay zafikely ka nny zavatra voamariko rehefa mamaofy voanjo dia izay lehibe sy tsara indrindra no nalaiko aloha ary indraindray aho dia voanjo tsara tarehy ivelany (ny fonosany) kanefa lò ny ao anatiny, misy voankazo koa torak'izany ohatra ny manga matetitka......
Ny tiako ho lazaina hoe aza mijery ny miseho ivelany saingy atao ahoana moa ny hahalana ny ao anatin'ny olona iray raha tsy ny ivelany aloha ka manahirana be ilay izy....
25. rinakely1 ( 05/08/2008 19:53)
Misy olona tsara tarehy no sady misy fanahy, misy ny tsara tarehy no ratsy fanahy dia vice verca, donc miankina ny toetsainy ny tsirairay
26. harry5 ( 13/08/2008 13:16)
ka le ratsy tareh koa angeh hoé raha ratsi fanah c logique on apelle ça auto deffense , ary efa fantany hoe tsi dia misi olona tia azy fa ohatran ni miala ala le olona dia amin dia ratsi toetra avokoa ni olona rehetra ka nafangarony ny omby sy sovaly dia voamaika loza satry mitsara avoko ny olona hoe ratsy ny tareh de ratsy ny toetra tsi fidini anefa le izy ;misi stagiere ato amiko oh akaiky ratsi tareh izy fa tsara toetra be fa ny olona malgré zany de otrany maneso azy amin zavatra ataony c cruelle otran ni hoe raciste nefa tsi zay fa le izy ratsi tareh mitsy ny tena tsi azoazon olona azy ka mijere ihany ianao fitaratra de manaova metimeti fa ni fomba fiakanjona koa manova endrika lol
27. legory ( 13/08/2008 17:47)
Fa tarehan'inona aloha izany resahanareo izany e????
Ny sipa mantsy rehefa miresaka de hoe; tena tsara tarehy be ankia a, nefa le bandy amin'io tsy bogôsy dia ilay tarehy aiza izany no tsara ?
28. lemenakely ( 29/08/2008 21:55)
ainaheri:

lemenakely> otran'ireny fleur ireny iany angamba :lol: mety ho tournesol ve? :wink: :D



non paoma hono e APPLE IPHONE angamba hi hi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0613