Ireo mihevitra hanimba ny fiandrianampirenena : atsaharo!!
1. badboy
(
22/07/2008 10:48)
Na inona na inona firehekevitra, dia iraisan'ny tsirairay ny milaza fa ilaina ny fiandrianampirenena!! Noho izany, raha toa ka tena marina ny momba ilay fampidirana antsokosoko fitaovampiadiana mba hanakorotanana ilay fiandrianana, dia tsy azo ekena!!
Noho izany, tokony hiray hina ny malagasy rehetra mba hanohana ny fiandrianampirenena ary tsy hamela n'iza n'iza, na malagasy na vahiny, hanakorotana ny firenena @ fandatsahandrà sy @ alalan'ny fitaovampiadiana!!
Aok'izay!! Ampy izay efa nataon'ireo mpitondra nanome baiko ny famonoana ny mpitokona izay vahoaka malagasy iray rà sy iray tanindrazana aminy!! ^^ ^^ ^^ ^^

novalian'i tsimati ny 28/07/2008 15:20
2. Annie2006
(
22/07/2008 11:01)
Aza mora ambakaina. Vao herinandro izay nisy ny fivoriana niaraka t@ Conseil supérieur de la défense nationale. Niarahana t@ consultant français. Tsy nisy resaka basy antsokosoko izany. Izao tratrin'ny resaka Lelidec, dia io mivaoka indray ilay resaka fampandrina gisa.
Faindrianampirenena no tadiavina ka ny fitondràna tsy atao tsàra? Iza no nampiditra an'ireto vahiny maro be ireto ao madagasikara? Iza no mahafehy izay ahondrana sy ampidirin'ireo ao fort dauphin @ ilay port vaovao? Mba fantatry ny mpitondra ve firy ny entana alefan'ireo vahiny ireo any ivelany any?
Raha misy izao "basy" hita izao, nahoana no sary fa tsy ilay basy no naseho mba nahitana tsara hoe karazana basy ahoana (kalach, famas, m-16 sa inona no tao). Tsy izany fa sary (photographie) no aseho vahoaka.
Mba aza mora ambakaina tahak'izao fa tena naif loatra e.

3. kidoropamba
(
22/07/2008 11:51)
Izaho manokana aloha raha nahita ny filoha hajaina t@ Televiziona omaly raha nilaza ny momba ny bizna basy hita tany manakara dia otrin'ny bandy tsy nahita "fanondrAnana antsokosoko izany" ny fahitako azy.
Enao mantsy raha mpitondra fanjakAna ka mahita fanondrAnana antsokosoko basy ka mitady hanongana anao dia mba misy fihetsika matotra izay no tokony ataonao. Ary tsy lazainao imasom-bahoaka ny zava misy mba hanomananao tsara ny fanamborana ireo mpanao antsokosoko.
Raha ny fihetsiky filoha hajaina omaly izay no jerena dia toa "bandy vao nahazo kilalao avy t@ dadabe noely lery" satria toa manao fihetsika "trinitA" na "sAbAtA" na koa "sArtAna" na ireny kaofyboay any @ western iny e. Tsy misy mihitsy nahalalanao fa kay misy manondrana basy any ka mitady hamingana azy. Tsy misy!
Tonga dia nihoraka aho fa tena mazana ity filoha ity satria mety ahazoana mihindrambola ity resaka ity. ka ahafahana mampitobaka dolara maromaro ao Iavoloha.
Ny MAP rahateo toa dia efa tsy nahazoana vola intsony ka tsara raha ny fandriahanampirenena no asesika aloha @ izay maromaro ny dolara ho tonga.
Na izany aza, dia tsy manaraka ny baikompitolomana isika: Mailo! Mailo fa manananika ny foza.
Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God bless Ravalomanana ^:^

4. tsimati
(
22/07/2008 13:06)
izao le hoe mpanohana TIM kidoropamba an: "Tonga dia nihoraka aho fa tena mazana ity filoha ity satria mety ahazoana mihindrambola ity resaka ity. ka ahafahana mampitobaka dolara maromaro ao Iavoloha. "
Resaka mandanderoka raha izao no resak'olona miasa hanjera fanjakana. Vola very ny an'ny mpanakarama satria olona foka no mihinana ny saosiny. :-D :-D :-D

5. kidoropamba
(
22/07/2008 14:41)
Iza no tsy manohana vola miditra izany? indrindra fa dolara amina miliara? Ary @ izay koa dia bizna ihany fa tsy misy loza atahorana ange io e.
Izaho aloha manohana tanteraka. Ary manohana ny vola miditra sy ilay mampidi-bola, ka ny filoha hajaina Ravalomanana io.
Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God bless Ravalomanana^:^

7. kidoropamba
(
22/07/2008 15:37)
Enao nga mihevitra fa rivotr'ikotofetsy sy mahaka ny kabarin'ny filoha hatr'izay? tssss! enao ity hoa ndana mandeha an'i amindry rajems sy ranjivason fa any misy ilay matsilo.
Ny anay dia Ravalomanana Ihany! hatrany!
Tafita Isika Malagasy
God bless Ravalomanana ^:^
Ny anay dia Ravalomanana Ihany! hatrany!
Tafita Isika Malagasy
God bless Ravalomanana ^:^
8. tsimati
(
23/07/2008 01:11)
Na hitanisana karazana anarana gasy sy vahiny eto ianao dia ianao kidoropamba no hiresahana fa tsy ilay tononinao. Tsy zakan'ny lohanao ny mahita karazambaovao ka mipoaka ny lohanao ary fatorana lamba tsy hiparitaka.
9. kidoropamba
(
23/07/2008 08:36)
Fihandrianampirenena indray no mba hitan'i badboy @ ilay resaka. tsssss!
Efa alefa any Ivelany ny zaza gasy mba handrato fianarana fa ehehe, tsy ao e. Manaraka ambokony foana @ izay zavatra lazaina fa tsy misy analizy mihitsy.
Izany ve ny elita lazain'i tsimati? tsssss! Mampalahelo e. Vola very, fotoana lany, kanefa mbola fisainana manaraka ambokony no vokatra azo. Mety nifoana tany kaomOro ity namana badboy ity fa tsy poSibla hoe izany no mba analizin'olona manana CEPE izany.
Akory atao: Io no zanaka antrano ka dia aleo akipy ny maso.
Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^

10. badboy
(
23/07/2008 10:40)
kidoropamba >> Jereo @ gazety androany hoe inona no antony nolazain'ingahy Joyandet hatongavany any dago!!
http://www.lexpressmada.com/index.php?p=display&id=19254
Ny fandalinana misy dia misy, saingy tsy hitan'i kidoropamba!! Vereno vakiana tsara ilay nolazaiko aloha f'aza manao tahak'ilay banga nitelina vonajobory ka any amb.dy vao milalao kanety!!! :-D :-D :-D

11. badboy
(
23/07/2008 10:55)
Ary ilay fiofanana efa nanotany fomba fisoratana anarana tany texas a f'ozy hoe raha vao avy comore de tsy tafa fa mila miofana kely ao dago aloha! De nanotany an'i dago ndray za de raha vao niofana comore de tsy tafa raha tsy mandalo paris!! De nanotany tao paris a de ozy reo hoe raha tsy niofana tany texas de tsy raisinay!!!8-) 8-) 8-) 8-)
De eto a ve zany no raisina!!!8O 8O 8O 8O

12. kidoropamba
(
23/07/2008 10:56)
badboy:
kidoropamba >> Jereo @ gazety androany hoe inona no antony nolazain'ingahy Joyandet hatongavany any dago!!
http://www.lexpressmada.com/index.php?p=display&id=19254
Ny fandalinana misy dia misy, saingy tsy hitan'i kidoropamba!! Vereno vakiana tsara ilay nolazaiko aloha f'aza manao tahak'ilay banga nitelina vonajobory ka any amb.dy vao milalao kanety!!! :-D :-D :-D
Siora aloha fa tena mpilalao kanety nareo e. Ary tsy hoe ka misy kirizy ny nifinay ka lazaina fa hoe banga.
novidiko io gazety io androany ary novakiko tsara. Hitako tao fa lasa any Maorisy (any no ilAko seza) ingahy Lelidec, fa ity joyandet ity kosa dia andeha hanampy an'i Madagasikara @ fandrosoana. Tsy misy resaka fandrianampirenena izay tadivinareo ho simbana ao.
Miverina @ lafirantsa indray ny pokona satria mila ny volan'i firAnkofonia sy ny fanamboarana ny lapantsika.
Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana^:^
13. rahiratra
(
23/07/2008 14:04)
izany hoe Paris no avo indrindra ve ry badboy ? Ny mampalahelo dia avobe nefa tsy mahatoraka ny manandoa avy tany. Sa ny gasy no hafahafa ?
15. barakobama
(
23/07/2008 19:26)
zô sy lôm nirozy teny am sisindranomasira midadasika, zô naeno maimbo de lôm nanapaka ny lalandrivotro no sady nivazavaza oe "zô ela nagetotra" de zô nibradak oe "lôm la membo vava". niifikifik lôm fa zô ono manimba ny tontolo iainana, itany tampoka le balom maintso b. lôm nitsôk zô nanantona de le balôm no fosatr'ilay fofopitombenana mampigobs. iz kô ar nô mbô manipy balôm tsy azo lôlôvin akory :?:
16. badboy
(
23/07/2008 21:13)
barakobama >> Mbola tsy hay hoe inona no ao anatin'ilay balôm fa toa hoe balôm fampiasaina @ fanantsonana sambo ilay izy, fa mety ho zvtr hafa koa no ao anatiny!! Ny mpanao fanadihadiana no hilaza amintsika ny tena ao anatiny (raha toa ka tena ireo fitaovampiadiana tokoa??? ary nalefa ho an'iza ilay izy??)!!! ;-) ;-) ;-) ;-) ;-)
17. tsimati
(
24/07/2008 01:20)
Zavatra tsyfantatra koa inona no nanokafana ilay loha-hevitra ry badboy ? Ny tsy fantatra ve no "atsaharo"? :-D :-D :-D
18. badboy
(
24/07/2008 03:51)
tsimati >> Mila akako "abonnement" any @ express de madagascar na tribune mihintsy enao ty fa tena taraiky be @ le vao²!! ;-) ;-) ;-)
Tsy omena tsiny raha mitatatata tsy misy lohany sy vodiny ndray² satria tsy maharaka!! Ao fa amplalaiko ny tian'ny filoha obama lazaina :
Du gaz dans le ballon flottant
L’objet mystérieux est inoffensif.
Le directeur régional de l'environnement de Vatovavy-Fitovinany, Ambroisine Raveloarisoa, a rassuré les habitants de manakara sur la nature inoffensive du gaz contenu dans le ballon qui a échoué à manakara be.
La réunion de l'organe mixte de conception de la région, à laquelle le président du Sénat, Yvan Randriasandratriniony, a participé, a conclu à une opération de transbordement entre deux navires qui aurait mal tourné. «La défense pneumatique a dû se détacher lors du transfert», explique un communiqué du Sénat.
Le même communiqué rapporte que les matériels transférés peuvent être, soit des armes, soit de la drogue, soit des ressources naturelles exportées illégalement.
Date : 23-07-2008

19. tsimati
(
24/07/2008 08:47)
Sao marary ovana fa tsimati ngah no naokatra ny loha-hevitra fa tsy ianao no nanoratra io ambony io sa averiko indray na 2 cm ihany aza (Ireo mihevitra hanimba ny fiandrianampirenena : atsaharo). ka inona no atsahatra ny tsy misy sa ny inona ?
20. badboy
(
24/07/2008 11:04)
Lety e, iza ary no mba nampianatra an'i tsimati ty fa raha izao vokatra hita izao dia vola sy andro very fotsiny fa tsy nanao ny asany mihintsy ireo mpampianatra!!
Aza malahelo f'izaho eto hanampy anao hamaduika teny gasy ilay teny frantsay mivandravandra be io :
Le même communiqué rapporte que les matériels transférés peuvent être, soit des armes, soit de la drogue, soit des ressources naturelles exportées illégalement. : ilay fampilazana nataon'ny senat dia manambara koa fa ireo entana nafindra dia mety ho fitaovampiadiana na rongony na koa harena anaty ranomasina mba haondrana antsokosoko!
Inona @ io no tsy ampifandray @ ilay lohateny??
tsimati artsita
:-D :-D :-D :-D :-D