ny kitainao nga nofohako..sa enao no tsy mahazaka ny kitay efa nofohanao.. :@ ny dikany oe lavitry ny afo ny kitay de otranao tsy mety mahatakatra resaka :-$ :-@
ntsoooo Resaka mampidibola ve dia mila takarina midina any andavaka ? Miala-tsiny fa tsy hikemotra amin'izany zay. Mifoka kitay midonaka :-D :-D :-P :-P :-P
Taiza ary iza no afaka hanisi rojovi ny hafa eto. Sami mampiasa ny mokondohany fa iha no tia hampianatra ny hafa satria Elita gasy. Hahaha :-D :-D :-P :-P :-P