Ireo mihevitra hanimba ny fiandrianampirenena : atsaharo!!

21. tsimati ( 24/07/2008 13:03)
Asakasakao hamadika azy tenin-Gasy aloha fa tsy mahita resaka fiandrianampirenena sy fahafaliana nahazoana fampanantenana avy amin'ny Frantsay mihintsy aho ka hoe "vive la frantsa renimalala".
22. barakobama ( 24/07/2008 14:55)
zô si lô nikarajia de oz lôm oe "mila atô prime monster tsimati"
23. tsimati ( 24/07/2008 15:02)
Aiza aloha fa ngaha voarara ny fametrahana sarin'i zokibe ? Inona no mahasamihafa amin'ny ataondr'izalahy Gasy hoe "Misiterimbinina" mpanao hatsikana Gasy (nalaina t@ Mister Bean) sy ty ps-nao ty ? Gasy ka manja io an ?
24. karavasy ( 24/07/2008 15:12)
Izay mihevitra hanimba fifandraisana @'i france, atsaharo. Izay angamba no tena izy badboy ?
25. badboy ( 24/07/2008 15:22)
karavasy >> Tsia avy hatrany ny valiny, satria tsy frantsa no misy mitady hampiorohoro @ fampidirana fitaovampiadiana (raha tena marina tokoa) fa isika gasy petakorona rehetra!

Ka aokizay ilay fakana fitondrana ankeriny fa fotoana 1 ianao no mety ho be sandry fa ho avy ireo manaraka be fe hamerina ny nataonao teo aloha de eo ianao sy ny tranonao, ary ny azo avy @ sandry verizina @ alalan'ny fe! ;-) ;-) ;-)
26. barakobama ( 24/07/2008 16:13)
zô si lôm miroikevitr oe tinati tsi atô pime monster ra vô tsi mikeikitra, oz lôm oe "timati maai mikeikitr miatr ami tôlana tahaka bildôg no ilain", de zô nikarajia oe "ka ra miala ni tôlanifini d aô" de lôm namali "ti atô plem monstel toni fa atô plem moltel"
27. kidoropamba ( 24/07/2008 16:32)
Efa be be taona ihany ny tena. Maromaro ihany ny teny hay sy nianarana tany antsekoly izay fa ity barakobama ity dia tena Manaitra ahy be mihitsy.
Lazaiko ho teny ZapAONay izy toa tsy izany, raisiko ho teny KANAKY toa tsy izany.

Manontany tena aho hoe: Sao dia tokony esorina amin'izay ity ANTSYBE amin'ny lela ity ry barakobama fa mety io ihany no mahatonga anao lasa miteny IndiZEna io.

Sa kosa ity angamba ilay fiteny tadiavindry CHIRAC tandroina @ fONDasion Chirac mikasika ny fiteny hafahafa?

Ity misy sosokevitra kely (mety ho tsara petahAna ity barakobama ity satria azo hanaovana bizna): Ndao lazaintsika @ Chirac ary fa fiteny andalam-pisitrihana ity fiteninao ity dia amin'izay mety misy vola mety hitombaka hikirakirAna an'azy.
Fa lazao aloha izy ity hoe inona: zaPAOnay? SiRY LaNkay? Exodus sa "Lelavaky"?

Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
28. naughtyboy ( 24/07/2008 16:39)
o less barakobama,loum be le ziko anla fa zohito e :-D :-D :-D

"timati maai mikeikitr miatr ami tôlana tahaka bildôg no ilain", de zô nikarajia oe "ka ra miala ni tôlanifini d aô" de lôm namali
29. xxx ( 24/07/2008 16:51)
Mba naughtyboy ihany no anaran-ity zazalahy ity, kanefa toa nivarilala ny tanàny manoratra izany. Io ilay effet barakobama fa tsy misy hazo-damosina.
30. barakobama ( 24/07/2008 16:55)
nosarangotiko lôm oe "akory atao kidodombaba ti" de lôm namali oe "ti makaiz io f'ef vôkeikiti timati" :!:

nikarajia zô oe"lôm, ra mitsimbadik timati avi nikeikitr kidodombaba d akori atô", de lôm nisarangotra oe " la mivadiki timati d aloso ambani balôm mis fofopitombenan" :!:
31. tsimati ( 24/07/2008 17:04)
Favy io raxxx fa lazainy ho izaho indray no mivadika xxx rahavy eo. Satria heveriny izaho irery no hafa ary tsisy mitovy hevitra amiko. :roll: :roll: :roll:
32. naughtyboy ( 24/07/2008 17:22)
:-D :-D :-D barakobama> loum e :°)

zanety >Efa be be taona ihany ny tena. Maromaro ihany ny teny hay sy nianarana tany antsekoly izay fa ity barakobama ity dia tena Manaitra ahy be mihitsy.
alo ny zen ikaraji fa efa nilozani totsanjo ni to anao menjik isotso rinono nefa az taar fak rinono ka lozan oumb miaak.. :-D :-D
de az manao fateran'aliki ka soara vao misarigegi.. :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
33. barakobama ( 24/07/2008 17:36)
zô nikaraji tam lô oe "akori atôtsik ati alema ti" de lôm nisarangotra oe "alefatik analani timati si kidodombaba atô plim mônstel amze mitataka laolo sô vôkeikiti timati si iatapazani 2sevôn'i kidodombaba" :!:
34. kidoropamba ( 24/07/2008 19:06)
Maranitsaina marina ny zEnErasion Ravalomanana. Tsy misy zavatra tsy atao mba hitadiavam-bola. Ny sasany varotra 7benana, ny sasany indray mamoron-kira amina teny maligasiZasion vaovao. Bizna daholo e. Aleo samy mi-bizna fa io ihany no ViRAY!

Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
35. tsimati ( 25/07/2008 03:25)
Tairo ao fa na ny anrana barakobama aza tsy mitovy aminao izay mipetraka antanin'olona vasalahy. Ny hafa mipetraka sy mirehareha ary manindry amin'ny tany matanjaka na avy amin'ny tany nofa aza fa ianao ahoana ? Ny anaran'olona hindramina, ny mpihira mangalatra hiran'olona, ny mpanao mpampiomehy mangalatra fika sy anaran'olona sns. Elita Gasy mampiomehy daholo ? Ny sasany tantaran'ny jiosy no velarina. Ela velona an'i naughtyboy jiosy
36. naughtyboy ( 25/07/2008 12:45)
:-D :-D ozy zanety> Ela velona an'i naughtyboy jiosy
to natakalony zanety any naughtyboy njay ra8 teto sotra na zany aza
tsy ny momba ny jiosy ihany no ilaina fantatra ry zanety fa betsaka, zay no mahakely fisainana anao ,tsy ny lavatranonao sy tokotany ihany no atao oe zao tontolo zao fa ao ko reo firenena hafa mameno ny tany mila fantarina ny momba azy , inn ary no tantara mbo fantatrao atomboy eto momba any M/kara atomboy atr@ voalohany ho enoina ka atr@ zao :°) oh. inn no antony anindrahindranao anty ra8 ty lava oe God bless ra8 amarino ny fivoarana vitany @ sehatra maro mikasika ny fiainambahoaka,sy ny fampanantenana tsy tanterany ..ra mahay mamaly fay miala bala =)) :-$
37. tsimati ( 25/07/2008 17:35)
iza no lazainao ? hatramin'izao ve dia mbola lazainao fa tsimati ihany no kidoropamba ? Mba inona loatra ny fianarana nianaranao ka hampitovianao an'i tsimati sy kidoropamba ? Mahaiza mijery sy mandinika fa aza variana amin'ny resaka jiosy nefa zavatra mazavabe zao fa kidoropamba tsy mpanohana an-dravalo koa mbola asesika ihany. minandranandrana ve ry jiosy naughty a ? :-D :-D
38. naughtyboy ( 26/07/2008 13:27)
..refa kary de vandana fa tsisy azavaina zany :°) :-D
39. tsimati ( 27/07/2008 06:23)
Ampitovio koa ny alika sy kisoa ary ny saka sy vorombailala satria mahaibe ry jiosy naughtyboy. hahaha :-D :-D :-D :-D
40. naughtyboy ( 27/07/2008 12:18)
:-D :-D mitovy reo fa tsy sahala sa tsy hainao ny manavaka azy ,zao zany ra ny fitovizany no jerena de samy biby mananaina ny fahasamihafany de hafa fiaviny sy karazany :-D :-D lavitry ny afo ny kitay..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0404