Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
tsimati
(
18/07/2008 00:50)
Mpianatra avy Texas:Aza miady vintana @ Akoho ry Nanas
Izaho manoratra dia efa nivoaka sy nianatra ivelan'i Madagasikara.
1-Tsy nisy nanofana ahyhoe sahala izao no ataonao rehefa tonga any. Ireo ankizy ireo tsaroako tsara fa nampianarina ny fombafomba r...
tohiny
novalian'i tsimati ny 18/07/2008 23:59
08051972
(
17/07/2008 21:11)
mangataka tononkira
manaôna daholo e! Mba mitady ny tononkiran'i Salala lay hoe "salakao raho endry e!" iny aho raha mba misy manana ,de misôtra mialoha...
tohiny
novalian'i ni81 ny 18/07/2008 06:49
fijo
(
17/07/2008 20:41)
raha misy
mino aho ry zareo,fa raha misy amin'izao fotoana izao,lehilahy iray manao sy manatanteraka izay fiainan'i jesoa rehetra,dia ianareo mpino ihany no hanenjika azy voalohany....
tohiny
novalian'i fijo ny 01/08/2008 21:53
badboy
(
17/07/2008 20:20)
Mpianatra avy any Texas : Sao miangatra be loatra
Mpianatra avy any Texas
Sao miangatra be loatra
mardi 15 juillet 2008, par Njaka
Taitra ireo mpianatra amin’ny fampianarana ambaratonga ambony raha nahita ny fomba nandraisan’ny filoha, Mar...
tohiny
novalian'i karavasy ny 18/07/2008 23:43
kidoropamba
(
17/07/2008 18:20)
Akory atao: Marary andoha ny filoha hajaina!
[b]Vaky loha ny filoha hajaina antsika @ izao[/b]: Tsy nampoiziny izany mantsy ilay kabarin'ny Lelidec iny.
[i][b]Vaky loha satria TSY MANANA POROFO hanazavAna fa tena hamingana ity lelidec ity.[/b]...
tohiny
novalian'i tsimati ny 19/07/2008 00:05
ari.malala
(
17/07/2008 13:03)
Inona kay ny dikan'ity azafady?
Ny internet explorer ko dia matetika mi plante d nefa tsy misy antony mazava hoe rehefa am fotoana in fa refa miplante izy d mamoaka erreur toy izao
DDHELP a causé une défaillance de protection g...
tohiny
novalian'i daryprod ny 19/11/2008 09:09
rastafarai
(
17/07/2008 11:23)
Isika Malagasy
Somary mba mahagaga ihany fa isika Malagasy d tia manamarina zavatra tsy mari-pototra ary manamafy mihitsy aza indraindray
Izay no mahatonga ny tsaho :!:
Nolovaintsika avy aiza aza io toetra ratsy...
tohiny
novalian'i zoukimi ny 09/09/2008 20:00
ni81
(
17/07/2008 10:36)
Hiran'ny tarika Mahefa
Mba mangataka ny clip raha misy manana ity hira ity azafady. Misaotra mialoha.
Mamiko ny hira ka dia hokaloiko
Sata ambony iray tena tsy foiko
mamiko ny hira fa tsy vazivazy
maka mamy koa ireo t...
tohiny
novalian'i ni81 ny 17/07/2008 11:46
diamondra27
(
17/07/2008 10:21)
matoatoa
tohin'ny dinika ni81
ka raha tsy tafiditra any amin'ny fasan-drazana ny razana dia sao dia izay le mahatonga ireny matoatoa ireny e?
mino zany ve nareo
tena misy ve le matoatoa sa ahoana e
iz...
tohiny
novalian'i ravatorano ny 21/07/2008 12:34
nyeja
(
17/07/2008 09:29)
Vavak'ilay Mpangalabadinolona
Andriamanitra ô ,
Fantatry ny saiko,
kanefa dia antenaiko
Satria ny foko dia hitolona
Amin’ ilay olon-tiako ...izay efa vadin’olona .
Fantatry ny saiko
Ary efa diso haiko
‘re...
tohiny
novalian'i xxx ny 23/07/2008 18:24
saranga
(
17/07/2008 08:24)
Manja e
Manja ny presentation serasera mivolom-boasary izao. Tena tsara sady félicitation. Aiza re amin'izao rabaradaka raha mahita izao fiovan-doko izao e ! Vive l'orange...
tohiny
novalian'i ainaheri ny 20/07/2008 16:23
saranga
(
17/07/2008 08:20)
Misy atahoran-dRavalo ve ?
Zaho zalahy efa ho 30 ans no naha-fonctionnaire ahy fa mbola tsy nisy karaha ity : misy ministère efa tamin'ny fin avril no voatendry ny ministre nefa mbola tsy misy staff : tsy misy SG, tsy misy DG,...
tohiny
novalian'i tsimati ny 18/07/2008 01:15
lohabe
(
17/07/2008 04:47)
phpMyAdmin
Aza ihomehezana fa mbola tsy mahay an. :P
Aiza kay no mampiditra mot de passe rehefa manao installation phpMyAdmin. Mahazo ity erreur ity foana aho:
#1045 - Access denied for user 'root'@'loca...
tohiny
novalian'i lohabe ny 17/07/2008 20:59
LazaDaddy
(
17/07/2008 04:40)
Evolution hoe e????
http://bp1.blogger.com/_ByLhzgjNTTo/RtgnP9c0ddI/AAAAAAAAAHk/BWWjmNBl8NE/s1600-h/Photo_082207_001.jpg...
tohiny
novalian'i Bita ny 21/07/2008 17:57
LazaDaddy
(
16/07/2008 23:29)
Tenin'i Jesosy pasopasohan'ny fiangonana #1
Ny ankamaroan'ny fiangonana dia tsy mampivoitra loatra na ny maha entitra an'i Jesosy. Matetika aza moa dia "voapasopasoka" tsara mihitsy ireny teny ireny ka manova ny fampianaran'i Jesosy.
[u]Ohat...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/07/2008 21:03
ratakktikk
(
16/07/2008 19:30)
tsy hevitro ity fa zava-nisy, ary tena marina...vakio
tsy hevitro velively ity fa hevitra nivoaka tamin'ny [b]taona 2007[/b]. mba entina hampisain-tsaina antsika rehetra.
Amiko dia marina ny voalazan'ity ranamana ity:([i]somary lavalava kely ihany[/i])...
tohiny
novalian'i tsimati ny 18/07/2008 01:18
badboy
(
16/07/2008 16:53)
Daka ny ambasadoro
Voadaka ingahy Le Lidec! Ny antony dia satria tsy atokisana ranamana fa izay toerana nisy azy ka nahazoany sezan'ny ambasadoro dia nikorotana avokoa! Mampieritreritra ihany aloha hoe fa rangahy io ve ...
tohiny
novalian'i ranitse ny 21/07/2008 14:19
ratsibeee
(
16/07/2008 09:13)
Mamba anao
Salama jiaby,
Izaho mba mila ny tonokiran'i Shyn rehetra izay misy ho an'izay manana
Misaotra mialoha
ity ny adiresy amilaka-ko
ratsibeee@yahoo.fr
...
tohiny
kidoropamba
(
16/07/2008 08:46)
Tratra ilay tetik'irataktika: Mampalahelo!
[b]Ontsa ny foko![/b] [i][b]malahelo ka dia malahelo aho satria tratra ilay tetidratsin'ingahy Ratakitika[/b][/i].
[u]Izay tia tanindrAzana mantsy hoy izy[/u] dia tokony [b]manao varoboba an'i Madag...
tohiny
novalian'i tsimati ny 17/07/2008 02:53
endrika01
(
16/07/2008 07:44)
AVERENO NY ANAY,IO NY ANAREO(ISRAEL-LIBAN)
Mifamerina Otage ny roa tonta.Indrisy anefa fa ny andaniny mandray nofo mangatsiaka,ny ankilany mbola velona aina.Mba lasa iany ny saiko e,angamba mety tsy ireo soldat Israeliane reo anaty vata-paty i...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 28/08/2008 19:21
