Tratra ilay tetik'irataktika: Mampalahelo!
1. kidoropamba
(
16/07/2008 08:46)
Ontsa ny foko! malahelo ka dia malahelo aho satria tratra ilay tetidratsin'ingahy Ratakitika.
Izay tia tanindrAzana mantsy hoy izy dia tokony manao varoboba an'i Madagasikara @ vahiny fa kosa tsy maintsy mandefa ny zanany any @ maligasizasion petatoko fa miala ireto teny firantsay ireto.
Raha nohalaliniko tsara ilay izy dia tonga @ izay analizy izao aho:
1. Mitady handrOba fanan'ny firantsay ingahy Ratakitika satria tsy misy kilE intsony ahatafavaoka azy ara toekarena satria tsentsin'ny TIKo ny bizna rehetra ary mamely mafy ny infilasion.
2. Mitady handefa ny ankizin'olona any @ maligasizasion petatoko ratakitika @ izay ho azy ny boursa mandeha any Abilena satria raha fahaizana dia tsy misy irika mihitsy ity ranAmana ity handeha lavitra @ fianarana.
Nefa ny olona dia efa mahafantatra tsara an'ity maligasizasion petatoko ity satria misy porofo mazava:
porofo 1: Na ireo zanak'i ministra aza dia tsy misy mianatra any @ SFF antampoketsa izany na any @ SAFF (sekoly ambaratonga faharoa fototra).
porofo 2: Na ry zareo ACCEM, ry ratrema wiliama, na ry zareo ao @ TVplus, indrindra fa ry zareo any @ Unesco dia tsy nisy nandrato fianarana tà teny maligasy izany ka nahazoan'izy ireo ireny dipilaoma mampidedadeda azy sy ireny fanAnana mampieboebo azy ireo. Ny zanakin'ny pokona no tadiaviny hatao "fanadrAmana"....
porofo 3: Ilaina io maligasizasion an'i ratakitika io raha atomboky ratrema wiliama ny manova ny anaran'ny ACCEM ho teny gasy, ary esoriny daholo ny fianArana teny hafa ao, na inforimatika io, na angilisy io na farantsay, dia tokony ataony teny gasy vary raraka fa raha tsy izany tsy mitombina ny tetiky ratakitika mianakavy.
porofo 4: Aleo avadika teny gasy dolidoly ny Unesco aty madagasikara ary mody any antanindrAzana ireo mialokaloka ao @ solontenan'y madagasikara @ Unesco ao Parisy, ka samy manao benevaoly mampianatra teny malagasy ny zanambahoaka.
porofo 5: Ity no tena giravy: Misy filiera malagasy ao ankatso ao. Fa ireo izay lany sesion tany @ zestion, ekonomia, medisina, droit sy ny sisa no manatevindahArana ao. Tsy misy ankizy afaka baka ka mihazakazaka handeha handrato fianarana ao @ ity filiera malagasy ity. Fa ireo izay tsy voaray any @ filiera hafa dia mitontona ato @ malagasy. (fa taiza ry ratakitika tamin'izany?)
porofo 6: Tsy misy orin'Asa handeha hanome asa-na tompon'andraikitra ka raha CV avy @ SFF/SAFF ary malagasy no entinao. Andramo moa ratakitika manao CV ka sorito tsara ao fa "fitiavantanindrAzana" no tena manosika anao mitady an'ilay asa ary nahatonga anao nilofo nikirakira sy nianatra ny teny malagasy ary tsy te hiteny vahiny intsony. Raha mandeha mitady asa @ MAGRO ianao, dia ny "doktorA anao @ malagasy" dia any @ MPANISA dibera sy firomazy tsy lafo ny asanao. Any, manatevindahArana ireo mpangady lavapiringa, any no heverindry zalahy sahaza anao satria resaka moderna no ampiasaina ao fa tsy "miiba sy miabo", na "tsofoka, tovana, tovona ary matoanteny".
Tadidio fa efa "hello! " sy "salut" no fiarahabana izay fa tsy @ teny gasy intsony.
Fehiny (iE, lava be ilay resaka): Hanadoto ankizy, handroba ny fananan'ny vazA firantsay ary ny hanao varoboba ny firenena @ sinoa, karana, norveziana, kanadiana...No tena tanjon'ingahy Ratakitika. Izany hoe: hanolo-bato mafAna an'i filoha hajaina Ravalomanana. Tsy azoko ekena izany.
Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
Tohanoko ny filoha hajaina Ravalomanana^:^

novalian'i tsimati ny 17/07/2008 02:53
2. nikah
(
16/07/2008 10:53)
Zava nisy tao @ faritra avaratr'i Madagasikara,nisy vazaha lahy,nampitady tovovavy maity avo ary mahiahia,mba ho namany mandritra ny sejours--ny any.Misy manko any ilay mpanera tovovavy tony.Dia nitady ary ilay mpanera ka nahita zay notadiaviny ra vazaha.Ra vevavy @ io tsy mahay afa tsy ny oui,Non,manger ary dormir.Dia natao ny asa nilandravazaha azy,nony vita ,ra vazaha tsy nanana vola ARIARY handoavana ny karama afa tsy IRAY ALINA ARIARY,fa kosa nanome 100 euros ilay tovovavy,nihivingivina tsy nety nandray ilay 100euros le vevavy ,ka naleony nandray ilay IRAY ALINA ARIARY,satria vola tsy hainy ilay euro koh!
Refa avy teo dia niteny t@ lay mpanera ilay vazaha hoe" ampianaro ny zanakareo gasy fa mampalahelo!Nomeko 100 euros izy tsy nety nandray fa naleony nandray ilay iray alina ariary.
Ka @ zao raha mbola hasiana ty malgasizasiona ty koa tsy vo maika ve hiha gravy ny tsy fahaizan'ny zana bahoaka!!!! :-D :-D :-D

3. tsanga
(
16/07/2008 11:00)
tena tratran io malgasizasiona mihintsy ny tenako satria mbola nanao ny T3
fa ny ankizy mahavita fianarana teny ankatso tamin ny andronay de 90% de ireo olona nadalo ny SFF SAFF ary ny lycee mpampianatra teny no namoaka io antontanisa io .
Na izao aza ianao no mitady aasa de mbola ny olona nivoaka avy eny ankatso no safidin ny societe.
tsy horatsy mihintsy io malganizasiona io fa tsy hahay miiba sy miabo akory ny zaza malagasy

4. kidoropamba
(
16/07/2008 11:32)
tsanga:

Ny fantako indray dia ilay zafiko lahy: nesorina tao @ ndry sekoly masera satria tonga ny SFF sy ny SAFF. Nihevitra mihitsy izahay fa tena ho lasa ity e. Azo ny bepc, ny baka. Tonga teny ankatso dia kay teny firantsay dolidoly ny fianArana. Hany ka nivadibadika teny: niditra akonomia aloha. Roa taona tao dia lany sesion satria tao vao nahay an'izany "racine carré" izany, "dérivé" izany, "fonction", "domaine de définition" izany sy ny sisa. Ry zareo zanakin'ny mpitondra sy ireo mahay milomano hatramin'izay dia mibitika ery mitondra boky avy any andafy, (ny anay dia jao sy mboty efa rovidrovitra ihany ny teny antAnana). Niditra zestion indray, roa taona indray lany sesion. Lasa tany @ malagasy. Tao dia tena miakatra foana. Ka nahazo dipilaoma.
Handeha hitady asa @ izay: direkitera no notadiavina satria metirizy ny dipilaoma. Hihomehezan'ny olona. Farany dia lasa nangady safira any Ilakaka na koa manao bizna @ entana halatra.
Ny an'ireo ministra kosa, na ry zareo efa nobeazina tamina sekoly pirivE, colezy dE firansy, ny sasany lasa any Ivelany ka nitondra dipilaoma be dia be, ny sasany nanatevina fahaizana tao @ CCA, ny sasany raha tonga tao ankatso dia nisosa e, tsy misy midOUbla izany fa tonga dE lasa, 2è, 3è, 4è, maitirizy, DEA, ka lasa any ivelany mandranto doktora. Ny sasany moa tany Abilene, Texas (tanin'ny rangers chuck Norris io an)
Ny mahatsikaiky dia mbola ry zareo avy any ivelany, malama lela @ teny angilisy sy teny firantsay, ireo izay faly sy mibitika ery mitsara ny faoty dE giramera-n'ny sasany @ teny firantsay no mieboebo ho lohandohany @ ity maligasizasion ity SATRIA tsy ny zanany, na izy no hanao azy fa ny zana-bahoaka. Jerevo ry wilima ratrema, ry ministra. Ry zareo Ivohasina izany ange ka dia teny angilisy mipaopaoka isan'andro e. Ny an'i zanambahoaka any dia teny gasy petatoko, fa ny an'i elita (aiza ary ra tsimati) ny teny vahiny mba hizestiavana sy ahafahana manao varoboba ny firenena @ vahiny (mila resaka @ vahiny ange vao afaka mivarotra tanindrAzana aminy e).
Ka averiko farany: Raha te hanao maligasizasion petatoko, tsy olana fa ny zanakareo aloha no asaivo manao insikiripision ka raha tafavaoka velona avy ao dia manaraka koa izahay. Izahay mantsy efa fay! fay! ka tena fay!
Ary tena marina fa tsy ny filoha hajaina Ravalomanana mihitsy no nanapakevitra ny amin'io fa ireo ministra sy ireo gasy d'andafy izay tsy mila ny handrosoan'ny malagasy zana-bahoaka io.
Tsy ny fahasahiranan'ny ratakitika no hamonoanay ny zanakay sy ny zafinay.
Ravalomanana Ihany! Ravalomanana Hatrany!^:^
5. tsimati
(
16/07/2008 14:07)
Fa nasian'ny vazaha Frantsay avy taiza ianao no nampaniry ny volombavanao sy nahampy saina anao ? Tsy ny zavamisy erantany ve no jerena fa ny resaka Madagasikara fotsiny. Lavabe isaky ny manoratra ka mahamonamonaina. Dia mihevitra ve ra-kidoropamba fa misy mamaky hatramin'ny farany rehefa lavabe sahalan'ireo ny resaka. Ny fanabeazana olompirenena hafa ary ho an'ny firenena iray manontolo. Mazava ho azy fa ny hampandroso azy no jerena nefa nofy raha ny hoe lasa ho eny @ Oniversitia daholo ny mpianatra rehetra. ka ny mba ahaizan'ny sasany rehetra tsy mahay manoratra sy mamaky teny faingana eran'ny nosy io. Mazava ho azy fa ireo manana hevitra hanohy tsy maintsy mampiasa teny hafa. Manahirana mihintsy ny olona be saina fa ny azy ihany no asesiny ary arahanay koa fa ny anay asesikay koa ra-kidoropamba a.
Iza no tianao asiana ratakktikk sa ny Filohampirenena sa ny governemanta.
Tsy rediredy ve ny hanagasiana ny zavatra fananan'olona fa tsy an'ny fanjakana. Sa haindra-kidoro koa fa mitovy ny sakafo hanin'ny zanaka Ministra sy zana-bahoaka no terena hitovy. Mba mitsabo ihany tena fa aza dia mampiomehy.

6. kidoropamba
(
16/07/2008 14:10)
fohy dia fohy mba ho takatry ny saina fohy.
Ravalomanana Ihany!
Ravalomanana hatrany!
Gode blesse Ravalomanana ^:^
Ravalomanana Ihany!
Ravalomanana hatrany!
Gode blesse Ravalomanana ^:^
8. ratakktikk
(
16/07/2008 14:18)
Inona indray ity rediredy lazain\'i kidoropamba ity. Izao ilay hoe mamon-divay mamy. (Manararaotra ny tsy nahateto ahy ora vitsivitsy a!!!!)
1. Fa angaha lasa be fihetseham-po indray ity be saina kidoropamba ity?
2.
Izay tia tanindrazana ry kidoropamba a, dia tia ny teniny koa. tia ny malagasy mitovy ra aminy ary mihevitra mandrakariva ny hanatsara sy hampandroso azy. fa tsy sanatria mampiasa ny fahaizana hanany hanakorontanana sy handravana ny ezaka tsara ataon\'ny hafa. sahala amin\'ny ataonao.
3.
Sarotra tokoa ny hahatafavoaka ara-toekarena an\'i madagasikara raha mbola eo ampelatanan\'ny frantsay ny milina fototra hafahana mampiroborobo azy. ( 60% n\' ny Orinasa, ny banky rehetra (saika), ny asa goavana momba ny foto-drafitrasa sns...mbola voagejany sy voabaikony avokoa)
Noho izany tokony hisy Orinasa malagasy maromaro mitsangana na Orinasa vahiny hafa mba hifaninana haka ny anjara tsena izay ataony ampihimamba. Ka hanjaka ny fifaninana sy ny zara mira eo amin\'ny hetsika ara-toekarena sy famokarana.
4.
Ny vatsim-pianarana mankany ampitandranomasina dia tsy natao ho an\'ny ankizy any amin\'ny fanabeazana fototra. fa natao ho an\'ireo izay efa manana ny mari-pahaizana bakalorea na efa nahavita fianarana teny amin\'ny anjerimanontolo. Izany hoe tokony mahafehy ny tenin-drazany (eo koa ny teny vahiny) aloha ilay mpianatra zay vao manohy any ivelany.
Fa tsy sanatria faly mirehareha amin\'ny fitenin\'ny hafa nefa ny tenin\'ny tena tsy hay.
5.
Diso tanteraka!!! Matoa ireny olona ireny mahafehy tsara ny teny malagasy dia niatra izany fa tsy nankahala ny tenindrazany tahaka ny ataon\'i kidoropamba.
5. Jereo ny fahambanian-tsain\'ity avara-pianarana kidoropamba ity miseho mahay manadihady (analizy) nefa mbola resin\'i badboy....
Ajanoko hatreo fa lava loatra.
Ampy hanehoana ny rediredin\'i kidoropamba izay voalaza izay.
Misaotra!

Ontsa ny foko!. fa angaha tsy hoe ny saina no ampiasaina fa tsy ny fo? haha...
2.
Izay tia tanindrAzana mantsy hoy izy dia tokony manao varoboba an\'i Madagasikara @ vahiny fa kosa tsy maintsy mandefa ny zanany any @ maligasizasion petatoko
Izay tia tanindrazana ry kidoropamba a, dia tia ny teniny koa. tia ny malagasy mitovy ra aminy ary mihevitra mandrakariva ny hanatsara sy hampandroso azy. fa tsy sanatria mampiasa ny fahaizana hanany hanakorontanana sy handravana ny ezaka tsara ataon\'ny hafa. sahala amin\'ny ataonao.
3.
Mitady handrOba fanan\'ny firantsay ingahy Ratakitika satria tsy misy kilE intsony ahatafavaoka azy ara toekarena...
Sarotra tokoa ny hahatafavoaka ara-toekarena an\'i madagasikara raha mbola eo ampelatanan\'ny frantsay ny milina fototra hafahana mampiroborobo azy. ( 60% n\' ny Orinasa, ny banky rehetra (saika), ny asa goavana momba ny foto-drafitrasa sns...mbola voagejany sy voabaikony avokoa)
Noho izany tokony hisy Orinasa malagasy maromaro mitsangana na Orinasa vahiny hafa mba hifaninana haka ny anjara tsena izay ataony ampihimamba. Ka hanjaka ny fifaninana sy ny zara mira eo amin\'ny hetsika ara-toekarena sy famokarana.
4.
Mitady handefa ny ankizin\'olona any @ maligasizasion petatoko ratakitika @ izay ho azy ny boursa mandeha any Abilena...
Ny vatsim-pianarana mankany ampitandranomasina dia tsy natao ho an\'ny ankizy any amin\'ny fanabeazana fototra. fa natao ho an\'ireo izay efa manana ny mari-pahaizana bakalorea na efa nahavita fianarana teny amin\'ny anjerimanontolo. Izany hoe tokony mahafehy ny tenin-drazany (eo koa ny teny vahiny) aloha ilay mpianatra zay vao manohy any ivelany.
Fa tsy sanatria faly mirehareha amin\'ny fitenin\'ny hafa nefa ny tenin\'ny tena tsy hay.
5.
Na ry zareo ACCEM, ry ratrema wiliama, na ry zareo ao @ TVplus, indrindra fa ry zareo any @ Unesco dia tsy nisy nandrato fianarana tà teny maligasy izany...
Diso tanteraka!!! Matoa ireny olona ireny mahafehy tsara ny teny malagasy dia niatra izany fa tsy nankahala ny tenindrazany tahaka ny ataon\'i kidoropamba.
ka nahazoan\'izy ireo ireny dipilaoma mampidedadeda azy sy ireny fanAnana mampieboebo azy ireo.Inona ny dikan\'izao fa tsy fialonana sy ory hava-manana!!!!!
5. Jereo ny fahambanian-tsain\'ity avara-pianarana kidoropamba ity miseho mahay manadihady (analizy) nefa mbola resin\'i badboy....
Ilaina io maligasizasion an\'i ratakitika io raha atomboky ratrema wiliama ny manova ny anaran\'ny ACCEM ho teny gasy, ary esoriny daholo ny fianArana teny hafa ao, na inforimatika io, na angilisy io na farantsay,...
Ajanoko hatreo fa lava loatra.
Ampy hanehoana ny rediredin\'i kidoropamba izay voalaza izay.
Misaotra!
9. kidoropamba
(
16/07/2008 14:19)
Aza mialona ny volombavako fa mila olona afaka mividy savony no sahy manangana volombava tahaka io. Nareo aza tsy sahy maneho ilay sarinareo satria manao an'ilay ratsy tarehy mangata-bady e: ny anarana ihany no adoladola.
NdAna aloha ny ministra sy ny zanany manao insikiripision @ fanagasiana nareo ity fa raha tsy izany tsy misy ol hanao "fandrAmana " eo ka ho lasa biby olona hiafarAny dia ny havanareo no alefanareo any Abilene.
Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^

10. tsimati
(
16/07/2008 14:23)
Ho ela velona anie ny rediredin-Drakidoropamba hanampy isa ny koditra sy benandro hanalan'ny tanora azy. sady le sary tian'ny tanora Malagasy an. :-D :-D :-D
11. kidoropamba
(
16/07/2008 14:40)
Be-zesta indray ity ratakitika spesialista @ fandrObAna fanana'olona ity.
Iza indray no voaroba rahampitso: ny karana? Malahelo mafy aho mahita bandy kiranina lasa mpandroba gaigy lahy.
Inona moa no azo atao. Izay ilay toetsaina tirezimaista t@ 2002. Hitako nogadrain'ny filoha hajaina daholo ireo izay nampiakatra azy teo @ fitondrAna fa bandy mpandroba dolidoly.
Miandry porofo avy @ Ratrema wiliama aho fa niova teny gasy ilay ACCEM dia avy eo ny zafinay asainay manao insikiripision any. Fa raha tsy izany dia dia tsy misy hanaiky hanao "fandrAmana" eto e.
Tohizo ny lalantsika
God save and bless the king, Ravalomanana ^:^

12. karavasy
(
16/07/2008 15:16)
Na hanaiky ianao na handa angaha nisy fanontaniana ny hevitrao io. na hisary mivaha eo aza satria mavesatra ny kidorobe ambony loha dia lasa io.
13. kidoropamba
(
16/07/2008 15:22)
Tena lasa io. siora e!
Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save the king Ravalomanana ^:^
Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save the king Ravalomanana ^:^
14. endrika01
(
16/07/2008 17:18)
[quote=tsimati] Tsy ny zavamisy erantany ve no jerena fa ny resaka Madag
15. badboy
(
16/07/2008 17:57)
Kidorpamba kosa d'efa mirediredy! @ fomba ahoana ary no andeha hampianaran'ny manambola any @ sff na epp ny zanany! Hahay teny gasy be izy de ho aiza aveo! Sa hanao "karakory la olo" refa tonga any Abilena??? :-D :-D :-D :-D Ankoatr'izay ny fahatongany maka toerana @ ireny manjary mahatonga ny zanaky ny tsy manana voahilika! Ka mety ary mitombina ny tsy fametrahany ny zanany @ reny sekoly ireny!
Ilaina ny teny gasy mba ho an'ireo maro an'isa izay tsy hivoaka an'idago!! Madagasikara mbola tany demokratika ka noho izany ny kely an'isa manaraka ny maro an'isa! ;-) ;-) ;-)

16. ratakktikk
(
16/07/2008 18:12)
Tena mety marina ihany ny filazako tao ambadika tao fa olona milalao ody ratsy ity kidoropamba ity ary mahavita mamosavy satria be fialonana sy tsy maty voalavo an-kibo.
diniho fa isaky izay zavatra teneniny dia fialonana ny hevitra ambadika....
"izay to fo mpamosavy" hoy ny ntaolo....

17. ratakktikk
(
16/07/2008 18:18)

18. ratakktikk

19. ratakktikk

20. ratakktikk