Tratra ilay tetik'irataktika: Mampalahelo!

21. tafita ( 16/07/2008 19:12)
KA IO ANGE LE NOLAZAIKO E , EFA ELA BE NO NANAOVAKO IZAY DINIKA IZAY HOE ,,, MARO NY MANAM-PAHAIZANA , FA VITSY NO TENA MANAN-TSAINA TAHAKA AN'I RAKIDOROPAMBA
22. ratakktikk ( 16/07/2008 19:18)
miala tsiny amin'ilay hevitra miverina im-betsaka. tsy fanahy iniana tsy akory fa nisy fitohanana teo amin'ny fotoana nandefasana azy dia voatsindry in-dimy ny bokotra manome aina ny pejin-tranokala.
ialana tsiny.
Misaotra!
23. kidoropamba ( 16/07/2008 20:27)
tafita:

KA IO ANGE LE NOLAZAIKO E , EFA ELA BE NO NANAOVAKO IZAY DINIKA IZAY HOE ,,, MARO NY MANAM-PAHAIZANA , FA VITSY NO TENA MANAN-TSAINA TAHAKA AN'I RAKIDOROPAMBA


dE lazaina indray izany zao fa ny "dadarabe" an'i lelidec (sa an'i kidoropamba) no mampangovitra ny tanan'i ratakitita io. hin!hin!hin!
Marina fa tsy manam-pahaizana ny filoha hajaina Ravalomanana fa manantsaina. Manantsaina izy matoa matahotra ny dadarabe an'i lelidec. Olona tsy manantsaina ihany no tsy matahotra an'ity vAzA be ity.

Tafita Isia Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana^:^
24. tsimati ( 17/07/2008 02:53)
Fa dadarabe an'i lelelelilidec ve sa dadaraben'ny miaro tena e ? Ny resak'i tafita no mitombona tsy misy mahay mihoatran'i kidoropamba ary tokony arahina akaiky satria misy saina avo. Ho ela velona ny manampahaizana avolenta Kidoropamba
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.075