Akory atao: Marary andoha ny filoha hajaina!

1. kidoropamba ( 17/07/2008 18:20)
Vaky loha ny filoha hajaina antsika @ izao: Tsy nampoiziny izany mantsy ilay kabarin'ny Lelidec iny.
Vaky loha satria TSY MANANA POROFO hanazavAna fa tena hamingana ity lelidec ity.
Izao mantsy: Raha tena nanana fiheverandratsy ity lelidec ity(araky ny resaka mandeha eo anivonay TIM) dia voatery ny filoha hajaina hanazava izany @ vahoaka satria tena zavatra Giravy be ka mety hanapaka ny relasion @ lafirantsa io. Rariny Ary raha toa ka manohana ny filoha hajaina daholo ny malagasy rehetra noho ny geja sy tetidratsin'ny lafirantsa.

KINANJO: Tsy misy io porofo io. Ny CIS androany dia mamadibadika dosiE fa tsy nahitAna fika fa hoe mitady hamely marina i lafrantsa.

Tsy nihevitra mihitsy mantsy ny filoha hajaina fa ho sahin'ny lelidec ny hamaky bantsilana io resaka io.

Akory ary atao? Hanao fanambarAna ny filoha hajaina (io no andrasan'ny maro) kanefa inona no ho lazaina: Matahotra dadarabe ve? mahamenatra raha izany ny AriGiMAN. Hilaza fa hoe "manageja i lafrantsa ka ity lelidec ity no lohandohany? Tsy sahy ny filoha satria tsy misy porofo.

Vaky loha! Miodinkavia, miondikavanana. Tsy misy solision.
Io no mampangina an'i filoha hatramin'izao satria mbola manambitamby fatratra an'i sarikozia ny hanavotana ny lohany eo anoloan'ny vahoaka malgasy IZAY efa mihevitra fa efa lasa "mahaleotena tamoka".
Izahay ato @ TIM aloha efa nanapaoka Sampagny sy CLASSIKO, ary namono omby sy gisa maromaro nanaovana fety.
Ny TIM any firantsa ihany izao somary nangingina satria matahotra sao voaroaka ka hody aty antanindrAzana ka hikarAma 20€ isambolana ka tsy faly.

Ka eto no ilAna olona tena mpanohana an'i filoha hajaina Ravalomanana hanampy azy fa tena vaky loha ny havantsika ato e.
Ndao ampiana ny filoha hajaina mba tsy ho afa-barAka
Tafita Isika Malagasy
God save Ravalomanana ^:^
novalian'i tsimati ny 19/07/2008 00:05
2. xxx ( 17/07/2008 19:18)
Ny baiko aloha dia efa mazava fa avy any amin'ny filoha hajaina, fa ny olona nanatanteraka ny baiko kosa angamba olona hafa. Ka araky ny eritreritro, afaka mandroaka mpikambana ao amin'ny TIM izy mba ho atolotra eo amin'ny alitara ho atao sorona sy mba hanakonana izay tsy azo takonana e!
3. badboy ( 17/07/2008 19:42)
Io fa mila sorona tsimati! Efa manolotena ny tenany ka tsy izy ve izany no tokony aroso ambony alitara! :-D :-D
4. badboy ( 17/07/2008 20:09)
Ty zany le kabary ho an'ireo zay tsy naheno tahaka ny tenako :

« M’inspirant des grands chantiers que le Président Sarkozy a ouverts depuis son élection pour réformer la France en profondeur ; m’inspirant aussi du combat que mène le Président Ravalomanana, à travers le Map, pour transformer les mentalités et les mettre au service de la croissance économique et de l’intérêt collectif, j’ai souhaité, plus que modestement bien sûr, que cet « esprit de rupture » préside également à l’organisation de ce 14 juillet.

Mais les réactions, que cette petite révolution- bien anodine quand on la rapporte à celle de 1789- semble avoir suscitées chez certains de mes compatriotes, demandent qu’une fois encore, je redise ici l’impossibilité technique et matérielle d’ouvrir librement ce parc à tous les Français, très nombreux, qui vivent et travaillent à Antananarivo. C’est précisément pourquoi, en suscitant l’élan et en organisant le relais de nos compatriotes, cette année pour la première fois, la réception dite officielle sera prolongée, ce soir, par un bal populaire à l’Alliance Française d’Antananarivo, auquel, bien évidemment, tous les Français qui le souhaitent, tous les amis de la France qui le souhaitent, sont chaleureusement conviés. Cette invite faite à mes compatriotes n’est pas anecdotique : j’y vois là, en effet, une belle occasion de renforcer la solidarité de la communauté française et, surtout , d’établir une meilleure cohésion entre nous.

En revanche, je n’aurais jamais pu imaginer une autre rupture, celle qui me concerne personnellement. Mon premier 14 juillet sur la Grande Île sera également le dernier puisqu’il me faut vous quitter prochainement.

Je regrette profondément que le Président de la République malgache ne m’ait pas accordé la moindre chance de pouvoir remplir l’exaltante mission dont je rêvais depuis longtemps et que m’avait confiée, il y a quelques mois seulement, le Président de la République française. Je pars en fonctionnaire qui obéit, sans rancune ni dépit bien sûr. Je pars avec seulement sachez-le, l’infinie tristesse et la profonde frustration de n’avoir pas eu le temps suffisant de contribuer au renforcement de l’amitié et de la coopération franco-malgache ; de n’avoir pas eu le temps suffisant d’accompagner mes compatriotes dans leurs différentes activités auxquelles l’Ambassade de France se doit d’accorder aide et protection ; de n’avoir pas eu le temps suffisant de découvrir et de connaître un pays si beau et un peuple si accueillant.

Je pars, néanmoins, avec la certitude que la relation entre nos deux pays est inaltérable, qu’elle est ancrée profondément dans l’histoire et dans le partage de valeurs communes et de la langue française, qu’elle est même marquée par le voisinage géographique grâce à l’île de la Réunion, qu’elle est tournée vers un avenir prometteur, pourvu qu’elle soit enfin débarrassée des crispations ou des soupçons récurrents et inutiles de part et d’autre. Ce ne doit pas être une fatalité que la relation franco-malgache reste empreinte, au nom de l’histoire, d’éternelles blessures dont le souvenir, par ailleurs, pourrait être dignement commémoré dans le cadre de relations modernes et mutuellement avantageuses, telles celles établies de longue date entre la France et d’autres pays, le Marco ou le Sénégal par exemple. De la même façon que Madagascar reste profondément inscrit dans le cœur des Français, je sais combien les Malgaches restent attachés à la relation avec la France.

Qu’il me soit permis de citer ici les mots de ce grand homme de science et combattant de la liberté que fut le Professeur Rakoto Ratsimamanga, également premier Ambassadeur de Madagascar en France, alors que, durant la deuxième guerre mondiale, il était magnifiquement engagé, et dans la lutte anti-coloniale, et dans la résistance française : « Nous autres, Malgaches, n’avons jamais haï et nous ne haïssons pas les Français. Notre peuple a toujours marqué la nuance entre le peuple français et le régime colonial. Cela est une grande chance pour le règlement des problèmes futurs» .

Je vous fais grâce aujourd’hui du montant des aides allouées par la France à Madagascar et du descriptif détaillé des actions engagées et des projets dessinés. Par contre, je voudrais partager avec vous ce que j’ai pu observer sur le terrain, en visitant différentes actions de coopération, mais également en visitant les entreprises qui ont choisi la voie économique préconisée par le Président Ravalomanana pour concourir, elles aussi, parallèlement à l’Afd, à la croissance économique et au progrès social. Ce que j’ai pu observer sur le terrain, disais-je, c’est l’estime et le respect professionnels que se portent Français et Malgaches dès lors qu’ils sont à l’œuvre, ensemble, sur des projets concrets. Qu’il s’agisse des ingénieurs, des médecins, des fonctionnaires, des universitaires, des militaires, des sportifs, des entrepreneurs économiques, des chercheurs, des créateurs artistiques, mais aussi et autant, des Ong et des collectivités territoriales, qui tressent un maillage formidable de proximité et d’amitié. J’ai eu le même sentiment en visitant les projets mis en œuvre par l’Union européenne.

Mon pays préside depuis le 1er juillet, et pour six mois, l’Union européenne, dont il assure près du quart des contributions que celle-ci verse à Madagascar. Qu’elle agisse en son nom propre ou au sein des 27, la France poursuivra, avec tous les autres bailleurs de fonds bilatéraux et multilatéraux, ses efforts aux côtés du Gouvernement et du peuple malgaches pour aider au développement de la Grande île et pour lui permettre de tenir sa place, pleine et entière, sur la scène internationale. Un ministre, M. Alain Joyandet, Secrétaire d’Etat à la Coopération et à la Francophonie, viendra sous peu le redire, et au plus haut niveau de l’Etat malagasy.

Je vous remercie de votre attention et je vous souhaite de passer un agréable moment car c’est sincèrement un grand honneur et un grand plaisir de vous recevoir tous ici aujourd’hui ».
5. badboy ( 17/07/2008 20:16)
Valikafatry ny "Otrik'afo" :

Rajaonah sy ny "Otrikafo"
Malahelo ny zanaky i Lafrantsa
jeudi 17 juillet 2008, par Naivo kely

Hitsakitsahin’ingahy masoivoho Frantsay ny fiandrianam-pirenena Malagasy. Inona no antony hilazany fa tsy navelan’ny filoha Malagasy hanao ny asany izy nandritra ny kabary ho fankalazana ny fetim-pirenena Frantsay ?

"Fifanarahana efa vita teo amin’ny fitondrana Malagasy ny Frantsay iny", hoy ity mpitarika ny fikambanana "Otrikafo" ity. Nohampatsiahivin’ingahy Rajaonah fa tsy maharaka tantara ity lehilahy ity. Ny taona 1947 dia Malagasy 90000 no naripaky ny Frantsay teo. Ny taona 1972 dia dia noesorin’ny vahoaka Malagasy teo amin’ny fitondrana ny zanaky Lafrantsa dia i Tsiranana izany. Iza no tsy nahalala fa leon’ny didy jadon’io firenena io ny Malagasy ka nirongotra nanala ifotony ny fitondrana zatra nialokaloka taminy ny taona 2002. Tsy nankasitraka ny fijoroan’izao fitondrana izao i Frantsa, ka nilaza fa hajoroy ny Governemanta iraisana. Ny fetim-pirenena natao tetsy Mahamasina tamin’io taona io aza tsy nanatrika akory ny masoivoho Frantsay teto. Tokony hapetraka ny hambom-po maha-Malagasy antsika fa tsy avela ho tsabahan’ny hafa foana.

Tsapa izao, hoy ny Otrikafo, fa may Ambondrona ny filoha Ravalomanana, ka nanaisotra ity masoivoho vahiny ity. Ny tokony ho atao ihany koa dia ny tsy fandraisana ny vola fanampiana ataon’ity firenena iray ity, satria raha mbola mitarazoka aminy isika, dia hiditra hatrany amin’ny fianam-pirenena Malagasy ry zareo.
6. xxx ( 17/07/2008 20:47)
kidoropamba:

Vaky loha ny filoha hajaina antsika @ izao: Tsy nampoiziny izany mantsy ilay kabarin'ny Lelidec iny.
Vaky loha satria TSY MANANA POROFO hanazavAna fa tena hamingana ity lelidec ity.
Izao mantsy: Raha tena nanana fiheverandratsy ity lelidec ity(araky ny resaka mandeha eo anivonay TIM) dia voatery ny filoha hajaina hanazava izany @ vahoaka satria tena zavatra Giravy be ka mety hanapaka ny relasion @ lafirantsa io. Rariny Ary raha toa ka manohana ny filoha hajaina daholo ny malagasy rehetra noho ny geja sy tetidratsin'ny lafirantsa.

KINANJO: Tsy misy io porofo io. Ny CIS androany dia mamadibadika dosiE fa tsy nahitAna fika fa hoe mitady hamely marina i lafrantsa.

Tsy nihevitra mihitsy mantsy ny filoha hajaina fa ho sahin'ny lelidec ny hamaky bantsilana io resaka io.

Akory ary atao? Hanao fanambarAna ny filoha hajaina (io no andrasan'ny maro) kanefa inona no ho lazaina: Matahotra dadarabe ve? mahamenatra raha izany ny AriGiMAN. Hilaza fa hoe "manageja i lafrantsa ka ity lelidec ity no lohandohany? Tsy sahy ny filoha satria tsy misy porofo.

Vaky loha! Miodinkavia, miondikavanana. Tsy misy solision.
Io no mampangina an'i filoha hatramin'izao satria mbola manambitamby fatratra an'i sarikozia ny hanavotana ny lohany eo anoloan'ny vahoaka malgasy IZAY efa mihevitra fa efa lasa "mahaleotena tamoka".
Izahay ato @ TIM aloha efa nanapaoka Sampagny sy CLASSIKO, ary namono omby sy gisa maromaro nanaovana fety.
Ny TIM any firantsa ihany izao somary nangingina satria matahotra sao voaroaka ka hody aty antanindrAzana ka hikarAma 20€ isambolana ka tsy faly.

Ka eto no ilAna olona tena mpanohana an'i filoha hajaina Ravalomanana hanampy azy fa tena vaky loha ny havantsika ato e.
Ndao ampiana ny filoha hajaina mba tsy ho afa-barAka
Tafita Isika Malagasy
God save Ravalomanana ^:^

Ravalomanana ve no vaky loha sa ianao no mba te-hiresaka ? ? afa-baraka amin'iza ny filoha ? diplomate manao firesaka mirefarefa amin'ny tany ve no hovaliana ? ary aza misandoka tim fa tsy fisainan'ny tim ny hanome vaha olana diplomatika ny filoha ary tsy ho avy am hevitry koto sy kala ety amin'ny forum koa akory na hisy aza izany !!!

7. nanas ( 17/07/2008 23:28)
xxx:

Hita fa afa-baraka ko inona indray........( pfff).Zay indrindra tsy mila hevitry ny hafa ny filohanareo fa ny anareo samy TIM ao ihany, rehefa tsy TIM zany dia sain-patany.
Ary ianao milaza fa manao firesaka mirefarefa @ tany io mba miakatra makaiza zato fisainana?
8. tsimati ( 18/07/2008 01:07)
Misy hatrany ny xxx manome kozy milay. Ny gasy ao Frantsa no vaky loha sy mangorohoro.
9. kidoropamba ( 18/07/2008 08:55)
Heveriko fa akanosAna ihany ny filazAna fa tsy tia firantsay kanefa mivelona @ volany.
Miombonkevitra @ otrikafo aho raha ny @ hoe: tokony tsy hanaiky ny volan'i lafirantsa intsony isika malagasy mahaleotena. Tokony ahidy ny ambasady any firantsa na koa tokony averina ny trosa nalaina taminy.
Ho sahy ve ny filoha hajaina?
Ary miandry fanazavAna ny vahoaka ny @ tena zava misy marina na tena "SOuverAIN" marina isika na kisaritsariny foana io SouverAinEtE" io.

Efa parasetamOly maromaro no efa natelin'i filoha hajaina izay fa mbola tsy misy effet any mihitsy hatramin'izao. Toa te hitarika aretin-kibo izany koa mantsy ilay izy ka sahirana ireo dokotera ato Iavoloha.

Mety hiafAra amina "fitarihana vavaka" angamba izy ity fa toa mi-perSista ilay aretina.

Eto no ilAna izay tena mpanohana mahafatra-po an'i filoha hajaina ka miantso anareo hanohana hatrany.

Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God bless Ravalomanana ^:^
10. kalointsika ( 18/07/2008 09:28)
marina fa ady hevitr ny antsika ry reto fa nareo ve ts mba leo miresak @ io kidoropamba io e? zao koa iz nahazo akama ndray, vao maika nahazo vahana. lany kiana ftsn f tsitako akory ze solution. zao ndray ny filoha etc... fa ts mb oe andao mb zao no atao hanarenana ny firenena. tena manao resak ny tsis atao sy ny voakarama hanodikodina saim-bahoaka ftsn io. mandany andro @ resak ts mampandroso ftsn. aleo aho hiasa mafy sy hiasa tsara @ tandrifiko f ts handany andro hiady hvt @ olona tsis atao!
ho ela velona anie ny fiandrianam-pirenena Malagasy!
Ho ela velona anie ny tia tanindrazana rehetra!
11. kidoropamba ( 18/07/2008 09:39)
hin!hin!hin! Refileksa sovietika ny an'i kalointsika. Tsy mahatanty ady hevitra fa mila arahina ambokony foana ny azy.
Mitady hanao sansIORA an'i kidoropamba. hin!hin!hin!
A
za valiana raha miteraka aretikibo ho anao ilay resako ry kalointsika e.

Ny anay kosa, na tianao na tsy tianao, dia Ravalomanana Ihany, hatrany @ faladia ka hatra aty antampon-doha. Ravalomanana hatrany.

Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
Gode blesse Ravalomanana ^:^
12. kalointsika ( 18/07/2008 09:43)
Mahay ianao!
13. entomitohi ( 18/07/2008 10:36)
Maro no iraisako hevetra amin'ny KidoroPamba.

Tohizo ny lanantsika
Entomitohi
14. xxx ( 18/07/2008 12:01)
nanas:

Hita fa afa-baraka ko inona indray........( pfff).Zay indrindra tsy mila hevitry ny hafa ny filohanareo fa ny anareo samy TIM ao ihany, rehefa tsy TIM zany dia sain-patany.
Ary ianao milaza fa manao firesaka mirefarefa @ tany io mba miakatra makaiza zato fisainana?

afa-baraka amin'ny inona e ? ianao ve raha lazaiko amin'ny olona hoe :"io Nanas io dia mpivaro-tena ery Tsaralalàna" dia iza no afa-baraka : izaho manaratsy anao sa ianao atao resaka ? ! rehefa tsy mpivaro-tena eny Tsaralalàna ianao dia tsy mila manamari-tena ! izaho izay manendrikendrika am zay no manao resaka mirefarefa am tany...
tsy discours-na diplomate digne de ce nom ireny, raha fantatrao ny atao hoe "diplomate" !!!
manana ny conseillers any Ravalomanana fa tsy ny TIM no conseiller-ny ! fa izany koa tsy azonao angamba !
fa ianao raha arema dia andeha hangataka hevitra any am TIM ?
tsy misy mangorohoro izany eto france e ! ny olona matahotra vazaha no mangorohoro ! efa mibaribary izao fa resaka anivon'ny zareo vazaha ity fa mbola misy ihany ny gasy mihevitra fa diso foana ny gasy ! toe-tsaina voazanaka izany !
15. xxx ( 18/07/2008 12:50)
Mandehana atsy amin'ny resa-behivavy manao resaka fanalana volokelika rehefa tsy mahataty ato amin'ny politika ato ry kalointsika fa aza i kidoropamba no tedavinao tsy hitafa sy hidinika aminay eto. Aza dia mora sendotra loatra ny fonao fa ny hevitra no ampiadiana eto.
16. kalointsika ( 18/07/2008 13:15)
ok ary e! no comment!
17. tsimati ( 18/07/2008 14:51)
Aza milefitra izany ianao ry kalointsika fa veleso hatrany ny zava-maneno. Raha ny hira mivalana foana no avela handeha dia lazain'ny sasany fa mivalana no atao hoe Malagasy. Ho ela velona anie Kidoropamba manao hira mivalana.
18. kidoropamba ( 18/07/2008 15:32)
Inona marina no nampifoha ity Matsilo an-drajems (any soisa ingahy mamely) sy andr'i ranjivason ity?
Io Ary fa tratra izay nafenina: Hanohitra indray hono. hin!hin!hin!Efa any soisa ingahy Rajems vao milaza ny namany fa hanohitra.

Mampalahelo nareo ry tsimati a.
Fa tsy koi io.

Ravalomanana Ihany ny anay!
Ravalomanana hatrany!:
Dera sy laza ho anao ry tompo mahery Ravalomanana ^:^
19. tsimati ( 19/07/2008 00:05)
Etsy dera sy laza aroa toraka bilao. Tsy misy mihaino anao ny fitondrana na ho tapaka lalan-drivotra eo aza ianao ra-kidoropamba. Ho ela velona anie kidoropamba mpanao resaketot...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0433