Daka ny ambasadoro
1. badboy
(
16/07/2008 16:53)
Voadaka ingahy Le Lidec! Ny antony dia satria tsy atokisana ranamana fa izay toerana nisy azy ka nahazoany sezan'ny ambasadoro dia nikorotana avokoa! Mampieritreritra ihany aloha hoe fa rangahy io ve no manakorotana sa izy no mitondra ôndi miiba ka lasa ratsy vitana avokoa ny tanana ipetrahany!
Milamina antsaina Dago satria daka ranamana alakaosy! Saingy sao ilay fandakana indray no hifototra ka lasa hahatonga ny firenenny hanao valifaty ka vao izay vao ho tena korotana?? Iarahamahalala ihany fa ny frantsay no nanaiky ny fahalanian'ny filoha ankehitriny vao nilamina ny zavadrehetra!
Dia ho hiarahamahita eo njay zany ny tohin'ny tantara!
Tapitra!! ;-) ;-) ;-)

novalian'i ranitse ny 21/07/2008 14:19
2. nanas
(
16/07/2008 16:55)
badboy:

Tsy resaka politika intsony zany fa resaka halako bika tsy tiko tarehy raha izany. Ohatran ny zazakely le fanjakana malagasy.
3. kidoropamba
(
16/07/2008 17:52)
Io ilay nolazain'i lemonde tato hoe" arriéré" i rapirezy satria resaka dadarabe indray no nitondrAny ilay izy. Misy tsy fahamatorana izany, ka tena "arriéré" raha izay no fandehany.
Tsy mahazaka politika avo lenta ny antsika raha izany ary na dia mifaly avanja aza ny namanay ao @ TIM dia henatra hoan'i filoha hajaina Ravalomanana izao fihetsika izao satria mampiseho lany fa tsy au nivAU ingahy ra-prezy raha fitondrampanjakAna.
Tsy misy fofony ary tsy hita maso ny valin'io adalAna io.
Kanefa na dia izany na tsia dia mbola tondroiko indray i razokinibe ramarisEly ho tompon'antoka amin'izao ka tokony mametraka fialAna satria izy no tompon'andraikitra amin'io. Manolo-bato mafAna an'i filoha hajaina ity ramarisely ity fa tena kaozy e.
Tohizo ny lalantsika
Tafita (ve?) Isika Malagasy
Gode blesse Ravalomanana^:^

4. badboy
(
16/07/2008 18:03)
Zay indray kidoropamba!! Enao ramanana de tsy laitra mihintsy!! Ny filohantsika no irery mahasaky mitsangana manohitra ny fangejan'ny frantsay! Tsy mbola nisy filoha afrikanina nahasahy sy navita nadroaka ambasadaoro frantsay zay! Efa hipetraka any anaty "livre des records" io! Ary rehefa dinihina ny antony dia rariny ny azy satria razoky le lidec toa terak'atalata koa! Izay toerana nalehany dia nikorotana avokoa ka @ fomba ahoana no hatokisana olona alakaosy tahak'izany??? Raha tsy hoe angaha oloa tia mandry andriranantsy na tsy nahita ny may ka ny deriera no atanin'afo! :-D :-D :-D
5. ratakktikk
(
16/07/2008 18:05)
Fa inona ny politika avo lenta mba hain'ity kidoropamba ity?
Mirediredy sy maniratsira a? Tena efa mila mpitsabo saina ity kidoropamba ity rehefa nataoko ny fandinihana.
Ny hevitrao ihany mantsy no marina, fa adala ireny olona efa manana traikefa an-taonany maro ireny.
tsy tahaka anao efa mivoana io daholo akory ny olona rehetra ka mba apetraho amin'ny toerana tokony hisy azy ary omeo ny hajany fa aza faly mamingavinga.
Mazotoa!!!

6. zakilinina
(
16/07/2008 18:18)
Filoha lefity FJKM ve dia hinohino foana toy izany ? Dadarabe ve ?
Izaho koa dia tsy mino fa hihasarotra ho antsika Malagasy ny hahazo visa any Frantsa. Hoy ny gazety : "nandresy Ravalomanana", ary marina izany. Tsapan'ny Frantsay izay mihamalazo eo amin'ny sehatra iraisam-pirenena fa tokony hamafisina ny diplaomasia amin'ny tany nozanahany fahiny. Tsapa fa maka fo etsy sy eroa izy : noraisiny tamin'ny fomba manetriketrika i Khadafi, toy izany koa ny filoha syrianina. Lasan'ny Rainiboto, sy ny Kanadiana sy ny Amerikana ny saosy maondialy, ary eo dia eo ihany koa ny fiakaran'ny Sinoa. Tsapan-dRa8 izany tranga izany ka izany no nahasahiany nampiseho ny maha izy azy sy ny Malagasy. Firenena mahaleo tena i Madagasikara ka tsy tokony ho ny mpanjanaka taloha no handidy sy hanapaka eto. Lesona lehibe ho an'ny roa tonta izao ka hahatsara zavatra hirosoana eo amin'ny fifandraisana tsy mitanila.

7. xxx
(
16/07/2008 20:21)
zakilinina:

miomàna izany aloha ny mpi livre sans paps fa dia ho avy ny valin kafatra
8. kidoropamba
(
16/07/2008 21:05)
badboy:
Zay indray kidoropamba!! Enao ramanana de tsy laitra mihintsy!! Ny filohantsika no irery mahasaky mitsangana manohitra ny fangejan'ny frantsay! Tsy mbola nisy filoha afrikanina nahasahy sy navita nadroaka ambasadaoro frantsay zay! Efa hipetraka any anaty "livre des records" io! Ary rehefa dinihina ny antony dia rariny ny azy satria razoky le lidec toa terak'atalata koa! Izay toerana nalehany dia nikorotana avokoa ka @ fomba ahoana no hatokisana olona alakaosy tahak'izany??? Raha tsy hoe angaha oloa tia mandry andriranantsy na tsy nahita ny may ka ny deriera no atanin'afo! :-D :-D :-D
Moramora ry badboy an! Tsy mbola nilAza mihitsy ny filoha hajaina fa "fanoherana ny fanagejan'ny firantsay io hetsika nataony io" fa kosa hoy ny dipilaomaty rehetra hoe "tahotra dadarabe io".
Raha "nitsangana ange ny filoha hajaina nilaza fa ady @ geja ataon'ny firantsay io dia izahay no nitolotena tery aloha e. Tsy izany fa tsy hita lery, tsy heno fa miafinafina any ambadiky zokibe ramarisely. Ny pokona foana no mitrerotrerona manao sipekilasion hoe: ady @ geja e, izay ilay favy e, mafy be e....sy ny sisa.
Izaho aloha tsy faly raha toa ka "ambasadera kely" io no mba hampiadiana amina filoha bE izao. Ra-pirezy izany rangahy manana lanja-na prezidA A fa tsy ambasadaoro a.
I zokibe marisely na ingahy narisoa ao parisy no mitovy gabaria @ ambasadaoro lelidec fa tsy ny filohampirenena, tompo maherin'ny malagasy a.
Nefa tsapako fa ity sarikozia ity mety tsy laitran'ny filohantsika satria na ingahy ambasadaoro (5ème division) aza dia efa saika sahirana lery ary tsy naharesy amina kombA mazava fa amina "forfait"(satria resaka dadarabe no nahatonga an'i lelidec nadeha).
Tohanako Ihany anefa izy satria ilaina ny bizna.
God bless Ravalomanana^:^
9. sandman
(
16/07/2008 23:50)
Amiko dia tokony hakatona hatramin'ny ambasady mihintsy fa tsy misy hilavana azy! :-D
10. nanas
(
17/07/2008 00:25)
sandman:
Amiko dia tokony hakatona hatramin'ny ambasady mihintsy fa tsy misy hilavana azy! :-D
Ianao no tsy mila fa ny gasy be dia be no mila e!
12. tsimati
(
17/07/2008 02:47)
dIo voasoratr'i lazaDaddi hoe "Vive La France Reny Malala" no tokony averimberin'ireo mpisolelaka frantsay ary mazava izany satria ao frantsa be Malagasy ka mangorohoro.
Fa tena ny Filoha daholo ve no manao ny rehetra rehetra ry tapo-pahaizana a ? Aminay tsisy saina raha vao lany ny Filoha dia tsy mbola misy zavatra hainy fa atoro azy tsikelikely ny zava-misy ary lainga izany hoe misy olombelona iraray na nianatra avolenta aza ka mahafehy io rehetra rehetra io vao miditra. Na ny fivoriana aleha aza hazavaina hoe izao no teo aloha ary izao no ho tohiny raha ny fisainana noraisin'ny mpitondra teo aloha ka tokony eto no hataontsiaka manaraka. Dia mandeha fotsiny ny Filoha mivory fa tsy hoe ny mokondohany daholo no mahasahana ity rehetra rehetra ity. Hevitray vendrana izany.
Ny daka ambasadaoro aminay zavatra maro ary avy amin'ny tmpon'andraikitra Malagasy eran'ny rehetra eny fa tsy ny Filoha ary raha manakana izany ny Filoha vao mainka tantara satria tsy hainy daholo ny vokany noho izany manaraka ny asa sy hevitra avy @ tompon'andraikitra. Sonia sisa atao saingy mila mahafantatra.

14. tsimati
(
17/07/2008 03:50)
Izay ary io averimberina araka ny filazan'i kidoropamba hoe mitondra labozia eran'ny rehetra dia mihikaika hoe "Vive La Frantsa e!" amin'izay mba harovana. :-D :-D :-D Mangorohoro ve? :-D :-D :-D
15. pika
(
17/07/2008 04:15)
ny ankapobeany noho jerena fa tsy hoe frantsay ihany
raha misy ve tsy hitiavana sy tsy fifanarahanaz azy tsy ny minisitra frantsay na ny filohany no tokony hanaovana rapport dia izy ireo no mampody
fa tena mampihomehy toy ny zaza araka ny tenin i nanas izy ity e :-D :-D

16. tsimati
(
17/07/2008 06:53)
Sao dia ny pika kosa no tsy zaza fa lehibe nohon'ny tompon'andraikitra Malagasy rehetra? Dia aza adino ny labozia "Vive La Frantsa e!"
17. kalointsika
(
17/07/2008 06:57)
vive la france kidoro a! ie tena vive la france e! tsis dikany daol reo firenena hafa miara-miasa @ madagasikara ireo.
Tohizo ny lalantsika mankany @ fisolelafana frantsay! ef nampandroso an'i madagasikara mants ny frantsay hatr@zay.
et vive le dieu sarkozy de kidoro!

18. saranga
(
17/07/2008 08:17)
Zaho manokana rakoto de reveko ny nandroahana an'ity ambasadaoro ity a, f'angaha izy ity mbola tamin'ny andron'ny Deba ka izay tiany no hatao ? Merci Ravalo fa tena revenay izany a ! Manana ny fiandrianany ny firenenay
saranga
saranga
19. miarina
(
17/07/2008 09:13)
Io indray le eritreritry ny mpanao gazety.
Nisy naheno ve fa tena io tokoa no antony tsy naneken'i Ravalomanana ny ambassadeur frantsay ? Sa tamin'ny gazety no nahitana izany ...
Raha tsy io ... iza no nahita ireo zavatra nitranga rehetra t@ firenena nandehannan'io rangahy io rehatra raha tsy ny mpanao gazety frantsay ihany.

20. tsimati
(
17/07/2008 11:12)
Rehefa misy zavatra sahala ireny izay mivaivay aloha raha ny fijeriko azy dia tokony manome fanazavana ny vahoakany ny Fanjakana Malagasy mba ho samy mahalala ny antony ny vahoaka sy ny Fanjakana.
Io no fisarahan'ny mpitondra amin'ny vahoaka io no manimba ny Malagasy tanteraka satria ankilany mpitondra ankilany vahoaka tsy mahalala inoninona fa fahanan'ny gazety diso sy honohono na mety marina tampoka. Amiko dia tokony sahalan'ny fivorian'ny governemanta izay misy fanapaha-kevitra ary misy mpitondra teny ireny daholo ny rehetra mba tsy ahatompon-trano mihono ny vahoaka sady ahafahany miaro ny tenany sy ny fanjakana misy azy.