Daka ny ambasadoro
21. lizabeth
(
17/07/2008 21:29)
nanas:
badboy:
Voadaka ingahy Le Lidec! Ny antony dia satria tsy atokisana ranamana fa izay toerana nisy azy ka nahazoany sezan'ny ambasadoro dia nikorotana avokoa! Mampieritreritra ihany aloha hoe fa rangahy io ve no manakorotana sa izy no mitondra ôndi miiba ka lasa ratsy vitana avokoa ny tanana ipetrahany!
Milamina antsaina Dago satria daka ranamana alakaosy! Saingy sao ilay fandakana indray no hifototra ka lasa hahatonga ny firenenny hanao valifaty ka vao izay vao ho tena korotana?? Iarahamahalala ihany fa ny frantsay no nanaiky ny fahalanian'ny filoha ankehitriny vao nilamina ny zavadrehetra!
Dia ho hiarahamahita eo njay zany ny tohin'ny tantara!
Tapitra!! ;-) ;-) ;-)
Tsy resaka politika intsony zany fa resaka halako bika tsy tiko tarehy raha izany. Ohatran ny zazakely le fanjakana malagasy.
fa iza no milaza anareo fa izay no antony e ? le lidec ? dia izay no izy ? nareo no tena zaza !!! nareo ve rehefa naheno fa ny ekipa avy any côte d'ivoire no tonga ao dago dia tsy mba malina ?! tsy resaka superstition mihitsy izany fa efa fantatra ve fa olona mpanakorontana firenena no eo dia tsy handray izay fepetra ilaina ! sa hiandry ho ataon'ny vazaha ohatran'ny rwanda sy côte d'ivoire i madagasikara vao hiteny hoe : tena marina tokoa, nisy porofo fa andao roahina am zay ! fa ny marina dia betsaka no tsy mahatakatra izany intérêt de la nation izany fa mbola ny tsy fitiavana an-dRavalomanana (na izay eo amin'ny fitondrana na iza no eo na iza) no mibahana !
ny vazaha tsy hanaiky ho ambaninao izany ka lojika be ny tranga e ! lazaina fa vendrana izay manohitra azy ! raha mivavaka ianao lazainy fa superstitieux sy arriéré satria tsy lamaody izany sady tsy karteziana !!! raha zaza tsy mahay ny fisainan'ny frantsay...! tsy resaka tsy fitiavana azy izany fa izany no zava-misy !
aiza koa moa no ahafantaranareo izay tena zava-misy ao amin'ny fanjakana frantsay ao fa dia mahavariana fa ny gasy ihany no mahavita mihevitra fa manana rariny foana ny frantsay !! raha ny resaka mandeha eo anivon'ny mpanao politika avo lenta dia olana eo am zareo samy frantsay io ! fa ny frantsay tsy hifanaratsy eo aminao mihitsy akory !
22. tsimati
(
18/07/2008 01:22)
Efa hoe alaivo ny fitondrana dia lazao frantsa hoe ampio izay fa osa loatra haka ity fitondrana vendrana ity. inona no mampalahelo fa tsy zara aza ve vendrana ny mpitondra hakana ny fahefana. Sa ny adverisera mihintsy no misanana ka ny vendrana indray no antsoantsoina fa tsy tairina ny mahamety azy. Revy kidoropamba ve no mba kle.
23. tenagasy
(
18/07/2008 17:40)
Mankamamy hatrany na dia elaela kely aza izay.
Ny teny maontina indrindra mahalaza ny tiako hambara angamba dia ny hoe:
Aza mihinana ambolony!
Avadiho impito aloha ny lela vao mampitsinjaka ny vava!
Tsy miteny koa aho hoe marina avy hatrany ito lahatsoratra arosoko ito, saingy ny famakiana azy angamba ataoko fa hisarika antsika hijery lalindalina kokoa hatrany.
http://www.madagascar-tribune.com/Quand-les-fantomes-de-Bouake,7812.html
Dia mirary soa eh!
Ny teny maontina indrindra mahalaza ny tiako hambara angamba dia ny hoe:
Aza mihinana ambolony!
Avadiho impito aloha ny lela vao mampitsinjaka ny vava!
Tsy miteny koa aho hoe marina avy hatrany ito lahatsoratra arosoko ito, saingy ny famakiana azy angamba ataoko fa hisarika antsika hijery lalindalina kokoa hatrany.
http://www.madagascar-tribune.com/Quand-les-fantomes-de-Bouake,7812.html
Dia mirary soa eh!
24. tsimati
(
19/07/2008 00:15)
Io ry tenagasy na inona na inona amitranga dia efa miandry ry kidoropamba ka asesiny izay mifanandrify ny sainy ahazoana ny saimbahoaka. Efa tia ahazo vahoaka fa tsy maha-koty mihintsy noho izany mampiasa tetika isankarazany. Ny mampiomehy dia tsy alehany mihitsy ary tsy maha-koty vahoaka fa izy samy izy ihany no mifanampy eto.
25. kidoropamba
(
21/07/2008 13:29)
Resaka dadarabe hoa ity hatahoran'i filoha hajaina ity. Marina ange ny azy e. Tifi-davitra no fanaon'ireo dadarabe ka aleo mitandrina.
Tafita Isika malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
Tafita Isika malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
26. ranitse
(
21/07/2008 14:19)
Tsy mahavelona ny hozatrao io ry Profesora kidoropamba a. :lol: :lol:
