Inona kay ny dikan'ity azafady?

1. ari.malala ( 17/07/2008 13:03)
Ny internet explorer ko dia matetika mi plante d nefa tsy misy antony mazava hoe rehefa am fotoana in fa refa miplante izy d mamoaka erreur toy izao

DDHELP a causé une défaillance de protection générale
dans le module GDI.EXE à 0001:00001bef.
Registres :
EAX=0200ffff CS=044f EIP=00001bef EFLGS=00000202
EBX=00005d62 SS=3c37 ESP=00008bd8 EBP=00008bde
ECX=000000ff DS=05bf ESI=00005d62 FS=05bf
EDX=00000200 ES=17a7 EDI=00005db8 GS=0000
Octets à CS : EIP :
8e c0 58 80 fe 10 74 2b 80 fe 01 74 33 8b 5c 38
État de la pile :
17a78000 8bf25d62 00001b35 02008000 02005d62 80000000 8bfc0200 5d621aeb 05bf26de 8b7e8c1c 8000044f 26de0200 016f26e6 26de0000 000a2def efb90000

Inona no dikany d inona no azo atao?
novalian'i daryprod ny 19/11/2008 09:09
2. lizabeth ( 17/07/2008 20:24)
ilay internet explorer mihitsy no hafahafa fa izaho koa dia nanana olana foana tamin'io! vao niova pc aza aho dia vao 2 andro dia nahita olana hafa ! ny dikan'io ? tsy fantatro! ny azo atao ?: ovay mozilla tsotra izao !
3. lohabe ( 17/07/2008 21:02)
Za koa tsy mahafantatra an'io. Fa saingy ny ahy IE no navigateur tiako indrindra. Ohatra ny mahasosotra be ilay hoe, ny eo misy dia mitady hafa indray anoloana azy.
4. lizabeth ( 17/07/2008 22:45)
lohabe:

Za koa tsy mahafantatra an'io. Fa saingy ny ahy IE no navigateur tiako indrindra. Ohatra ny mahasosotra be ilay hoe, ny eo misy dia mitady hafa indray anoloana azy.


ka raha mandeha tsara ange maninona moa ? mety misy zavatra tsy haiko fa indraindray ohatra raha vao mampiasa IE aho dia tsy afaka mijery mail ao amin'ny yahoo ! raha tsy izay dia mikatso fotsiny izao eny ampanidinana eny...! rehefa manao mise à jour an'io IE no tena mikatso !! etsy andaniny nefa 2 minitra ny mametraka mozilla, tsy manana olana mihitsy!!!
5. LazaDaddy ( 18/07/2008 04:36)
Inona kay ny dikan\'ity azafady?
kankana mampisavoritaka ny fitadidian\'ny solosaina io. Mila ampanarahana toetr\'andro (updates) ny \"Microsoft IE\" fa misy \"lavaka fidiran\'ny kankana\"
6. ari.malala ( 18/07/2008 07:23)
LAzaDaddy, virus v ozy enao?

lizabeth, tena manana firefox aky za fa mihisatra vel otran'ny in le izy! tsy hitako iany izay atao!
7. LazaDaddy ( 18/07/2008 07:43)
Tsy "bibikely" fa "kankana" ka. (Tsy "virus" fa "worm")
8. ds ( 18/07/2008 12:36)
LazaDaddy:

Tsy "bibikely" fa "kankana" ka. (Tsy "virus" fa "worm")

Mba kankana tsy mamely koa izany raha kankana tokoa. Ny kankana manko, toa ny hipetraka sy hikiky mangina no tadiaviny fa tsy ny hampikatso. Rehefa mikatso ny solosaina, dia mikatso koa ny kankana :-)

9. fahamarinana ( 25/07/2008 15:51)
:arrow: manararaotra ny diniky ari kely fa azafady an...fa inona no maha-tsara kokoa any firefox par rapport am I E kay ry reto ? tsy hidirana virus sa hoe haingana kokoa ny fisokafany ? mba toroy fa mbola nendra foana aho.Merci d'avance (l)
10. daryprod ( 19/11/2008 09:09)
zao ary e ny firefox efa misy tsy mila flash intsony raha lancena, fa ny IE mbola mila , ka mbola manaiky an'ny le message eo ambanin'ny barre de navig
eritreritre aloha ny ahy an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1611