Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
kidoropamba
(
12/07/2008 15:21)
Miangavy @ fanalAna ny sarin 'i badboy
[b]Tratrin'ny palipitasion foana aho raha mahita ny sarin'i badboy[/b]. Toa miodikondina izay ny lohako ary toa misy manindrona mafy ny foko.
Efa fitopolo taona mahery aho fa [b]tsy mbola nahita mal...
tohiny
novalian'i tsimati ny 13/07/2008 23:41
tsikivitsiketraka
(
12/07/2008 14:02)
Celebrer
Miarahaba tompoko ö,
Mba mngataka n'ilay hiran'io Rija Rasolondrainibe hoe celebrer iny azafady ryhy possible.Dia mba mangataka ihany koa raha mety azafady ny mba handefasana nireo hira ao anatin'il...
tohiny
AllVideoGasy
(
12/07/2008 12:56)
www.allvideogasy.com
Tous les clips de Madagascar sont sur AllVideoGasy.com. Hip hop, variétés, pop-rock, rnb, tubes dancefloor, live, reportages, sketchs comiques et même vos vidéos perso. Vous pouvez également déd...
tohiny
novalian'i lohabe ny 13/07/2008 20:57
lazounet
(
12/07/2008 09:11)
toaka ary sigara àry rogony
Ho antsika ray aman-dreny manan-janaka tsy ampy taona, mba azonareo zaraina eto ve ny fombafomba azo atao handresena lahatra an'ireo zanatsika mba tsy hikasihany zava-mahadomelina sy sigara àry za...
tohiny
novalian'i sakaizakely ny 13/07/2008 21:26
badboy
(
12/07/2008 08:56)
Nivoatra ilay fijery momba ny asan'Atra sy ny ataon'olombelo
Izaho nametrak'io fisarahana io t@ voalohany!
Rakaroka nametraka fa tsy mila ampandihizina etsy sy eroa Atraz fa misy andraikitry raolombelona!
Rasiligaoma milaza fa ny olona ihany no mametraka izay...
tohiny
novalian'i Christ ny 01/08/2008 12:31
xxx
(
12/07/2008 07:24)
TRUCS et ASTUCES
O ry zareo ah! raiketo indray samia mba milaza ny sopapa mba hainy reh!
Ahoana kay ny fomba fanalàna calcaire amin'ny Parois douche en verre fa manjavona ny calcaires be mihintsy ilay izy, mokosok...
tohiny
novalian'i Ratoa ny 18/07/2008 13:59
endrika01
(
12/07/2008 05:42)
O REY OLONA E,ANGAHA TSISY FOMBA HAFA?
Raha araka ny vaovao androany ao @Gazetiko ao.Dia tena tsy mendrika mintsy amiko ,ny zava-bitan izy mivady ireto.Izay tranga niseho tany Vohémar tany.Aiza ve de izy mivady izao mintsy no niray tetika...
tohiny
novalian'i tiff ny 04/10/2008 12:01
tsoraka
(
12/07/2008 01:24)
Efa miharihary ve ny tian'i kidoropamba ahatongavana e ???
Nanoratra aho tamin'ny vao niditra ity kidoropamba ity fa manao tetika ankolaka. Dokafana ny TIM dia mihevitra ny olona fa TIM tokoa ary ho tezitra. Dia iny tokoa fa misy milaza hoe efa TIM adala iton...
tohiny
novalian'i tsimati ny 13/07/2008 23:46
Bola
(
11/07/2008 21:48)
Mofo menakely
Nisy nanontany io nefa toa tena tsy fantatro ny fanaovana azy...
Misy mahay ve dia misaotra betsaka mialoha! :)
dia hono aho inona ilay dikan ilay hoe HS soratanareo ireny fa tsy fangtaro dia in...
tohiny
novalian'i lemurbaby ny 24/01/2010 17:11
diamondra27
(
11/07/2008 15:09)
ahoana ny fipetrany
lasa fisainana ihany aho tam le resaka fahoriana tatsy am dinika nataon'i ainaheri momba le olona maty vady.
Ny fanontaniako dia we:
misy olona mpivady X sy Y nanajanaka de maty i X ny zanaka zany...
tohiny
novalian'i haritianah ny 21/07/2008 11:22
enric
(
11/07/2008 11:43)
blaoginy rajou
www.fotolog.com/rajou_12 :lol:...
tohiny
novalian'i 08051972 ny 30/07/2008 19:43
ari.malala
(
11/07/2008 07:42)
nahavariana ahy omaly hariva..
Reseveran'ny taxiB iray izay, nisy moto nandalo nanapaka ny lalanay d tonga d ozy le resevera mantsy ny saofera hoe tonga d dony any reny moto reny... fa manin ny moto no hodonina? Loza hoan'ny fifamo...
tohiny
novalian'i Koditra ny 15/07/2008 20:32
xxx
(
11/07/2008 07:29)
hatraiza no tena fitiavana
Mirahaba antsika rehetra
Izaho de manana olana ka mba tiako ho vahana eto ilay izy
Izaho dia tovovavy mddn ny 30 taona niaraka t@olona zandriko heritaona , nanomboka ny taona 2000 no niaraka teny f...
tohiny
novalian'i xxx ny 30/08/2008 08:44
dziana
(
11/07/2008 07:00)
mangatsiaka,hono,tsinona ny andro!
:?: :?: :?: :?Salut!
Asa nareo raha mba mahatsikaritra fa refa mangatsiaka ny andro de midofaka ny karazam-pofona rehetra!
Indrindra refa miaingina taxi-be ( ny tena mo tsy mahatakatra taxi! ) d...
tohiny
novalian'i ni81 ny 30/07/2008 20:23
ni81
(
11/07/2008 06:29)
Ahoana no fijerinareo ilay fiteny hoe lany zara
Rehefa misy vehivavy tsy manambady, nefa efa somary dila ny fotoana hanamabadiany dia nolazain'ny fiaraha-monina fa hoe lany zara :roll: . Ny sasany anefa mety ho safidiny no tsy nanambadiany satria e...
tohiny
novalian'i Endrika3 ny 27/04/2017 11:09
ravatorano
(
11/07/2008 05:30)
Loza koa izany an ! fahafatesana no ita raha nandrava trano
Ivato
Mpiasa enina indray no namoy ny ainy
Nirodana tampoka, omaly antoandro, ilay trano lehibe tao amin'ny toby miaramila BANI Ivato teo aloha. Indray tototra tao, tsy nisy afa-niala ny olo...
tohiny
novalian'i ravatorano ny 11/07/2008 05:37
LazaDaddy
(
11/07/2008 00:23)
Olona mamono tena: Madagasikara sy Singapour
Toy izao hono ny maha samihafa ny olona mitsambikina avy eny am-baravaran-kely any Singapour sy Madagasikara.
Madagasikara: Boom! AaaAaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa
Singapour: AaaAaaaaaaaaaaaa...
tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 15/07/2008 03:40
LazaDaddy
(
10/07/2008 22:48)
Meet Dave (Eddie Murphy)
Tsy dia mampihomehy loatra toy ny sarimihetsika rehetra lalaovin'i Eddie Murphy ity indray mandeha ity.
Dave Ming Chen...
tohiny
novalian'i cutie ny 15/07/2008 13:56
tess
(
10/07/2008 19:23)
Izany hono de we?????.....
Hono ho aho ???? MISy namana iray izay niteny fa ny tongotra miady lohalika na x na koa bingo hono dia azo ahitsy na dia efa lehibe aza....misy sipa efa lehibe izay X be ny tongony de nahitsy hono ..p...
tohiny
novalian'i kalasnou ny 20/07/2008 22:31
ronaldo09
(
10/07/2008 17:49)
Sepp Blatter :Avelao i C. Ronaldo ho any @ Real Madrid!
Aoka izay ny fanandevozana amin'ny fomba moderna ,ary avelao i C.Ronaldo hifindra any am'ny Real araka ny faniriana! Io no fanakianana nataon'ny filohan'ny FIFA Sepp Blatter androanay araka ny vaova...
tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 13/07/2008 12:23
