O REY OLONA E,ANGAHA TSISY FOMBA HAFA?
1. endrika01
(
12/07/2008 05:42)
Raha araka ny vaovao androany ao @Gazetiko ao.Dia tena tsy mendrika mintsy amiko ,ny zava-bitan izy mivady ireto.Izay tranga niseho tany Vohémar tany.Aiza ve de izy mivady izao mintsy no niray tetika mba hamonoana ity tovovavy 18taona sipan-drangahy.Angah tsisy fomba hafa fa tonga de vely maritoa ery an-tampokandrina?:-w:-w:-w
novalian'i tiff ny 04/10/2008 12:01
2. ainaheri
(
12/07/2008 05:55)
Zay ny elimination ditrect ka,satria ra avela ho velona eo iny mbola mitohy fona ny adalan'ny baininy,nefa tsy mampiova inn,ra mbola manohy ny adalany ihany ilay rangahy!!! Indrisy re ry tovovavy.....aiza doli ny tovolahy?????
3. endrika01
(
12/07/2008 06:45)
ainaheri>ka ity cas ity anié,nifanarahan-drangahy t@ vadiny mihintsy é,lay hamono lay sipakely;tena petsara velagorodona mintsy ny lhl hoatra an-drangahy io.
4. ainaheri
(
12/07/2008 06:59)
non tsy mpiatsaravelaparket ilay rangah ka,ô kontirera...... tiany ny vadiny
6. ainaheri
(
12/07/2008 08:12)
endrika> tsy azoko ny tianao tenenina; iza no miala pà? Ngah tsy oe nifanaraka ndray ry zareo hamono ilay sipa? 8O :idea: :roll: :?:
Mety misy antony maro no nahatonga ilay famonoana,ilay rangah angamba nitetika ny hanal'azy fotsiny fa tsy hanary ny tokantranony,kinanjo mety bevoka tampoka rakalakely,na koa oe;le manao lakôly misodisody ireny,d tsy zakan'ny bainina tsony ka voatery tsy maintsy nitady hevitra tany @ bofy,d io ny vahaolana hitandry zareo angamba(eritreritra ny ahy iny..) G sui dsl pr la zen fie et sa famie

7. endrika01
(
12/07/2008 09:29)
Le lhl io alou hita we le tena expert @filalaovana vhv é,tsy omeko tsiny mintsy lay sipakely raha nikôly t@le lhl.Mety voafitaka izy,na mety kou le lhl no voaloham-pitiavany,na mety io lhl io koa no namaky azy.
9. endrika01
(
12/07/2008 13:06)
xxx:
@izay kosa fay daholo ny mpanodina vadin'olll :-D 8) :lol: :lol:
xxx>tsy hoatranizany no fomba mahomby kosa é,hambom-po be diso tafahoatra io fa tsy mahomby mihintsy!
10. mbaliana
(
12/07/2008 14:15)
@izay kosa fay daholo ny mpanodina vadin'olll
ntss izy maty tsy maheno na inn na inn any am-pasana fa izy mivady na ilay namono olona migadra mijaly any am-ponja elabe ... belle solution hein :-@ :-@ :-@
11. endrika01
(
12/07/2008 14:20)
mbaliana>ita wa tsy nahomby ny tetika,zao ny fonja no miandry ,mivaly sahady ny rà nalatsaka!Lay maritoa angah hanafaka azy ireo am-ponja akory!
12. endrika01
(
13/07/2008 10:38)
VONO OLONA
Maty novelesin-dramatoa maritoa
teo ami'ny handriny ilay sipan'ny vadiny.
TSY NISY RESAKA FA VAO NIDITRA IZY KA NAHITA ILAY TOVOVAVY
DIA NOVELEZINY TAMIN'NY MARITOA TEO AMIN'NY HANDRINY
KA MATY AVY HATRANY.
Tsy nisalasala ramatoa nikapa ny handrin'ilay tovovavy 18taona raha vao nahita
azy ka narian'izy ireo tany anaty kirihitra ny fatiny.tany Antsirabe Avaratra tany amin'ny disitrikan'ny Vohemar no nisehoan'izany ny
alahady alina lasa teo.
Efa mifamaly matetika ireto mpivady nohon'ny fanaovan-drangahy sipa.Asa
anefa na mody miala bala izy raha nilaza fa hoe te hisaraka amin'ilay tovovavy nefa tsy afaka.
NY ANDROTR'IO NANAO PAIKA IZY MIVADY HANAO IZAY HIFANKAHITAN'IZY MPIRAFIVAVY.
ka dia nohetin-drangahy tany an-tranon'ny namany ilay tovovavy,io alina io.
Nataon-drangahy izay fomba hialan-drazazavavy taminy.Efa tonga elaela tao an-trano izy ireo vao tonga ilay ramatoa tompom-bady,izay efa nivimbina maritoa.
tsy nisy resaka fa vao niditra izy ka nahita ilay tovovavy dia novelesiny tamin'iny teo amin'ny handriny ka maty avy hatrany.Notrotroin'ilay rangahy ilay faty ka nariany tsy lavitra ny tanana,
Tetsy andaniny nitady fatratra ilay tovovavy ny ray aman-dreniny.
Nisy ramatoa niteny fa nahita azy niaraka tamin'ilay lehilahy.
Mbola tsy nesorin'ilay rangahy ny akanjony feno rà,izay nibatany ilay razana
ka izay no nahatratrarana azy.
Efa any am-ponja izy mivady amin'izao fotoana izao!!!!! :-w :-w :-w :-w :-w

13. endrika01
(
13/07/2008 10:41)
Zay ny elimination ditrect ka,satria ra avela ho velona eo iny mbola mitohy fona ny adalan'ny baininy,nefa tsy mampiova inn,ra mbola manohy ny adalany ihany ilay rangahy!!! Indrisy re ry tovovavy.....aiza doli ny tovolahy?????
TSY NISY RESAKA FA VAO NIDITRA IZY KA NAHITA ILAY TOVOVAVY:-w :-w :-w
DIA NOVELEZINY TAMIN'NY MARITOA TEO AMIN'NY HANDRINY
KA MATY AVY HATRANY.
14. endrika01
(
13/07/2008 10:42)
Efa mifamaly matetika ireto mpivady nohon'ny fanaovan-drangahy sipa.Asa:-w :-w :-w
anefa na mody miala bala izy raha nilaza fa hoe te hisaraka amin'ilay tovovavy nefa tsy afaka.
15. endrika01
(
13/07/2008 10:43)
NY ANDROTR'IO NANAO PAIKA IZY MIVADY HANAO IZAY HIFANKAHITAN'IZY MPIRAFIVAVY.:-w :-w :-w
16. endrika01
(
13/07/2008 11:28)
Tsy nisalasala ramatoa nikapa ny handrin'ilay tovovavy 18taona:-w :-w :-w
17. endrika01
(
13/07/2008 11:29)
ka dia nohetin-drangahy tany an-tranon'ny namany ilay tovovavy:-w :-w :-w
18. endrika01
(
13/07/2008 11:30)
Nataon-drangahy izay fomba hialan-drazazavavy taminy:-w :-w :-w =D> =D> =D> :evil: :evil: :evil:
19. endrika01
(
13/07/2008 11:31)
Efa tonga elaela tao an-trano izy ireo vao tonga ilay ramatoa tompom-bady,izay efa nivimbina maritoa.:-w :-w :-w
20. endrika01
(
13/07/2008 11:32)
tsy nisy resaka fa vao niditra izy ka nahita ilay tovovavy dia novelesiny tamin'iny teo amin'ny handriny ka maty avy hatrany:-w :-w :-w