O REY OLONA E,ANGAHA TSISY FOMBA HAFA?
21. endrika01
(
13/07/2008 11:33)
.Notrotroin'ilay rangahy ilay faty ka nariany tsy lavitra ny tanana,:-w :-w :-w
22. endrika01
(
13/07/2008 11:34)
Tetsy andaniny nitady fatratra ilay tovovavy ny ray aman-dreniny.:-w :-w :-w
Nisy ramatoa niteny fa nahita azy niaraka tamin'ilay lehilahy.
23. endrika01
(
13/07/2008 11:34)
Mbola tsy nesorin'ilay rangahy ny akanjony feno rà,izay nibatany ilay razana:-w :-w :-w
ka izay no nahatratrarana azy.
24. endrika01
(
13/07/2008 11:35)
[quote]Efa any am-ponja izy mivady amin'izao fotoana izao!!!!! [/quote] :-w :-w :-w
25. naughtyboy
(
13/07/2008 12:23)
mendrika azy mivady io sazy io fihetsika mamoafady tsy azo alana tsiny ary gadra mandrapahafaty aza no tsara @ reto mpamono olona ,aiza ko sady mamitaka no mamono le rangahy tsy rariny :evil:
26. tsiambaratelo
(
13/07/2008 15:10)
naughtyboy:
mendrika azy mivady io sazy io fihetsika mamoafady tsy azo alana tsiny ary gadra mandrapahafaty aza no tsara @ reto mpamono olona ,aiza ko sady mamitaka no mamono le rangahy tsy rariny :evil:
ny zavatra tokony nataon'izy ireo de ny nitondra miharihary teo
imason'ny chef mpokontany ny zava-misy,iaraha-mamaha sy midinika,
ny tany misy fanjakana fa tsy fanjakam-boalvo
ka samy be loha,
1-)mety le sipa mahita an-drangahy be vola,de miraikitra hoatran'ny dita.
2-)mety lay sipa nofitahina we zah mbola tsy manambady,de raikim-pitia lay zanak'olona,avy eo atsipy fa lany ny mamy.De antsoina mintsy ramatoa hiara-hamaha ny olana @habibina.
3-)mety rangahy lay miankina amim-behivavy(vady) de mody ampiasaina zao excuse retra zao hanafenana ny ratsy atao.
4-)na mety mbola misy sipa hafa koa any ambadika de mody asiana foanan-dramatoa aloha ny iray de avy eo anefa manao ihany.
5,6,7,.......
Hasaro-tapiaro sy fitiavan-tena diso tafahoatra mamarina an-kady!
:? :? :? :? :? :idea:
27. degree
(
13/07/2008 18:55)
Nefa tsy dia fampiasana sandry ihany no vaha olana fa mety koa mba misaina kely fotsiny de mampilamin-javatra.
ohatra ilay rangahy : mety tsy miteraka intsony ilay vadiny ka mila mba te hiteraka izy no niarahany t@ ialy zatovovavy kely ka mba notambatambazana ramatoa mba atao toy ny chef na commandeur ara-pitantanana ka ilay zazavavy kosa tsy maintsy tambatambazana ihany koa fa atao toy ny secretaire kely dia jereo anie fa milamina ny afera
ohatra ilay rangahy : mety tsy miteraka intsony ilay vadiny ka mila mba te hiteraka izy no niarahany t@ ialy zatovovavy kely ka mba notambatambazana ramatoa mba atao toy ny chef na commandeur ara-pitantanana ka ilay zazavavy kosa tsy maintsy tambatambazana ihany koa fa atao toy ny secretaire kely dia jereo anie fa milamina ny afera
29. endrika01
(
13/07/2008 19:58)
Aminy zay tsy mba nisy fifanazavana fa tonga vely maritoa,any @tafika aza tsy azo atao ny mitifitra ny fahavalonao hatrany an-damosina(miamboho)fa face;any an-tranony namany no anaovan-drangahy ny bizna,:-w:-w:-w
31. serena
(
19/07/2008 11:06)
rh ny fahitako azy de efa andro farany zao de tsy mahafehy tena intsony ny olona fa manaonao foana mamindra fo @fa tsy fantany angamba zay nataony e :cry:
32. ainaheri
(
21/07/2008 04:50)
Mba ho anatra an'ireny mpangala-badin'oul ireny kosa zany,marina we tsy mety ny nataon'izy mivady fa misy oul ohatra ny tsy mahita hiarahana raha tsy vadin'oul,asa nohon'ny vola sa .......?
33. endrika01
(
21/07/2008 10:49)
ainaheri>hi hi hi,zah ndray ,na tiko sy mamiko hoatrany tantely aza ny vadiko;tsy zay lazainy rehetra akory de ho ekeko avokoa.Aiza no ahalalako na novitainy tany ny lalana(vhv)de mety mitoe-jaza oh le sipa,de asiny esorina ,de tsy mety le sipa,de hoavy izy hanatona anah @maha vadiny ahy,de tantarainy sy ampisehony eo aby fa tena tia ahy izy,de iny koa zah fa iray teti-dratsy!Azafady!Nanao ny atao,nikorisakorisa ka voa vao hitakisakisatra:-P (fihevitro anah irery zay). :D:wink::D
34. sonibi
(
02/09/2008 16:03)
Ka zany ny fitiavana hihihi fa tena zay marina ve ny atony ? Omeko tsiny ihany alo le rangahy ;manina raha nisarahana le sipa re tsy tiana de vita fa tsy ... mety lery koa no tena tsy mavita azy
35. tiff
(
04/10/2008 12:01)
msotra anareo mitatara vao2, ra azoko le tatara de izy mvady no tsy normal sady anatra hoan ny olona miaraka @vadinol ko zany, alaivo renseignement tsara ny olona miaraka amitsika tsi1 1 avy sao de efa vadinol
