nahavariana ahy omaly hariva..

1. ari.malala ( 11/07/2008 07:42)
Reseveran'ny taxiB iray izay, nisy moto nandalo nanapaka ny lalanay d tonga d ozy le resevera mantsy ny saofera hoe tonga d dony any reny moto reny... fa manin ny moto no hodonina? Loza hoan'ny fifamoivoizana io olona io raha indray andro any ka tonga saofera fa izay moto manapaka ny lalany na sendra eo alohany izany d tonga dia ho voadona daolo... anankiray indray tao anatin'io taxiB nandeanako io iany, misy lehilahy iray efa zokinjokiny ihany, tapaka tanteraka ny tongony anila ary mandeha bequille izy, nefa ny nahavariana ahy, dia efa nahazohazo ihany razoky... rehefa niala izy dia mbola niditra tao amin'ilay toeram-pivarotana misy toaka ary nikomandy konsôm... d gaga ftsn ny tena hoe ahoana koa ny fomba hodiany avy eo sa efa mahatoky fa rehefa tsy tafody kelikely dia hisy hitsindroka eny an-dalana?
novalian'i Koditra ny 15/07/2008 20:32
2. tsimati ( 11/07/2008 10:01)
hevitra roa ngezabe ary mavesa-danja no natambatrao ry ari.malala. Efa nitambatra moa ka sarotra ny hanasaraka azy.
Io voalohany io dia tena mitombona satria na saofera na resevera araka ny fiteny azy dia samy tsy nianatra matetika ary manao fisainana be fialonana. Olombelona ny mandeha moto koa ahoana no domina. Mankarary ny fony ny songonan'ny moto. Ny saofera ara-dalana mety mila karama avoavo angamba ka dia ny resevera no mianatra mitondra ary lasa saofera. tsy hainy na ny haja sy maha-olombelona aza fa ny vola ihany no fantany
ny faharoa indray dia izay no atao hoe mivarilavo. Ny olona tsy mahazaka ny tenany tsy mila misotro toaka saingy rehefa be loha na mitondra tehana aza mamo ary mikodia etsy sy aroa. Ry zareo mpivavaka angamba no mahita hevitra amin'ireny fa ny olon-tsotra dia aleo izy ho faty eo rehefa maika hisotro poizina. misy manavotra foana mantsy ka faly mivarilavo.
Avy eo lazaina koa fa ny mpitondra fanjakana no nampivarilavo azy. sa tsy izay ?
3. ravatorano ( 11/07/2008 10:39)
ari < d aoana ouz njy mantsy an ilay resevera :?:
tsy mahagaga ange ireny e! efa mahazatra raha ny fihetsiky ny ankamaroan'dry zareo ireny satria everiny fa anazy irery ny lalana ka na mandona izy na mibahana ; izay ihany no adiny e

ilay razoky indray : manala azy lery e ! mbola tsy ampi dozi tsara d naleony aloha nanampi keli kanou
:-D :-D :-D
tafody foana ireny eh ! taiza koa no mbola nisy dizina be tsy tonga antrano izany ! itany foana ny lalana mody :-D :-D :-D mahagaga an !
4. ainaheri ( 11/07/2008 11:06)
Ny ankabeazan'ny soafera ireny d resevera niakatra,misy ny sasany na ny code d la route avy tsy hainy fa manao tsinjery maimbo ,permis-mborotsiloza...Izay no tsy mampisaina ilay resevera,marina fa mety aratra ilay mpitondra moto,ny zvtr tsy takan'ny sainy d we ;aona ny fotoana lany refaveo raha voadona iny olona na ilay moto ?
5. dziana ( 11/07/2008 11:36)
Mahagaga miitsy fa ny ankamaroan'ny resevera dia manana saina tsy dia mazava² loatra! ary saika ry zareo no mibaiko ny saofera amin'ny atao rehetra.
Ny marina koa de tsy de ao loatra le resaka fahalalam-pomba amin'ny ankamaroan'izy ireny.Ny fiadivana amin'ny voyageur manginy fotsiny.
Mampalaelo! fa azy irery ngamba ny lalana e?
Tsy zakan'ny sainy ko ngamba oe moto no hisongona azy? sa mialona le moto satria milay be le moto nefa ny azy ny fiara efa manepotra ny setroka
:/ :/

Le razoky ndray de tsy omena tsiny fa mbola tiny hiala teo ko ny tongony iray sisa e! :-D :-D :-D
6. ari.malala ( 11/07/2008 12:58)
ny tsy fanajan'ny resevera mpandeha aloha efa tsy mahagaga intsony e! efa zary fiainana isanandro... aiza ko na dia vao hanomboka hiasa izany aza ve dia tena tsy hanana madinika na dia 5000F ihany aza ho famerim-bola? fa tena ampidininy mintsy anie raha vao mitondra vola vaventy e! raha ianao mpandeha efa ao anatiny no mba te hidina eny @ toerana tsy misy arret dia mahazo teny gasy mazava tsara fa ts arret eo, nefa raha misy olona manakana d mijanona soamantsara ry zalah! vola hiditra io ko! vitsiana izany saofera tsy mandray olona am ts arret izany amizao fotoana izao! ny tena mandrangitra d refa hariva amizao andro ririnina izao d mampifilafila b rizalahy vao mitondra...
7. ni81 ( 11/07/2008 13:07)
Mampalahelo mihitsy ange ilay fiaraha-monina e! Raha sanatria ka ny fianakaviany no mitondra moto ka ho donin'ny olona dia angamba tena adim-borontsiloza higagàna no hiseho, fa saingy tsy an'azy mantsy dia hoe dony any io e! Izany dia efa mampiseho ny toetra ratsiny. Ny olona mazàna dia hita taratra foana ny fomba fisainany hoe manao ahoana.
Ilay tsy fisian'ny vola madinika indray na eto frantsa aza dia tsy mitondra mihitsy ny bus raha tsy manana hamerenana ny volanao.
8. tsiambaratelo ( 11/07/2008 16:03)
Tsy ny resevera rehetra no tsy mahay ny Code de la route.Fa mety koa ilay nitondra moto nangalatra a droite de tezitra ny mpamily,satry raha voadona lery dia ny fiara no omena tsiny volou satry ngôda be ny fiara @fomba fijery fotsiny!Fa refa natao ny polisy ny asany de hita fa le motard no diso.Aty aminay aloha dia bobaka be mintsy ny moto raofiny polisy fa ireny hono no mahatonga ny accident hitombo,le mpanao livraison sakafo na entana any @supermarche tsis mety mande tsony aoriany @8 fa alainy polisy ny moto!Masika be tsis indrafo na tsolotra ry zareo polisy aty!:-D:-D:-D refa samy manana ny lalana natokana hoany fiara ny moto motocycle,ny mpandeha an-tongotra dia tokony samy hanaja aniny ny tsirairay!Momba lay mpigoka ndray,efa tiany hafohizina angamba ny andro iainany satry mety tsy zakany intsony ny onjam-piainana.:-P:-P:-P
9. Koditra ( 11/07/2008 17:00)
ari.malala> ilay tantara voalohany tsy ho valiako fa efa maro ireo nanome valiny isankarazany. Fa eo @ ilay tantara faharoa no nahalasa saina kely ahy dia somary averiko kely alo ilay tantaranao faharoa, tafaraka tao anaty taxibe nareo sy ilay razoky mitondra bequille, mazava oazy izany fa niaraka niala t@ arrêt iray nareo, mazava oazy koa izany fa niara-niditra tao @lay mpivarotra toaka nareo avy eo satria tsy afaka ny iteny Ari.malala oe mbola ni-commande konsôm izy raha tsy nanitrimaso enao, dia enga anie ry Ari ka mba tsy nifandom-bera nareo tao fa mba nividy bonbon ho an'ny ankizy no nidiranao tao @lay mpivarotra ! (vazy²ko io ry Ari a)
Nahafantatra olona iray zay koa a, angamba ilay antsoitsika hoe efa tena miondana satri isan'andro isaky ny vao mifoha maraina razoky defa miainga @ 100ar, tsy misy tsaky fa efa mivatsy sira vaingany ho solon'ny tsaky, dia mikarama mitaona entana eo @ manodidina eo, ny vola azo hanampiana dôzy, d tsy azoko lé revy :-D :-D
10. fahamarinana ( 11/07/2008 17:39)
:arrow: :-D :-D koditra,iny koa no tsy hitako,ary mandinika mihintsy ianao ty, :wink: (l)
11. mbaliana ( 11/07/2008 18:11)
tadidiko indray mande zay tao nice dia niaraka tamin'ny ankizy namana teto amin'ny serasera tao anaty daba dia nisy bisikileta telo teo alohanay dia noteneniko ny sofera hoe klaxoner-o dia amin'izay mihataka fa sady toran'nyhehy ry zareo no niteny hoe tsy azo atao... ka zay aloha no fanaoko e aty aminay e... fa za tsy mandona kosa e....:^)
ireny mpidoroka ireny angamba misy adi-tsaina ka :?
12. tess ( 11/07/2008 18:38)
halako kosa alou lay mpande velo maka ampovoandalana be ireny e! aiza moa no tsy ho voadoadoana foana am tsy misy antony, aty aminay efa misy lalana kely manokana ho an'ny mpande velo eny am trottoir fa de eny ampovoan'ny lalana ihany no misosa...

ho anlay rangahy tapatongotra midoroka indray! atao ahoana fa zay sisa no fahafinaretana hanany....indrisy.....
13. Rasiligaoma ( 11/07/2008 19:36)
tandremo fa ao anaty code de la route dia vehicule ny velo!
ary mitovy amin'ny madona bulldozer ihany ny sazy azonao rehefa mandona an'ireny.
14. tess ( 11/07/2008 20:38)
eny na ny mpandeha antongotra aza dia otrzay ihany fa raha adalàny kosa no hahafaty azy misy ny code ho an'ny mpandeha rehetra na antongotra na velo na moto na fiara :°) efa misy sisiny kely natokana ho an'ny mpandeha antongotra sy ny velo kosa ve raha hisolatsolana eny ampvoan'ny arabe izy mety ho tonga ny accident.....mba tokony hifanaja :wink: ny mapndeha rehetra
15. Rasiligaoma ( 11/07/2008 21:52)
raha any ivelany, ny mandona mpitaingina velo ka naharatra azy, na izy aza no diso dia rehefa mandeha ny constat dia lasa ianao
16. mbaliana ( 12/07/2008 14:10)
marina daholo anie zany ...fa nareo miteny an'izany fa ny tena mandreraka aty aminay rehefa misy embouteillage be iny dia ny mpitaingina moto miditra eo anelanelan'ny fiara roa na koa ilay eo anelanelan'ny trottoir sy ny daba mande dia raha sendra hoe lasa naka sisiny loatra le fiara 1 dia tsy omby moto dia ry zareo indray no mi klaxonner an'ilay daba hisaka kely handehanan'ny moto....mihafy mihitsy ny mpitondra daba e :-D :-D :-D
17. niryna ( 13/07/2008 20:51)
ari.malala:

ny tsy fanajan'ny resevera mpandeha aloha efa tsy mahagaga intsony e! efa zary fiainana isanandro... aiza ko na dia vao hanomboka hiasa izany aza ve dia tena tsy hanana madinika na dia 5000F ihany aza ho famerim-bola? fa tena ampidininy mintsy anie raha vao mitondra vola vaventy e! raha ianao mpandeha efa ao anatiny no mba te hidina eny @ toerana tsy misy arret dia mahazo teny gasy mazava tsara fa ts arret eo, nefa raha misy olona manakana d mijanona soamantsara ry zalah! vola hiditra io ko! vitsiana izany saofera tsy mandray olona am ts arret izany amizao fotoana izao! ny tena mandrangitra d refa hariva amizao andro ririnina izao d mampifilafila b rizalahy vao mitondra...


marina izany tsy tokony andray izy ary tsy tokony anala olona eny anelanelany eny koa.Ny aty aminay rehefa aorian'ny 11 alina dia mahazo miala eny amin'izay tiany hialana ny olona saingy tsy ho voatery andray koa izy fa raha sendra hoe miala ny olona dia miditra ny tena dia mety ihany.
Ilay toe-tsaina mihitsy indray no tena mampalahelo e ho an'ireo mpitondra sy resevera " jejojejo saofera raha mamindra vitesy fa misy kala manja eo amin'io devant-ny io ooo "
:D
18. ari.malala ( 14/07/2008 07:08)
tsiambaratelo:

Tsy ny resevera rehetra no tsy mahay ny Code de la route.Fa mety koa ilay nitondra moto nangalatra a droite de tezitra ny mpamily,satry raha voadona lery dia ny fiara no omena tsiny volou satry ngôda be ny fiara @fomba fijery fotsiny!Fa refa natao ny polisy ny asany de hita fa le motard no diso.Aty aminay aloha dia bobaka be mintsy ny moto raofiny polisy fa ireny hono no mahatonga ny accident hitombo,le mpanao livraison sakafo na entana any @supermarche tsis mety mande tsony aoriany @8 fa alainy polisy ny moto!Masika be tsis indrafo na tsolotra ry zareo polisy aty!:-D:-D:-D refa samy manana ny lalana natokana hoany fiara ny moto motocycle,ny mpandeha an-tongotra dia tokony samy hanaja aniny ny tsirairay!Momba lay mpigoka ndray,efa tiany hafohizina angamba ny andro iainany satry mety tsy zakany intsony ny onjam-piainana.:-P:-P:-P


mety izay no hitanao fa ny hitako no tantaraiko... nanapaka ny lalanay no nolazaiko fa tsy nilaza mintsy ah hoe mangalatra droite na gauche na milieu:°) sa i endrika le polisy niasa t@ io andro hariva io? :°) tsy nisy resaka mintsy teo we voadona le moto, fa ozy ah hoe nasain'ilay resevera nodomin'ilay saofera ilay moto nanapaka lalana... aiza aza nareo zany! mamaky alou vo mamaly manao komantera ry endrika a!

19. ari.malala ( 14/07/2008 07:10)
koditra, hihihi, d ra dozy b niaraka taminy mou za d aona? :^) :-D :-D :-D :-D :-D :-D
20. Koditra ( 14/07/2008 21:22)
Ari : farafaharatsiny alo akàna ilay bonbon saika ho entina hoan'ny ankizy analàna fofona entina miditra ny trano d refa tonga ny mihevitra :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8827